OASIS SHOP

OASIS SHOP DISTRIBUTEUR GROSSISTE
MARCHANDISES GÉNÉRALES

Tel: 038 07 007 02 / 038 07 007 40 / 038 37 007 37

Heinnn! Zoma indray ny andro an... Dia hoe hifandoberakely ve?Eny ary e. Ity ny boisson énergisante maro samy hafa hamal...
28/08/2026

Heinnn! Zoma indray ny andro an... Dia hoe hifandoberakely ve?

Eny ary e. Ity ny boisson énergisante maro samy hafa hamalifaly anao amin' izao faran'ny herinandro izao.
⚡️Manomboka eto dia manana tsiambaratelo ianao mba tsy ho lany hery mihitsy. {Prix revendeur hatrany} 🥂

Tongava haingana ary ety amin'ny Oasis Shop izay akaky anao
📍 Oasis Shop Tsaralalana 📞 038 07 007 02
📍 Oasis Shop Andravoahangy 📞 038 07 007 40
📍 Oasis Shop en face Anjary Tsaralalana 📞 038 37 007 37

Efa tonga ato amin'ny Oasis Shop indray ireo karazana déodorants  maro samy hafa ! 🛍️✨Araraoty hatrany ny Prix Mora ato ...
26/08/2026

Efa tonga ato amin'ny Oasis Shop indray ireo karazana déodorants maro samy hafa ! 🛍️✨
Araraoty hatrany ny Prix Mora ato aminay ! 💸🔥

Efa hafana be indray izao io andro io, ka manome prix revendeur hatrany izahay mba hiatrehanareo ny tontolon'andro tsy araham-pofona hafahafa. 🌸

Raha mila déo ianao dia manatona ety amin'ny Oasis Shop izay akaiky anao :

📍 Oasis Shop Tsaralalana (📞 038 07 007 02)
📍 Oasis Shop Andravoahangy (📞 038 07 007 40)
📍 Oasis Shop en face Anjary Tsaralalana (📞 038 37 007 37

🫧 Produit de nettoyage 🫧Aza misahirana intsony amin'ny fanadiovana fa efa samy manana ny asany avokoa ireto produits ire...
24/08/2026

🫧 Produit de nettoyage 🫧
Aza misahirana intsony amin'ny fanadiovana fa efa samy manana ny asany avokoa ireto produits ireto (gel WC, liquide vaisselle,gel do**he, sns.). Ny kalitao raha teo efa hiaraha malala🥰🤗

Prix Revendeur hatrany 🌿

Ireto avy ary ny toerana ahitana anay raha hanjifa ny produit de nettoyage ianao
📍Tsaralalana - Ambodifiakarana : 038 07 007 02
📍Andravoahangy : 038 07 007 40
📍En face Anjary Hotel Tsaralalana : 038 37 007 37

🌸 Ireto zavatra ireto moa izany dia mitovy amin'ny fandoavana facture isam-bolana ny fividianana azyHo anareo vehivavy i...
24/08/2026

🌸 Ireto zavatra ireto moa izany dia mitovy amin'ny fandoavana facture isam-bolana ny fividianana azy
Ho anareo vehivavy iza amin'ireto no fampiasanao?
💖 Maro ny karazan-tserviette hygiénique maro no disponible ato amin'ny OASIS SHOP, azo hisafidianana tsara araka izay mety aminao. ✅

❌ Na ho an'ireo mbola hivarotra (prix revendeur) na ho an'ireo vehivavy mila manana stock ho azy manokana, dia manana ny vidiny tena mora izahay ! ❌

Ireto avy ny toerana hahitana anay ✨ :
📍 Oasis Shop Tsaralalana (📞 038 07 007 02)
📍 Oasis Shop Andravoahangy (📞 038 07 007 40)
📍 Oasis Shop en face Anjary Tsaralalana (📞 038 37 007 37)

Cahiers M&G 📚, Vision 📓, Champion 📕, Bonjour 📗Tolotra Mora amin'izao fidiran'ny mpianatra izao 🎒!Hamorao ny fidiran'ny m...
19/08/2026

Cahiers M&G 📚, Vision 📓, Champion 📕, Bonjour 📗

Tolotra Mora amin'izao fidiran'ny mpianatra izao 🎒!
Hamorao ny fidiran'ny mpianatra miaraka amin'ny OASIS SHOP💡

Tongava eny amin'ny Oasis Shop izay akaiky anao raha mitady fitaovana mora vidy nefa tsara kalitao ✨.
📍 Oasis Shop Tsaralalana (📞 038 07 007 02)
📍 Oasis Shop Andravoahangy (📞 038 07 007 40)
📍 Oasis Shop en face Anjary Tsaralalana (📞 038 37 007 37)

# OasisShop

🔥 VAOVAO BE ATO AMIN’NY OASIS SHOP! 🍜✨Tonga indray ny Mie Sedaap isan-karazany, ho an’ireo tia tsiro, masiatsiaka ary ma...
18/08/2026

🔥 VAOVAO BE ATO AMIN’NY OASIS SHOP! 🍜✨

Tonga indray ny Mie Sedaap isan-karazany, ho an’ireo tia tsiro, masiatsiaka ary mafilotra! 😋

🌶️ Korean Spicy Chicken
🧀 Korean Cheese Buldak
🔥 Mi Goreng Spicy’licious
🍗 Mi Goreng Ayam Krispi

Tongava dieny izao eny amin'ireo tranombarotra Oasis Shop akaiky anao :

📍 Oasis Shop Tsaralalana (📞 038 07 007 02)
📍 Oasis Shop Andravoahangy (📞 038 07 007 40)
📍 Oasis Shop en face Anjary Tsaralalana (📞 038 37 007 37)

# OasisShop

Nous serons fermés demain samedi 15 août 2026 (Assomption).📅 Réouverture dès lundi aux heures habituelles.🛍️ N'oubliez p...
14/08/2026

Nous serons fermés demain samedi 15 août 2026 (Assomption).

📅 Réouverture dès lundi aux heures habituelles.
🛍️ N'oubliez pas de passer faire vos provisions à l'avance !

🌟 Stylo Reflex ! 🖊️✨ Hanomboka indray izao ny fidiran'ny mpianatra. Koa aza misahirana intsony mitady stylo tsara ho an'...
11/08/2026

🌟 Stylo Reflex ! 🖊️

✨ Hanomboka indray izao ny fidiran'ny mpianatra. Koa aza misahirana intsony mitady stylo tsara ho an'ny zanakao, fa mety aminao indrindra ity Stylo Reflex ity (vidiny mirary nefa mateza).
🎁 TOLOTRA FONOSANA 5 ahitana loko maro samihafa : 🔵 🟢 🔴 ⚫

Ka tongava haingana ary eny amin'ny Oasis Shop izay akaiky anao (Aza tara fa vitsy ny stock):
📍 Oasis Shop Tsaralalana (📞 038 07 007 02)
📍 Oasis Shop Andravoahangy (📞 038 07 007 40)
📍 Oasis Shop en face Anjary Tsaralalana (📞 038 37 007 37)

Chips Peke ! 😋🍟Ankafizo ny fotoana mahafinaritra miaraka amin'ny chips Peke!🍟 Misy tsiro maro azo hisafidianana😋: Cheese...
06/08/2026

Chips Peke ! 😋🍟

Ankafizo ny fotoana mahafinaritra miaraka amin'ny chips Peke!🍟 Misy tsiro maro azo hisafidianana😋: Cheese, Sour Cream & Onion, BBQ, na ilay masiaka kely Hot & Spicy.

Tongava mivantana avy hatrany any amin'ny Oasis Shop izay akaiky anao ianao.
📍 Oasis Shop Tsaralalana (📞 038 07 007 02)
📍 Oasis Shop Andravoahangy (📞 038 07 007 40)
📍 Oasis Shop en face Anjary Tsaralalana (📞 038 37 007 37)

🖤 Maneho ny fiaraha-miory sy ny firaisankina.Amin'izao fotoan-tsarotra lalovan'ny firenentsika izao, Oasis Shop dia mane...
24/07/2026

🖤 Maneho ny fiaraha-miory sy ny firaisankina.

Amin'izao fotoan-tsarotra lalovan'ny firenentsika izao, Oasis Shop dia maneho ny fiaraha-miory lalina amin'ireo fianakaviana rehetra niharam-boina sy voakasik'ity loza ity.

Mirary fiononana sy hery ho an'ireo rehetra namoy havana sy niharam-pahavoazana izahay. Enga anie ny firaisankina sy ny fifanohanana no hanampy antsika hiatrika izao fotoan-tsarotra izao.

🕊️ Mirary fiadanam-po sy fampaherezana ho an'ny vahoaka Malagasy rehetra.

Address

-> IBM 73 TSARALALANA (En Face Etablissement GALLOIS), ,/> ANDRAVOAHANGY (près De Caisse D'épargne)
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 17:00
Tuesday 06:30 - 17:00
Wednesday 06:30 - 17:00
Thursday 06:30 - 17:00
Friday 06:30 - 17:00
Saturday 06:30 - 16:00

Telephone

+261380700702

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OASIS SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OASIS SHOP:

Shortcuts

Share