Aiz'akoho

Aiz'akoho Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aiz'akoho, Farm, Ambatomanga.

Kombo Ny kombo dia race Akoho vao2 , mazaka ny marim-pahana eto amitsika, mora taizaina !! Afaka atao taiza gasy afaka t...
13/10/2025

Kombo
Ny kombo dia race Akoho vao2 , mazaka ny marim-pahana eto amitsika, mora taizaina !! Afaka atao taiza gasy afaka taizaina en cage ou Sol ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š
! Ny marina kokoa dia Otran ireny akoho Gasy ireny fa no hatsaraina ho aro Fenitra kokoa sy haingam-pitombo kokoa !!! Ny tombony @ ity race akoho vao2 ity dia ny VAVY 1 dia AKAFA mamokatra Atody 160 a 200 pieces ( Manomboka 3,5 a 4 bolana dia manatody)
Ny LAHY KOSA AFAKA ATAVEZINA OTRANโ€™IRENY CHAIR IRENY ( nefa ny tsironโ€™ny tena tsara otranโ€™ny gasy ihany !!!!
Kombo 15 jours zao ny @ sary
Feno 4 semaines vao Mivarotra ndray izahay ( vita vaccin tsara tsis atahorana, ny rappel sisa no ataonao zay hanjifa azy ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š
Tsar ry zareo ilay izy a!!! ๐Ÿฅฐ
Tsy mandany fotoana be nefa Mampiditra vola tsara ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š๐Ÿฅฐ

Address

Ambatomanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aiz'akoho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category