FA Délices Sucrés

FA Délices Sucrés Offrez vous un instant de bonheur avec nos délices sucrés 🍰🥞🥯🥧🎂qui réveillent les papilles 😍🥰❤️
# pâtisseries # gâteaux

Tsotsotra nefa tsara Kely ooh🥰🎂alefaso commande fa atao manjakely sady machiro beuh 🥰😝ny gâteau anareo😉
28/05/2026

Tsotsotra nefa tsara Kely ooh🥰🎂

alefaso commande fa atao manjakely sady machiro beuh 🥰😝ny gâteau anareo😉

Aiza daholy le mitady gâteau fête des mères ooh🍰💝Mbola mandray commande izahay an, sady misy prix spécial fête des mères...
27/05/2026

Aiza daholy le mitady gâteau fête des mères ooh🍰💝

Mbola mandray commande izahay an, sady misy prix spécial fête des mères 🥰😍
Rehefa karazana gâteau d'événement🍰🥧🎂 rehetra de afaka ataonay avokoa,
Alefaso aingana commande sod tara ooh😉

Bento cake🎂🍰12000ar fotsiny de efa mahazo aan😍😋Alefaso 2 jours avant ny commande ary Eeh📢😁Toerana: Ampitatafika
29/11/2025

Bento cake🎂🍰
12000ar fotsiny de efa mahazo aan😍😋
Alefaso 2 jours avant ny commande ary Eeh📢😁

Toerana: Ampitatafika

Ho fanombohana ny fiarahana dia ity ny offre spéciale fête 🎉🥰Alefaso dieny izao ny commande fa 25000ar🥧🍰 daholy ny gâtea...
28/11/2025

Ho fanombohana ny fiarahana dia ity ny offre spéciale fête 🎉🥰
Alefaso dieny izao ny commande fa 25000ar🥧🍰 daholy ny gâteau pour 6 personnes sy ny bûche de noël 🌲🎂,
Tolotra manankery manomboka androany io aan😉📢📢📢

Misokatra amin'ny fiaraha miasa gâteau d'événement rehetra ihany koa izahay ❤️🎉

26/11/2025
Tongasoa eto amin'ny pejy 🎉🥳🥰🎂Misokatra ho antsika rehetra izay mankafia pâtisseries 🍰🥧sy viennoiseries🥖🥐 ny pejy.Afaka ...
26/11/2025

Tongasoa eto amin'ny pejy 🎉🥳🥰🎂

Misokatra ho antsika rehetra izay mankafia pâtisseries 🍰🥧sy viennoiseries🥖🥐 ny pejy.
Afaka manjifa sy manao commande ary amin'ny vidiny tena mirary nefa tsara an😋😍.
Manao ny momban'ny gâteau d'événements rehetra izahay 🎉🎉🎂 eo ihany koa ny karazana viennoiseries feuilleté na brioché toy ny:
➡️croissant, pain au chocolat, pain raisin, flan, mille feuille, petit pâté sns...

Manasa antsika ary anaraka ny pejy, ifampizara amamiana ihany koa sika ann😍😘

Address

Ampitatafika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FA Délices Sucrés posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category