Elike 💗 Abonné page azafady 💪

💫 TONONANDRO ALAKAMISY 3 JOLAY 2025 🌤️Hafatry ny andro : Aza manao toy ny Dôkotera milefa aretina miambôho adidy. Ny tia...
03/07/2025

💫 TONONANDRO ALAKAMISY 3 JOLAY 2025 🌤️

Hafatry ny andro : Aza manao toy ny Dôkotera milefa aretina miambôho adidy.
Ny tiako lazaina eto dia raiso ny adidy izay tandrify anao mba ahafahanao mandroso eo amin’ny fiainana

Aza adino ny mizara ny tononandro aminy fianakaviana ; amin’ny namana ary amin’ny ilay malalan’ny foanao e
Mirary tontolo andro finaritra daholo

Na Alakamisy : Andron’Dehilahy raha jerena araka ny toetrany ; andro tsara ; vitao ny adidy e ;
✍️ Mpanoratra : Nofy Madagascar 🇲🇬

♈ BÉLIER
🔥 Toe-javatra : Andro Tsara ny anio ; andraisana adidy ary hananganana ny vato fototr’ ireo projet nao rehetra ny andro androany.
❤️ Fitiavana : Mila matoky tena ianao anio ; matokisa valeur ; ary aza be fisalasalana raha ny ara pitiavana no jerena
💶 Vola : ambininy ianao anio ; tsara ny fidiram bola ; ary miezaha tsy dia manao fandaniana firy aloha androany

🎨 Loko : Maintso
🤝 Mifanambina : Verseau
🔢 Isa : 1, 10, 28
✅ Tanjona : miezaha miresaka amin’ny olona izay hitanao fa afaka hanampy anao anio fa hahitanao voka tsoa izany

♉ TAUREAU
🔥 Toe-javatra : Aza mora saro kenatra anio ; aza misalasala raha ohatra ka misy hevitra tianao aseho na amin’ny fianakaviana izany na amin’ny mpiaramiasa ; fa hahazo tombotsoa manokana ianao
❤️ Fitiavana : Mila fandeferana ao anatiny tokantrano
Raha tsy izany dia ho mora rava io
💶 Vola : Aza miankina amin’ny olona fona raha ny ara bola no jerena ; ezaho ajoro tsara ny tady vola zay tianao hatao fa hitondra vokatra tsikelikely izany

🎨 Loko : Volomboasary
🤝 Mifanambina : Lion
🔢 Isa : 4, 13, 22
✅ Tanjona : Mahaiza mizara traikefa ; experience zay avy niainanao ; antony izany mba anehoana fa mba maro ihany ny nandalovanao zay

♊ GÉMEAUX
🔥 Toe-javatra : Aza manaiky ataon’ny olona tsisy dikany ; tsy hoe rehefa mila anao izy zay voa manatona ; mba manàna reserve kely fa aza manaiky atao otrany zany
❤️ Fitiavana : Tandremo ihany ny fanaovanareo double jeu e ( fampirafesana zany ) fa rehetra tratra anier io ka efa

tahin'ny andriamanitra izay mahita ity androany 🙏🙏
06/06/2025

tahin'ny andriamanitra izay mahita ity androany 🙏🙏

24/04/2025

Address

Ambosary Sud
Amboasary Atsimo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elike posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category