25/04/2026
🍓🍍 Envie de fraîcheur ? On a ce qu’il vous faut ! 🥭🍉
Andramo anie ny Salade de Fruits TsiroSoa, vita am voankazo vaovao araka ny vanim-potoana 😋
✨ Miloko, voajanahary sady feno vitamina
💛 Mety tsara ho an’izay te hihinana maivana nefa mila matsiro.
Isan’andro, tsiro vaovao no miandry anao 🍓🍍
👉 Azo ohanina eto an-toerana (sur place) na entina mody (à emporter).
📞 Commande : +261 34 91 138 58
📍 Antsakaviro, akaiky ny Fokontany
🕒 Alatsinainy atram Asabotsy | 9h à 17h
🌿 , Tsiro Natoraly, tsiro mahafinaritra.