Chez Mi-kely

Chez Mi-kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Mi-kely, Kitchen/Cooking, fihaonana, Ankazobe.

15/04/2026
🔥♥️TOFU♥️🔥
14/04/2026

🔥♥️TOFU♥️🔥

Elaela zay eh?😁🥰Ity misy rindrandamina Kely vaovao, izay inoako fa tena mety aminao🥰Isaky ny asabotsy dia mety tsy hisok...
25/03/2026

Elaela zay eh?😁🥰
Ity misy rindrandamina Kely vaovao, izay inoako fa tena mety aminao🥰
Isaky ny asabotsy dia mety tsy hisokatra izahay ,fa kosa mandray commande foana izahay ary isaky ny asabotsy dia hisy promotion foana😍🔥
Izany dia atomboka amin'ny asabotsy izao🎉 , ka ireo amin'ny sary ireo ary ny promotion voalohany♥️🔥🎉
Mandray commande izahay mpahatongan'ny zoma ariva ☎️📞📱
Afaka mandray proposition koa izahay izay mba sakafo tianareo ♥️😍🥰😘

Misy lera ny fakana ny sakafon-tsika ka izany dia atomboka amin'ny 3 ora tolak'andro.

Kitio ary ny sary dia alefao ny commande par MP eh📱📱📱♥️♥️🌹

tsara ihany koa ny mahafatatra azy itony mba ahafahana mandanjalanja ny sakafo hoanina sy mba ahaizana mandrindra ny fot...
20/01/2026

tsara ihany koa ny mahafatatra azy itony mba ahafahana mandanjalanja ny sakafo hoanina sy mba ahaizana mandrindra ny fotoanan'ny sakafo 🥰🔥💯🙏

tena tsara koa ny mahafatatra azy tony😅😂🔥🌹sao hitetikka anefa anotaniana hoe inona Zao no anaran'io tetika carotte io di...
08/01/2026

tena tsara koa ny mahafatatra azy tony😅😂🔥🌹
sao hitetikka anefa anotaniana hoe inona Zao no anaran'io tetika carotte io dia hoe tetika Madinika eh🤣🤣🤣
reo izy ireo,, fa Mbola maro ny akoatran'ireo an😇🔥

tantely oooh🥰🔥💯🌹😇ahay Zavatra maro ianareo oa😅
07/01/2026

tantely oooh🥰🔥💯🌹😇
ahay Zavatra maro ianareo oa😅

fromage fondu🥰😍🌹tena tsara ny mahay azy😋,,afaka ampiarahana amin'ny karazana sakafo maro, afaka hoanina amin'izao koa an...
06/01/2026

fromage fondu🥰😍🌹
tena tsara ny mahay azy😋,,
afaka ampiarahana amin'ny karazana sakafo maro, afaka hoanina amin'izao koa anefa an🥰😋 asina saucisses Kely toy ny amin'ny sary fotsiny ohatra dia efa mety😋🔥
na afangaro amin'ny laoka koa tsara bé❤️💯 izany hoe anaovana sauce mamy Kely eh😅🥰🌹
tsara foana hoy aho ny mahay lakozia eh😅🥰🌹

fizarana fahasoavana❤️🔥🌹sambatra ny manome nohon'ny mandray😇💯🌹
06/01/2026

fizarana fahasoavana❤️🔥🌹
sambatra ny manome nohon'ny mandray😇💯🌹

🥰🔥🌹 recette oooh😍📢
03/01/2026

🥰🔥🌹 recette oooh😍📢

crispy 😋🔥🌹
03/01/2026

crispy 😋🔥🌹

hanome ny tsara indrindra ho anareo🥰🙏💯
03/01/2026

hanome ny tsara indrindra ho anareo🥰🙏💯

Address

Fihaonana
Ankazobe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Mi-kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share