Tsenavao

Tsenavao Distributeur en ligne de marchandises générales spécialisés en Produits de première nécessité et produits maraichères VITA MALAGASY en détails et en gros.

Iza daholo moa ireo olona mpankafy dessert rehetra!!!! 🍇🍎🍏🍐🍑🍓🍒🍋🥝🥑Inty ny tolotra tena mety ho anao, sady amin'ny vidiny ...
24/03/2022

Iza daholo moa ireo olona mpankafy dessert rehetra!!!! 🍇🍎🍏🍐🍑🍓🍒🍋🥝🥑

Inty ny tolotra tena mety ho anao, sady amin'ny vidiny mirary tena mirary an ;)



PACK DESSERT🍹🍒🍑

"Commandio" dieny izao e!! 📩📝



📞📱Antsoy ihany ity laharana ity raha misy mbola tianao ho fantatra :

034 07 324 67 📞📱

Salama e 👋👋Aloha ny hanaovanao ny lisitr'ireo zavatra hiantsenana anio dia jereo kely anie ireto voka-tsoa azo avy amin'...
22/03/2022

Salama e 👋👋

Aloha ny hanaovanao ny lisitr'ireo zavatra hiantsenana anio dia jereo kely anie ireto voka-tsoa azo avy amin'ny CELERI ireto e!!! 📃 📝



✅Miandy amin'ny homamiadana (cancer).

✅Manamora ny fivalanana

✅Manala ny loto ao amin'ny vatana

✅Manalefaka ny fanaintainana

✅Manalefaka ny fanaintainana mandritra ny fadimbolana

✅Mandanjalanja ny tosi-dra

✅Manafaingana ny fanenam-batana

Sy ny maro tsy voatanisa.....



👉👉Noho izany, aza adinoina mihitsy ny mampiditra ny CELERI ao anatin'ny lisitr'ireo entana vidina anio. 👌

Vita ve ny liste!!? alefaso MP amin'i TSENAVAO Amin'izay ary e! 📩📬

Tsy ho lany fotoana handeha hiantsena ianao, nefa ny commande-nao azo soamatsara avokoa, no tsara kalitao❤️😍



📱 📞 Antsoy ihany ity laharana ity raha misy mbola tianao ho fantatra :

034 07 324 67 📱 📞☎️

Eeeee!! Anio koa anie ka:👉JOURNEE MONDIALE DU ZERO DECHET👈 ♻ Les musées préservent notre passé; le recyclage préserve no...
18/03/2022

Eeeee!! Anio koa anie ka:
👉JOURNEE MONDIALE DU ZERO DECHET👈
♻ Les musées préservent notre passé; le recyclage préserve notre avenir. ♻

BONNE SEMAINE DAHOLO ooooooo :)Alefaso dieny izao indray ary ny commande "provision 1 semaine" e!!!Alefaso aminay MP ny ...
14/03/2022

BONNE SEMAINE DAHOLO ooooooo :)

Alefaso dieny izao indray ary ny commande "provision 1 semaine" e!!!

Alefaso aminay MP ny lisitr'ireo zavatra ilainao.

Antsoy ihany ity laharana ity raha misy mbola tianao ho fantatra :
034 07 324 67

PS: hitondra vaovao tsara be ny pejy amin'ity erinandro ity an!!!

Tsiditsidio matetika ny pejintsika. Aza adinoina ny manao j'aime raha mbola tsy nanao izany ianao

"il n'y a aucune limite à ce que nous pouvons accomplir en tant que femme." - Michelle Obama
08/03/2022

"il n'y a aucune limite à ce que nous pouvons accomplir en tant que femme." - Michelle Obama

⛔⚠ ⚠ Aza dia variana amin'ny resa-be mandalo fa efa ao akaiky ao anie   e!! 🌀 🌪 ⛔Mihomana tsara mba tsy tampohan'ny loza...
22/02/2022

⛔⚠ ⚠ Aza dia variana amin'ny resa-be mandalo fa efa ao akaiky ao anie e!! 🌀 🌪 ⛔

Mihomana tsara mba tsy tampohan'ny loza. Tsy mila mitotototo mak'atsy sy mak'arý.
👉👉Eto amin'ny pejyn'ny Tsenavao ihany dia vita ny fiantsenana, na PPN io... na legioma sy voankazo... Izay ilainao dia misy ato avokoa.

Midira avy hatrany ao amin'ny MP raha hanao commande ianao 😊

📞 📱 Antsoy ihany ity laharana ity raha misy mbola tianao ho fantatra :
034 07 324 67

🏆Arabaina ary i   🏆 voasarika tamin'ny lalao nahazoana ilay "PACK CRUDITE" Ho antsika rehetra kosa dia mbola azo atao ha...
14/02/2022

🏆Arabaina ary i 🏆
voasarika tamin'ny lalao nahazoana ilay "PACK CRUDITE"

Ho antsika rehetra kosa dia mbola azo atao hatrany ny manao commande ao amin'ny MP ireo zavatra ilaina tahaka ny PPN, legioma sy voankazo...

Na antsoy mivantana ny laharana
034 07 324 67

PS: " commentpicker.com " no logiciel nanaovana ny fisarihana.

"

Salama o  :) Mifarana hatreto aloha ny fandraisana anjara amin'ity lalaontsika ity. Ampafantarina antsika eto kosa afaka...
14/02/2022

Salama o :)

Mifarana hatreto aloha ny fandraisana anjara amin'ity lalaontsika ity.
Ampafantarina antsika eto kosa afaka fotoana fohy ny anaran'ny nahazo ny loka "PACK CRUDITE". ;)

Mirary tontolo andro feno fitiavana ve

HELLO FEBRUARY
💣 ⚠ GIVEAWAY ⚠💣
Satria tianay tokoa ianareo, dia atombokay amin'ny fizarana fanomezana avy hatrany ity volan'ny mpifankatia ity. Ka izay tsara vintana mandray anjara amin'ity lalaontsika ity dia hahazo "PACK CRUDITE" avy aty amin'ny TSENAVAO
ka izao ary ny fomba handraisana anjara:

♦️Mitanisà ao amin'ny commentaire karazana PACK TELO (3) ato amin'ny TSENAVAO
♦️Identifiéo ao ami'ny commentaire ny namanao telo (3)
♦️Ary partageo ity publication (atao public)

Ny fisarihana dia hataontsika ny 14 Febroary 2022, ka izay olona iray voasarika no ahazo ilay PACK CRUDITE.

Salama o, Mbola tsy tara mihitsy raha izao ianao no mandefa ny listr'ireo zavatra ilainao aty aminay an!! Manaova tahaka...
10/02/2022

Salama o,
Mbola tsy tara mihitsy raha izao ianao no mandefa ny listr'ireo zavatra ilainao aty aminay an!!
Manaova tahaka ireto namantsika ireto. Tsy lany fotoana hiantsenana izy ireo, izany hoe manana fotoana hanaovana zavatra hafa. Ary afa-po ihany koa izy ireo amin'y commande-ny ;)

Antsoy ihany ity laharana ity raha misy mbola tianao ho fantatra :
034 07 324 67

  😊NY SAKAFO SY NY VOKA-TSOA AZO AVY AMINY. 💪👌Raha mihinana matetika sy araky ny tokony ho izy ireto sakafo ireto dia be...
08/02/2022

😊

NY SAKAFO SY NY VOKA-TSOA AZO AVY AMINY. 💪👌

Raha mihinana matetika sy araky ny tokony ho izy ireto sakafo ireto dia betsaka ireo aretina mety ho voasoroka. 🍉🍐🍏🍅🍒🥕🍆🥝

Andramo anie e

Salama o, 😊😉Andeha hatomboka amin'ny fahampafantarana sy fampatsiahivana ity erinandro ity, maro amintsika ato tsinona n...
07/02/2022

Salama o, 😊😉

Andeha hatomboka amin'ny fahampafantarana sy fampatsiahivana ity erinandro ity, maro amintsika ato tsinona no mety efa mahafatantra ireto tolotra ireto, ao ihany koa ireo izao vao mahalala.👇👇👇👇👌

😍 Pack UTILE sy pack ESSENTIEL 😍

Ireo hitantsika ao amin'ny sary kosa ny vokatra ao amin'ny tolotra tsirairay avy.

03/02/2022

⚠ 🌀 🌀 🌀 🌀 ⚠

⛔⛔Na ny any ampita-dranomasina aza dia miaiky fa ity no rivo-doza mahery indrindra.
👉👉Tsy sanatria hampatahotra antsika no hitenenina izany fa ny mba hiomanantsika amin'ny lafiny rehetra:

🔴Fanamasana ny trano (tafo, hiditrano...). Raha hitanao fa mety tsy ahazaka ny fiatrakan'ity rivo-doza ity ny fonenanao dia aleo mifindra, mamonjy toerana azo antoka.

🔴Fanangonana PROVISION. izay rehetra mety ilaina dia vidio dieny izao daholo : labozia, kojakoja maro samy hafa, sakafo (ny tena mety dia sakafo maharitra herinandro eo eo mihitsy)

Tsenavao Dia manampy anao. Inty ny rohy ahitanao ireo rehetra ilainao tahaka ny PPN, LEGIOMA, VOANKAZO:
https://www.facebook.com/100869015698037/posts/126079119843693/

Alefaso MP aminay avy hatrany ny lisitran'ny zavatra rehetra ilainao dieny izao 😉

Address

Lot 318-K7 IVATO Aéroport
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 21:00
Wednesday 06:00 - 21:00
Thursday 06:00 - 21:00
Friday 06:00 - 21:00

Telephone

+261340 32467

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenavao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsenavao:

Share