Tsena Gasy - Fitsaboana lafika-Tsatoka

  • Home
  • Tsena Gasy - Fitsaboana lafika-Tsatoka

Tsena Gasy - Fitsaboana lafika-Tsatoka Toerana : Ankazobe
Numero +261335447361. Fizahana : 7000ar.

17/06/2026

Rehefa maniry ifandray amiko :

_ Voalohany raiso oe tsy mpahary aho tompoko 😥, fa mitankasina.

Tsy afaka adidy andro ka iteny oe **AO FA OMEKO GARENTIE ianao **

_ Diovy ny foa fa tsy ikatramo aminao na alavitra aza ianao amin'ny fanafody izay ilainao ihany koa.

_ Rehefa zahako ny olona ka mampiasa sikidy aho, tsy voatery zay lazainao eo no oe ho marina satria ambadika mety lavitra resahinao aza no tena olana.

_ Ny kilema voalohany mahavoa sy ahavoazampahavalo anao, na am vorika na tolaka dia fiandrasana andro. Rehefa miandry andro mitsabo ianao dia fiparitahany aza no zavadoza kokoa 😊😊.

_ Tsy miova fa fitsaboana Zaza eto amin'ny pejy dia izay foy foana 🙏🙏.

Raisiko tsara ianao, satria tanana mifanampy isika. Manankasina koa ianao.

Mirary ny soa sy ny tsara 🙏🙏🙏

Miatrika fanadinana avokoa ny ankizy amin'izao. _ Tsofiko rano mba ho lavitrin'ny Rofy _ Ahomby sy tafita ary tsy ho res...
16/06/2026

Miatrika fanadinana avokoa ny ankizy amin'izao.

_ Tsofiko rano mba ho lavitrin'ny Rofy
_ Ahomby sy tafita ary tsy ho resintosika.
_ Ahita ny fahombiazana hatrany.

Tsofy rano foana io zanakao io, rehefa reharehanao dia aza anaovana vava ratsy.

Andehy tsy ho ela zao ny fanadinana BEPC.

Raiso vilia jobo asio loharano velona (eau de soruce)...

Asio tsanganolona, tany malandy, renitantely,...
Maka tahonkasina dia tsofy rano ilay zaza 🙏🙏🙏

Raha misy aminareo mananjanaka tia hiatrika fanadinana dia alefao amiko anarany 🙏🙏 ho entiko ambavaka hatrany 🙏🙏

Mikasika ireo zava manankasina no ho azavaina fohifohy anio.Maro ianareo ipetrahan'izy ireo misedra zava sarotra ao anat...
14/06/2026

Mikasika ireo zava manankasina no ho azavaina fohifohy anio.

Maro ianareo ipetrahan'izy ireo misedra zava sarotra ao anatin'ny fikarakarana.

Mazana tsy vita ireo ala saritaka natao ka mety mbola voafatotra tanteraka amin'ireo atao oe olana misy :

1) Feno masantoko
2) Mosavy sy sakana
3) Tsatoka
4) Hozona...

Ao anatin'ny fikarakarana ihany koa tsy vita mora manala masantoko 😅.
Io aloha mila vonoina asorimpaka tanteraka raha tiana hiroso anaty dingana manaraka.

2) Tsy vaky lela, anaty ny tsapatsapa no ahitana hoe marintoerana tsara ve zavatra misy aminao.

Mbola mandalo ny fitsarana azy oe tsy masantoko tokoa ve ny mivoaka amina fa tena izy.

Marihana entoana fa na inona zaavtra aminao dia midiova foana, na efa mijoro aza.
Maro tia kitsapatsapa ary io tsy ampoizina mintsy.

Misy manontany oe mitovy ve fomba fikarakarana :

_ Zanahary
_ Vazimba
_ Zaza vavindrano
_Dadibe.

Valiny, tsia tsy mitovy fa samy manana ny fombany avokoa ireo.

Maka foana tsodrano Ray amandreny rehefa miroso fa tena zava dehibe io.
Aza tonga dia tia mirongo vakana raha mbola ao anatiny fikarakarana ianao.
Mahaiza madio fo, satria ahaizanao mifehy ny tenanao koa io.
Tsy hoe misy olona mitsapa anao dia ande ho fahaizina iny 😅😅.

Soavatsara, ho tahianjanahary aby 🙏🙏🙏

Fampatsiahivana,Voalohanteniko dia misaotra anareo taizako efa mahalala mikasika fikarakarana ary mahatoky hatrany.🙏 Ave...
13/06/2026

Fampatsiahivana,

Voalohanteniko dia misaotra anareo taizako efa mahalala mikasika fikarakarana ary mahatoky hatrany.

🙏 Averiko, tsy oe Andriamanitra mpifehy ny andro aho ka iteny oe amin'izao ianao no sitrana.
Ka iteny koa oe ao fa omeko garentie ianao fa ivaha aingana olanao.

🙏 Tsy afaka andahatra ny andro aha meva anao ihany koa satria alahatra fa tsy mpandahatra aho.

🙏 Rehefa itsabo dia matokisa ny tenanao aloha oe matoa za itsabo dia tsy maintsy sitrana.
Satria raha ho be ahiahy, tebiteby ianao dia tsy isy ininona mintsy ho azonao.

🙏 Aza tia mampitaha zavatra mahazo anao amin'ny hafa na oe samy tolaka na vorika iray aza mahazo.

🙏 Fadio miandriandry andro raha sanatriavina tolaka ratsy na vorika ratsy no mahazo satria mivoatra aingana izy ireny ka aha ela fahasitrananao.

🙏 Ho anareo alavitra na faritra dia aza manahy fa matoa eto ny pejy,tsy ikatramo aminareo amin'ny fanafody alefa mintsy fa tsy maintsy azonareo zay fanafody nafarana 🙏🙏

Mazahoa ny meva aby 🙏🙏
Raha maniry ifandray dia tonga dia mandefasa msg na miantsoa raha sendra tsy enligne aho.

fans
Tsena Gasy - Fitsaboana lafika-Tsatoka

⏩⏩ Lafika Anisan'ireo atao oe tolaka ratsy mazana mahazo ny tovovavy amin'izao.Mazana ao antsaina hoe efa lehibe vao met...
11/06/2026

⏩⏩ Lafika

Anisan'ireo atao oe tolaka ratsy mazana mahazo ny tovovavy amin'izao.
Mazana ao antsaina hoe efa lehibe vao mety voan'izy io.
Fa mbola kely aza dia afaka asian'olondratsy azy io fa lehibe vao miseho.

Toy ny ahoana fisehoany na fambara ?

➡️ Maty ambohoka foana ny zaza
➡️ Potika ambohoka lay zaza
➡️ Marary ny ilany havia ambanin'ny kibo
➡️ Sarompiterahana foana
➡️ Tsy afadrivotra
➡️ Mety arahina nofy ratsy manindry ihany koa

Ahoana itsaboana azy ?

Voalohany aloha, miteraka aretina maro izy io rehefa tena mihitatra.

➡️ Regle mande lava
➡️ Fivontosana anaty anefa asorina dia miverina
➡️ Olana amin'ny tranonjaza
➡️ Mety ihany koa lasa iteraka olana anaty tokantrano
➡️ Rehefa ela ny ela ireo aretina anaty ireo mety lasa hiombo cancer ihany ka tsy vitan'ny fitsaboana nentimpaharazana fa ilaina fanatonana dokotera.

Tsy mitovy avokoa ny fitsaboana lafika amin'olona misy azy.
Satria misy ny lafika tsy aretina io anaty io ihany, fa misy ny mety singambatanao azon'olona dia naleviny amin'ny toerana sarompady izay mila ravaina.

Raha maniry ifandray ianao.

Laharana azahoana ahy : 0335447361
Afaka mandefa Mp iany koa.

Ho anisan'ireo olona ho tafita anie ianao ao anatin'ny fianakaviana misy anao 🙏🙏Hanonga vintana, ary hibosesika ny soa s...
10/06/2026

Ho anisan'ireo olona ho tafita anie ianao ao anatin'ny fianakaviana misy anao 🙏🙏

Hanonga vintana, ary hibosesika ny soa sy ny tsara. Ho ambininjavantsoa iany koa tokatrano misy anao.

Ho mamy hoditra amin'ny fiarahamonina.

Ho lavitrin'ny loza sy ireo tetika ratsy fahavalo.

Raha naniry zaza ahazo,
Nitady asa ahita,
Raha ande itady ravinahitra any ivelany ahita ny soa sy ny tsara ihany koa 💖💖.

Ho tsara andro avy.

Aza adino mizara pejintsika 🙏🙏💖💖💖

Fitsaboana voankanina,Matetika be ahiahy isika rehefa oe mitsabo tena.Fa tiako lazaina oe manao ezaka rehetra na dia olo...
04/06/2026

Fitsaboana voankanina,

Matetika be ahiahy isika rehefa oe mitsabo tena.
Fa tiako lazaina oe manao ezaka rehetra na dia olombelona aza aho manome fanafody mifanentana mikasika antsika.

Tsy mora mahazo singa ka mety gaga isika, tsy oe zavatra alaina fahatany izy ireny ka mety mora itsara.

Anisany vorika tena zava doza ny voankanina, ka raha ela mitsabo ianao dia fahafatesana voalohany azo.

Aza kivy izany mitsabo 🙏
Dieny mbola vao manomboka dia tsara ongotana satria miteraka aretina maro.

Soavatsara tahianjanahary.

SASAMPOANAMatetika rentsika izy io,Fa anefa dia ao anatin'ny tsatoka ihany,Anarana ilazana oe tsatoka fa ny tsatoka koa ...
02/06/2026

SASAMPOANA

Matetika rentsika izy io,

Fa anefa dia ao anatin'ny tsatoka ihany,

Anarana ilazana oe tsatoka fa ny tsatoka koa mizara arakaraka ilay olona ratsy mitolaka.

(fanakorontanan, olana tsy mety mivaha, tsy tia mainty....)

Ny sasampoana dia miseho amin'ireto lazaiko ireto.

1) Raha misy lafika ianao, ka nazahoan'olona singa dia ireny lay apetrany amin'ny toerana sarompady be.
Ka na mihinana fanafody aza dia rava ambohoka foana ny zaza (Foana)

2) Tsy mety mahita ny anjara tandrify mintsy, mety ho lasa manontany tena oe olona ratsy ve ianao, sa olona voahozona 😊

3) Olona mitady ary tena mahita vola fa rava oazy ary tsy mety mahatambola mintsy.

4) Aretina miverimberina tsy ahitanao fanafana mihintsy.

5) Mety iseho koa misy korontana foana lafiny tokantrano....

Ny tsara foana dia miezaka mitady ny fakan'olana rehefa mitsabo fa tsy manao fitsaboana anaty torohevitra.

Satria ny zavatra ho ampiasainao tokony tsy ifanohitra amin'ny vintana misy anao.
Ny fitsaboana na mitovy aza zavatra mahazo tsy voatery itovy mintsy ny fanafody oe ampiasaina.
Ny faharetany taminao fotsiny dia efa manova zavatra maro be,

Zay no fizarana azo atolotram ho antsika ka mirary ny soa sy ny tsara hatrany.

Laharana azahoana : 0335447361

fans
Tsena Gasy - Fitsaboana lafika-Tsatoka

Faly miarahaba antsika rehetra indray,Ny fikarakarana amin'ny oe fitedavana zaza dia sarotra ary tsy mora indrindra anat...
04/02/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray,

Ny fikarakarana amin'ny oe fitedavana zaza dia sarotra ary tsy mora indrindra anaty fikarakarana.

Maro amintsika no tia kiandrakandrana anaty torohevitra etsy sy eroa tsy hifanomezantsiny anefa.

Fa mila fantarinao anefa,

>>> Ny ainao tsy voavidy vola raha sanatriavina mitombo iny tolaka ratsy anatinao iny.

>>> Ny lafika no mahavita mamono zaza ambohoka, satria mipetraka sy mihalehibe manaraka lay zaza izy rehefa anaty tranonjaza.

>>>Mangatsiaka tranonjaza lava, tsy afadrivotra mintsy...

>>> Sahirana eo ampiterahana na koa tsy maharitra zaza rehefa teraka dia maty ihany koa.

Tsy mitovy avokoa fomba fitsaboana lafika isakin'ny vehivavy mitondra azy satria mazana misy tena efa zavatra hafa ampifangaroin'ireo mpamorika anatiny.

Raha mbola tsy niteraka ka efa misy azy io dia tsaboy...
Aza miandry fotoana satria tena sarompady resaka fiterahana sy fazahoana zaza.

Miraru soa antsika jiaby, ho tahianjanahary 🇲🇬

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Gasy - Fitsaboana lafika-Tsatoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service?

Share