Fahasoavana Tsenantsika Ambalavao

Fahasoavana Tsenantsika Ambalavao Tsena kely sakafo Malagasy mametraka ambony ny soa toavina malagasy sy ny finoana kristianina ho antom-pisiany. Satria tia antsika Andriamanitra❤️

Te hizara fitiavana, fifanampiana, ary indrindra ny fahatsaran’Andriamanitra amin’ny mpiara-miaina rehetra.

Tongava mamangy fa Mirary dia Mirary ny sakafontsikaNy tombony azo dia hanampiana ireo zanantsika sahirana sy tsy misy m...
21/07/2026

Tongava mamangy fa Mirary dia Mirary ny sakafontsika
Ny tombony azo dia hanampiana ireo zanantsika sahirana sy tsy misy mpiahy eto Ambalavao,
Sarobidy izy ireny ary maniry koa hanana ho avy toy ny ankizy rehetra
Ndao ary hifanohana
Tahina Rasolondraibe
AFA justice et protection des enfants
Association A.F.A Anjara Fitahin'Ankizy

Ao Ve isika o,Manatsara hatrany ampitiavana be izay azonay atolotra ho anao izahay eto amin’ny tsenantsika Fahasoavana. ...
03/03/2026

Ao Ve isika o,
Manatsara hatrany ampitiavana be izay azonay atolotra ho anao izahay eto amin’ny tsenantsika Fahasoavana.
Tongava mamangy anay,
Vidiny tena Mirary, sakafo matsiro sy voatandrina tsara
Satria Sarobidy aminay hianao ❤️

Eto Sahamasy isika 🛐

01/12/2025

Misokatra hatrany ny tsenantsika manomana zavatra Tsara ho anao❤️
Andao hifandray
Andao hifanohana
Andao hifankatia
Andao ho any andanitra ❤️🙌🏻

Manasa anao, Te hifindray aminaoTe hanolotra ny Tsara ho anao Tsy sakafo ihany fa « fitiavana indrindra indrindra »Satri...
22/10/2025

Manasa anao,
Te hifindray aminao
Te hanolotra ny Tsara ho anao
Tsy sakafo ihany fa « fitiavana indrindra indrindra »
Satria Sarobidy hianao ❤️

Address

Ambalavao
Ambalavao
301

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahasoavana Tsenantsika Ambalavao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category