23/03/2026
🍯 Inona avy ireo voka-tsoa entin’ny tantely Niaouli 100 % natoraly sy ny mampiavaka azy ???🍯
- natoraly 100% tsy misy singa “chimiques” makarary.
- mampitony ny tenda maina rehefa voan’ny sery sy grippe sns…
- manamafy ny hery fiarovana, indrindra amin’izao ririnina ho avy izao.
- tsara tsiro no sady miavaka kely amin’ny tsiro somary “caramélisée”.
1 Litre => 25 000 Ar
0,5 Litre => 18 000 Ar
📞 0341361026
🚚 Livraison disponible à Antananarivo