Hellouuuu 🥰
Misy izay isa ilainareoo ny BISKY MALAGASY androanyy fa alefaso mialoha fotsiny ny commande handaminako ny trajet
Nohon'ny hetraketraky ny jiramaty kosa dia TSY misy ny Cake Tonga Dia Vonona androanyy 🥺🥺😩
MP izayyy hanaterana azyy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏 🙏 🙏 ♥️
23/06/2026
L'heure du "noana lava" a déjà commencé 🫣😂
Ireto aloha misy ManaCake atao goûté 🥰
Farany ho an'ny androany annh☺️
-Tout Choco INTENSE GM 1 (17.000Ar) MM 1 (14.000Ar)
-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)
-Marbré GM 1 (15.000Ar) MM 1 (12.000Ar)
-BISKY MALAGASY (7.000Ar ny 1 paquet de 200g)
MP ary izay hanaterana azyy ooo
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️
Hellouuuu
Tonga Dia Vonona zaooo dia ireo ihany annh☺️
-Marbré GM 1 (15.000Ar)
-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)
-Tout Choco INTENSE GM 1 (17.000Ar)
-Tout Choco INTENSE MM 1(14.000Ar)
-BISKY MALAGASY 5 paquets (7.000Ar ny 1 paquet de 200grammes /40 pièces environ)
MP ary izay hanaterana azyy ooo
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️
⚠️Misy Offre FRAIS MORA raha maka Biscuit+Cake😉
18/06/2026
Farany ho an'ny androany ary eee😊
-Marbré Choco aux raisins secs GM 1(17.000Ar)
-Marbré GM 1 (15.000Ar)
-Tout Choco INTENSE GM 1 (17.000Ar)
-BISKY MALAGASY (7.000Ar ny 1 paquet de 200gr)
MP foanaaa 🥰
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️
18/06/2026
Hellouuuu 🥰
Tonga Dia Vonona zaooo
-Marbré GM tsotra 1 (15.000Ar)
-Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny 1)
-BISKY MALAGASY 5 paquets (7.000Ar ny 1)
-Marbré aux raisins secs GM 2 (17.000Ar ny 1 fa vao ho masaka avy eo)
⚠️Tohizana ny frais de livraison 1.000Ar(Centre Ville)raha sady maka Cake no maka BISKY ⚠️
MP ary izayy hanaterana azyy fa ireo ihany ny androany anh☺️
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️
Be the first to know and let us send you an email when ENY ManaCake posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.