M.M.B Varotra

M.M.B Varotra VARY MAKALIOKA
Avy any Ambatondrazaka
Qualité tsara
Misy foana ato aminay
Afaka mamatsy:
•Grossiste
•Epicerie
•Olo-tsotra
•Sns,..
034 15 717 76

Vary Makalioka Tsy mifangaro, madioAvy any AmbatondrazakaPrix : 3 700Ar / Kg 185 000 Ar / Gony( 50 Kg)Ambolokandrina 034...
27/01/2025

Vary Makalioka
Tsy mifangaro, madio
Avy any Ambatondrazaka
Prix : 3 700Ar / Kg
185 000 Ar / Gony( 50 Kg)
Ambolokandrina
034 08 418 84

Mankasitra antsika izay efa nanjifa rehetraAmin'ny Sabotsy indray ny arrivage manaraka Vary MakaliokaMadio, tsy mifangar...
23/01/2025

Mankasitra antsika izay efa nanjifa rehetra
Amin'ny Sabotsy indray ny arrivage manaraka
Vary Makalioka
Madio, tsy mifangaro
Avy any Ambatondrazaka
034 08 418 84
Toerana: Ambolokandrina
MP

Vary avy any Ambatondrazaka MakaliokaTsy mifangaroMadio034 08 418 84 Mp Ambolokandrina
19/01/2025

Vary avy any Ambatondrazaka
Makalioka
Tsy mifangaro
Madio
034 08 418 84
Mp
Ambolokandrina

Gisa matavy Ambolokandrina 034 15 717 7670 000Ar à 80 000 Ar
07/12/2024

Gisa matavy
Ambolokandrina
034 15 717 76
70 000Ar à 80 000 Ar

Vary makalioka fotsy madio tsara Avy any Ambatondrazaka 137 500 Ar ny 50kg  ( 1 Gony )Eto Ambohipo 3 cheminsMp034 15 717...
06/08/2024

Vary makalioka fotsy madio tsara
Avy any Ambatondrazaka
137 500 Ar ny 50kg ( 1 Gony )
Eto Ambohipo 3 chemins
Mp
034 15 717 76

Leo vary mifangaro stock na misy vato ve ianao?    Ato aminay misy vary makalioka fotsy madio tsara ( tsy mifangaro, tsy...
31/07/2024

Leo vary mifangaro stock na misy vato ve ianao?
Ato aminay misy vary makalioka fotsy madio tsara ( tsy mifangaro, tsy misy vato) avy any Ambatondrazaka. 137 500Ar ny 50kg. Afaka manome @ kapoaka iany koa izahay: 790Ar ny kapoaka
- Ra maka plus de 10 sac dia misy fihenambidy
Toerana: Ambohipo 3 chemins
Manao livraison
0341571776/ 0340841884
NB: mba mitondra solona gony azafady indrindra tompoko.

Address

Ambohipo
Ambohipo
101

Telephone

+261341571776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M.M.B Varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M.M.B Varotra:

Share