Mamy Tote Bag

Mamy Tote Bag Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mamy Tote Bag, Grocers, Andranoro, Analamahitsy.

31/08/2026
12/07/2026

♥️Mirary Fahombiazana ho anao ny Kitapo Moderne 🙏🏻

🎉🎉 VITA SOAMANTSARA NY COMMANDE LEHIBE 1 500 PIÈCES! 🎉🎉🙏🏻 Mankasitraka indrindra ny Fikambanana avy any Toamasina izahay...
11/07/2026

🎉🎉 VITA SOAMANTSARA NY COMMANDE LEHIBE 1 500 PIÈCES! 🎉🎉
🙏🏻 Mankasitraka indrindra ny Fikambanana avy any Toamasina izahay noho ny fahatokisana napetrakareo tamin'i KITAPO MODERNE. 💜🤍
✨ Vita tamim-pitandremana sy tamim-pitiavana ny commande: 👜 Tote Bag personnalisés

‼️Afaka manao ireto koa izahay :

🎽 Tee-shirt 🧢 Casquette 🎒 Pochon 👝 Trousse 🦺 Gilet de travail ...ary ireo vokatra rehetra ilainareo araka ny fangatahana.
💖 Isaorana manokana ianareo mpanjifa rehetra izay manohy matoky ny kalitao sy ny serivice homen'ny Kitapo Moderne.
♥️♥️ Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanome ny tsara indrindra isan'andro. 🙏🏻🥰

‼️Ho anareo:
📢 FIKAMBANANA • ORINASA • ENTREPRISE • ONG • ÉCOLE • OLONTSOTRA
Mitady: ✅ Tote Bag personnalisés ✅ Tee-shirt ✅ Casquette ✅ Gilet de travail ✅ Pochon ✅ Trousse ✅ Goodies publicitaires
➡️ Mandray commande isan'andro izahay, na kely na lehibe. ✨
💰 Condition de vente :
✔️ 50% Acompte rehefa manao commande ✔️ 50% sisa aloa amin'ny livraison
📞 Téléphone : 034 96 553 18 💬 WhatsApp : 034 68 289 67 📧 Email : [email protected]
🧾 NIF & STAT : À JOUR ✅
🌟 KITAPO MODERNE – Kalitao ✔️ Fahatokisana ✔️ Fanaterana ara-potoana ✔️
🙏🏻 Tongava maro hanao commande! Ho faly izahay hiara-hiasa aminareo amin'ny tetikasa rehetra. 🥰🎉👜✨🤝💜

24/06/2026
24/06/2026

TOTE BAG PERSONNALISABLE 👜✨
🌿 Tissu Drill blanc cassé
📏 Dimension : 39*40 cm
🌿 Tissu coton rayure bleu & blanc
📏 Dimensions disponibles : 35*40 cm & 40*40 cm
💖 Élégant • Solide • Tendance • Réutilisable
🎁 Idéal pour cadeau, boutique, entreprise, école, association, évènement, goodies…
✨ Personnalisation disponible selon votre goût :
🖨️ Logo
📝 Texte
🎨 Motif
💼 Marque / Entreprise
📦 Grande quantité disponible
⚡ Réalisation rapide et soignée
👌 Travail propre et professionnel
🔥 Commande en détail & en gros acceptée 🔥
📲 WhatsApp : 034 68 289 67
📞 Contact : 034 965 5318
📧 Email : [email protected]
🧾 Facture disponible
✅ NIF & STAT à jour
💙🤍 KITAPO MODERNE 🤍💙
✨ “Votre satisfaction, notre priorité” ✨

24/06/2026

✨👜🎒 KITAPO MODERNE – MANOMBOKA MANDRAY COMMANDE IZAHAY! 🎒👜✨
🔥 Te hampiavaka ny marikao, ny orinasao, ny association-nao, ny sekolinao na ny hetsikao ve ianao?
💯 Eto aminay no ahitanao vokatra vita tsara, mateza ary azo personnaliser-nao araka izay ilainao!
✅ Tote Bag en tissu Soga Écru
✅ Trousse personnalisable
✅ Pochon pratique sy élégante
✅ Sac à dos à cordon (Kenda Homana)
✅ Impression logo, texte, motif, slogan ary visuel isan-karazany
🌟 Mbola manana tote bag vierge maro koa izahay
🎀 En tissu Drill blanc cassé : 39*40 cm de dimension
🎀Tissu coton rayure bleu et blanc : 35*40 cm....40*40 cm
Tissu Toile bleu Roi : 30*40 cm. Avec trousse GM 29*19*8 cm

🌟 Tsara endrika sady matanjaka 🌟 Mety amin'ny cadeaux, goodies, évènements, entreprises, écoles, associations ary usage personnel 🌟 Fanamboarana araka ny filan'ny mpanjifa 🌟 Impression madio sy maharitra
🎯 Mandray COMMANDE rehetra izahay, na kely na betsaka! 🎯 Personnalisation araka izay tianao 🎯 Livraison araka ny fifanarahana
📞 Téléphone : 034 96 553 18 📲 WhatsApp : 034 6828967📧 E-mail : [email protected]
🧾 Facture disponible ✅ NIF & STAT à jour
💬 Alefaso Message dieny izao ny projet-nao dia omenay devis haingana!
❤️👜🎒 KITAPO MODERNE ✨ Ny kalitao sy ny fahafaham-pon'ny mpanjifa no laharam-pahamehanay! ✨
👜🎒✨🔥💯❤️

24/06/2026

🦺✨ GILET MULTIPOCHES PERSONNALISABLE – KITAPO MODERNE ✨🦺Tena vidiny mirary ‼️
Mitady gilet matanjaka sy matihanina ho an'ny Entreprise, Association, Société na olontsotra ve ianao? 🤩
✅ Tissu Drill 100% Coton ✅ Misy doublure anatiny ✅ Zaitra mafy sy mateza 💪 ✅ Couleurs maro azo isafidianana 🎨 ✅ Azo asiana Logo, Soratra, Nom d'entreprise 🖨️ ✅ Personnalisation araka izay ilainao ✨ ✅ Commande minimum : 5 pièces
🎯 Mety tsara ho an'ny : 🏢 Entreprise 🤝 Association 🏛️ Société 👷 Chantier 📋 Enquêteurs 🚜 Projet 👨‍🔧 Techniciens 👩‍💼 Olontsotra
📞 Contact : 034 96 553 18 📱 WhatsApp : 034 68 289 67 📧 Email : [email protected]
🧾 Facture disponible ✅ NIF & STAT à jour
💬 Alefaso aminay ny logo-nao dia izahay no mikarakara ny ambiny! 😊✨
❤️ 🦺 🏢 🤝 📋 🇲🇬 ✨ 📦

Address

Andranoro
Analamahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamy Tote Bag posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category