Sogany

Sogany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sogany, Food & Drink, Ambositra.

08/10/2023
Ho antsika lehilahy
21/09/2023

Ho antsika lehilahy

Ny tisane détox dia :     🌀Manadio sy manasitrana ny taova anaty toy ny vavony, aty, tsinay,fo sns   🌀Mampidina ny tahan...
23/08/2023

Ny tisane détox dia :
🌀Manadio sy manasitrana ny taova anaty toy ny vavony, aty, tsinay,fo sns
🌀Mampidina ny tahan'ny cholesterol
🌀Manala ireo tavy sy menaka manodidina ny kibo
🌀Mampitàna ny vatana
🌀Manatsora rà
🌀Manamafy ny hery fiarovan'ny vatana

Fampiasana azy:
🍁Atao amin’ny rano mafana 01 kopy ny 01 sotrofihinana,sotroina alohan’ny sakafo.

🍵Tena tsara ny misotro azy isa-maraina (1 kaopy) raha hanala ireo "toxines" ao anaty vatana sy hanala ny TAVY sy MENAKA manodidina ny KIBO,

🍵Raha toa ka hitsabo ny aretim-bavony sy taova kosa dia misotro 2 kaopy isan’andro mandritra ny 7 andro misesy.

Marihina fa "concentré de jus" ary bio 100%
TSY MISY PRODUITS CHIMIQUES sy
TSY MISY CONSERVATEUR

PRIX: 7 000Ar

LIVRAISON:
🛵gratuite raha tsy lavitra ny centre ville
🛵 2000 ar raha périphérique
034 21 874 18

Address

Ambositra

Telephone

+261342187418

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sogany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category