22/07/2025
๐ป๐๐ถ๐๐จ๐๐จ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ ๐ต๐ ๐๐จ๐๐ถ๐ฟ๐ฐ๐ฟ๐ฐ๐๐จ๐บ
๐ฅ๐๐๐ก'๐ฆ ๐๐ฅ๐ข๐จ๐ฃ ๐๐๐ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐๐ข ๐๐ก๐๐ข
๐๏ธ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ผ๐ท ๐ผ๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ
๐Ahazahoana tombony mihoatra ny eritreretinao
Ny votoatin'ny fiofanana dia volavolain'ny TEKNISIANA AMBONY
DOKOTERA VรTรRINAIRE
INJENIERA NY FIOMPIANA
๐ Alakamisy 24 jolay , akoho gasy sy poulet de chair
๐ Atoro anao ny fomba fampitomboana taranaka akoho lahy iray sy vavy dimy ho Tonga 500 ao anatin'ny taona iray
๐poulet de chair mahazo lanja 2kg sy 700 grama ao anatin'ny 32 Andro, misy protรฉine manokana mampitombo haingana ny akoho azonao jifaina ao
๐ฅZOMA 25 jolay
Fiompiana kisoa manatavy sy mampiteraka
Ho fantatrao daholo ireo fanalahidy mampitombo haingana ny kisoa anatin'ny 3 volana sy ny teknika fampiterahana, fanafody Ary ny fiarovana amin'ny aretina
๐ฅHo hitanao ao ny fampianarana mikasika ny BSF na ny Black Soldier Fly ahazahoana olitra vaventy homena ny biby fiompy mampihena ny fandaniana amin'ny provandy
๐ฐSARAM-PIOFANANA 35000 Ar/jour
๐ TOERANA Salle d'ลuvre Masera ANOSIMASINA
๐งญ 08:00 Samy amin'ny valo ora maraina vonjivonjeo fa voafetra ny toerana
โ๏ธ0336995520
๐0382395520
AZOโค๏ธHIVELOMANA๐งกTSARA๐NY๐FIOMPIANA๐