TOFU by gasy soja

TOFU by gasy soja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TOFU by gasy soja, Food service distributor, ankorondrano, Ankorondrano.

TOFU OOOOH 📣📣📣Sakafo maivana sy mora karakaraina no atoroko anao dia ny tofu zany 👉🏻tofu fait maison 👉🏻sakafo mora karak...
02/07/2026

TOFU OOOOH 📣📣📣

Sakafo maivana sy mora karakaraina no atoroko anao dia ny tofu zany
👉🏻tofu fait maison
👉🏻sakafo mora karakaraina
👉🏻madio
👉🏻Manome Hery sy fahasalamana

🍝misy ilay prêt à manger
🧀misy ihany koa ireo mbola nature
manasa anao Ary fa voafetra ihany ny vokatra isanandro,

📦prix livraison 4.000ar (tana ville)
📍point de récupération Ankorondrano
📲 commande sur MP
☎️ 0389487643

TOFU FAIT MAISON sakafo tena idealy hoan ny fahasalamana     manome hery fiarovana hoan ny vantana amin izao andro manga...
23/06/2026

TOFU FAIT MAISON
sakafo tena idealy hoan ny fahasalamana manome hery fiarovana hoan ny vantana amin izao andro mangatsika be aretina izao
♦️mahasalama 💪
♦️mety hoan ny rehetra 👍👍
♦️sakafo hoan ireo tsy afaka mihina kena 🧆
♦️matsiro sy madio 👌
♦️mety amin ny sakafo rehetra 🥘🌮

commande et info : MP
tel :0389487643
lieu de récupération : Ankorondrano
prix : 5000ar
livraison manomboka 3000ar

🌱 TOFU BY GASY SOJA 🌱Mitondra ho anao tofu frais vita amin'ny soja voafantina, novokarina tamim-pitandremana mba hanomez...
18/06/2026

🌱 TOFU BY GASY SOJA 🌱
Mitondra ho anao tofu frais vita amin'ny soja voafantina, novokarina tamim-pitandremana mba hanomezana kalitao sy tsiro tsara indrindra.

✅ 100% soja voajanahary
✅ Madio sy vaovao isan'andro
✅ Be protéine ary mahasalama
✅ Mety amin'ny karazan-tsakafo maro

Na ho an'ny sakafo andavanandro, na ho an'ny sakafo maivana sy mahasalama, ny tofu dia safidy tsara ho an'ny fianakaviana manontolo.

📩 Raha mila fanazavana fanampiny na hanafatra dia aza misalasala mandefa hafatra aminay.

prix : manomboka amin 3500ar
point de récupération : Ankorondrano
commande : MP na 038 94 876 43
Livraison rapide 📦

Tofu By Gasy Soja – Kalitao, Fahadiovana ary Tsiro miavaka.

Tofu fait maison 😋😋(viande soja)👉🏻madio Sy ara pahasalamana 👉🏻mahasolo Hena sy vomaina 👉🏻mety amin olona marefo s’y mana...
19/03/2026

Tofu fait maison 😋😋(viande soja)

👉🏻madio Sy ara pahasalamana
👉🏻mahasolo Hena sy vomaina
👉🏻mety amin olona marefo s’y manao fanatanjahatena
👉🏻mora karakaraina ary mahavita sakafo maro

Mp ou 038 94 876 43
Livraison 🚚 4000Ar (tana plein ville)
❣️point de récupération ankasina

Miarahaba tompoko oh 😃Sakafo maivana sy mora karakaraina no atoroko anao dia ny tofu zany 👉🏻tofu fait maison 👉🏻sakafo mo...
16/02/2026

Miarahaba tompoko oh 😃
Sakafo maivana sy mora karakaraina no atoroko anao dia ny tofu zany
👉🏻tofu fait maison
👉🏻sakafo mora karakaraina
👉🏻madio
👉🏻Manome Hery sy fahasalamana

📦prix livraison 4.000ar (tana ville)
📍point de récupération ankasina 67ha
📲 commande sur MP

Address

Ankorondrano
Ankorondrano
TANA101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261388150713

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TOFU by gasy soja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share