11/10/2025
Rehefa nanandrana maro bé izahay dia nanao ny anay ❤️
Natao tsiro miavaka, tsiro isan-karazany ary vidiny mirary ...
Manasa anareo hanjifa.
Afaka hatao goûté an'ny rehetra na ankizy na lehibe , na ireo tena lehibe 😁 noho izy malefaka tsara 🙂
Hoanareo mpivarotra ihany koa, omena fihenam-bidy ianareo toa ireo izay efa miara miasa aminay 🙂
Handramo dia antsoy foana izahay fa haterinay any ny tsakotsako matsiro kelinareo 🚚🚴♂️
VITA MALAGASY