29/05/2026
🎁 LALAO & FANOMEZANA 🎁
Te hahazo Carte Éducative Bilingue maimaim-poana ho an’ny zanakao ve ianao? 😍📚
Izao no atao raha handray anjara :
✅ Araho (Follow) ny pejy
✅ Ataovy J’aime ity publication ity
✅ Manorata anaty commentaire :
👉 “Tiako ho an’ny zanako 😍”
✅ Tageo namana 3
✅ Partageo ao amin'ny mur anao Ary anaty groupe Facebook 5 ary asao n'y namanao hilalao ihany koa 😍
🎉 Olona iray no hahazo ny Carte Éducative Bilingue maimaim-poana !
💰 Raha te hividy kosa ianao dia 20 000 Ar ny vidiny 📚
⏳ Hivoaka ny valiny afaka 5 andro
Mirary soa daholo 🥰✨