H’art Ni

H’art Ni Des gourmandises pour vos yeux et vos papilles �

👩🏾‍🍳 GOÛTER HARIVARIVA O 👩🏾‍🍳Inona no mba goûter tianareo??😁 Nareo koa ve tia anireny m**o m**o reny? 🙃M**o voatavo izao...
04/10/2024

👩🏾‍🍳 GOÛTER HARIVARIVA O 👩🏾‍🍳

Inona no mba goûter tianareo??😁 Nareo koa ve tia anireny m**o m**o reny? 🙃

M**o voatavo izao ny anay ny goûter anio 😋😊
Ary ny anareo mba inona??

Ao anaty commentaire ary ny ingredients nampiasaina ho anizay mitady o 😂

Bonne fin de semaine daholo o 🥰😊

🌸 Mieux vaut t**d que jamais 🌸Izao izahay vao hanao FISAORANA ho anareo 🙈Misaotra betsaka anareo rehetra tonga bedebe na...
02/10/2024

🌸 Mieux vaut t**d que jamais 🌸

Izao izahay vao hanao FISAORANA ho anareo 🙈
Misaotra betsaka anareo rehetra tonga bedebe nanotrona anay t@ iny expérience iray iny 🥹🫶🏽

Tsy ho atao lava mo ny resaka fa aleo ny sary ihany no aneho azy 😂

Merci à tous 🫶🏽🥰 et bonne continuation
Miandry ny meeting manaraka indray 😉 fa mandray commande foana ann
Ho lazaina ihany ny programme 😊

‼️ ALERTE PANCAKE ‼️Produit coup de cœur ny client t@ ity ve te ity ito mamikelinay iray ity 🥹🥞Moelleux tsara na hoe mal...
28/09/2024

‼️ ALERTE PANCAKE ‼️

Produit coup de cœur ny client t@ ity ve te ity ito mamikelinay iray ity 🥹🥞
Moelleux tsara na hoe malefaka be 😋 sady misy tsirona ronono tsara mihitsy 😁

🌸 500ar monja dia Efa mahazo ato aminay 🥰
🌸 700ar izy raha asina confiture Raketa 😉

Eny Amin’ny 📍JARDIN ANTANINARENINA- Stand N°23 no misy anay annn 🙃
Mbola ao ko ny Brownies le tadiavinareo 🍫😁

Androany sisa ny farany fa miandry anareo zahay 😊

✨VENTE EXPOSITION 5e ÉDITION ✨Hey hey 😊 tongava ry zareo fa androany sy rahampitso sisa anie tsika no mba hiona e 🥹📍JARD...
27/09/2024

✨VENTE EXPOSITION 5e ÉDITION ✨

Hey hey 😊 tongava ry zareo fa androany sy rahampitso sisa anie tsika no mba hiona e 🥹

📍JARDIN ANTANINARENINA- Stand N°23 no misy anay
Toujours à mini prix annn 😉 Nefa gourmand fona

👉🏽 Pancake 500ar monja izay tena be mpitia sady malefaka tsara 🥞
👉🏽 Muffin 2.000ar chocolat noir mihitsy annn 🧁🍫
👉🏽 Brownies 2.000ar le goûter mapitapy andry/ anla 😂 mora oa Nefa tsara🍫
👉🏽 Cookies 500ar dia Efa mahazo Nefa be pépite de chocolat be 😋🍪🍫

Misy JUS NATUREL ihany koa zahay 😊bien concentré aux FRAISES 🍓 fruit de saison @ zao 😋😁

Mbola ao ny CONFITURE RAKETA venant d’Ambovombe ann 🥰
Ary misy DÉGUSTATION GRATUITE foana ho anareo izay mbola tsy nanandrana

On n’attend plus que vous 😉😋

✨ NEW DAY , NEW OPPORTUNITY ✨Andeha isidina kely ho any amin’ny faritra Atsimo Ireto mamikelinay ireto 🥹Muffin tafa amin...
24/09/2024

✨ NEW DAY , NEW OPPORTUNITY ✨

Andeha isidina kely ho any amin’ny faritra Atsimo Ireto mamikelinay ireto 🥹
Muffin tafa amin’ny fiainana 😭🤣

2.000ar fotsiny anie dia Efa mahazo e 😋
👉🏽 Bien chocolaté (chocolat noir mihitsy ka 😌)
👉🏽 Moins de sucre, on pense à votre santé 😉
👉🏽 Gourmand mais à mini prix

Ho hitanareo eny amin’ny 📍JARDIN ANTANINARENINA - Stand N°23 ko ireo annn
Manomboka rahampitso ka atr@ Sabotsy izao, miaraka amin’ny mamikelinay hafa 😁

Tongava maro o 😂 miandry anareo izahay



Bonjour daholo o 😊Noho ny olana tsy avy aty aminay dia misy fiovana kely ny  exposition antsika ‼️Lasa ao Amin’ny JARDIN...
23/09/2024

Bonjour daholo o 😊

Noho ny olana tsy avy aty aminay dia misy fiovana kely ny exposition antsika

‼️Lasa ao Amin’ny JARDIN ANTANINARENINA- STAND N°23 no misy anay
🗓️ Manomboka ny Alarobia 25 Septembre hatramin’ny Sabotsy 28 Septembre ary ny fotoana

Ho hitanareo ao daholo ny produits anay rehetra ary mbola hisy DÉGUSTATION GRATUITE 😉 ho anareo izay mbola tsy nanadrana CONFITURE RAKETA😋

Ary ho anareo rehetra ni participé GIVE AWAY rehetra teo omananay cadeau kely izay tonga Eny @ stand 😉 fa tandremo mi désabonne eo fa tsy mahazo ann 😝🤣

Amin’ny mercredi izany isika miona 🥰
Bonne journée daholo 🫶🏽

22/09/2024

Tapitra ary ny lalao GIVE AWAY 🎁 antsika

Felicitations ho anizay nivoka ho mpandresy 🥳 ary aza kivy ho anizay mbola tsy nahazo loka 🥹

1er lot : un BOX GOURMAND composé de tout nos produits : azon'i NouNouh Elah
2e lot : REMISE DE 50% sur achat ato aminay ho an’i MihMih SoaArabaina ianareo mirahavavy 🥳🥰
Lot récupérable @ vente expo anay @ ity herinandro ity 😊

22/09/2024

Afaka adiny iray mivoaka ny valiny lalaontsika annn 😝😂
(Dans 1h 😉😂)

Hey hey 😂 tandremo sao tara fa mifarana rahampitso ny lalao antsika annn😉Bonne chance à tous 🫶🏽(Tsy Salama kely ny admin...
21/09/2024

Hey hey 😂 tandremo sao tara fa mifarana rahampitso ny lalao antsika annn😉

Bonne chance à tous 🫶🏽

(Tsy Salama kely ny admin 🤧 de zao ndray vao ato)

Hey hey 😊 mbola ao tsara daholo ve 😂
Iza le te hahazo GOÛTER be!? 😋😉

Ity ary ny LALAO GIVE AWAY antsika 😊
❓ TAIZA NY TOERANA NANAOVANAY VENTE EXPO VOALOHANY INDRINDRA? 🥰

Mety Efa misy mahalala ny valiny sahady zao ao annn 😝😂 fa asitsika règles kely aloha

👉🏽 Asio j’aime ❤️ aloha ny pejy 😁
👉🏽 Valio ao amin’ny commentaire ilay toerana
👉🏽 Mentionné namana 2 handray anjara 😉
👉🏽 Partagé en mode PUBLIC ity publication ity miaraka amin’ny teny hoe « » 😂

Loka 2 no ho zarainay ho an’ny olona 2 izay tsara vintana ☺️
🎁 Loka voalohany : UN BOX GOURMAND valeur ana 10.000ar 😱 composé de tout nos produits (brownies, muffin tout choco, cookies au pépites de chocolat, pancakes)
🎁 Loka faharoa : REMISE DE 50% rehefa manao achat amin’ny vente expo anay manaraka eo 😊

Aiza indray no ahita anizany 😌😂
Mifarana Amin’ny ALAHADY 22 SEPTEMBRE à 19h ny lalako tsika 😊
Ary ho hitanareo eny ANALAKELY STAND20 izahay manomboka ny 24 hatramin’ny 28 SEPTEMBRE ho avy izao 🥰

Aza tara ary e 😂
Bonne chance à tous 🤞🏽🫶🏽


‼️ POURQUOI IL FAUT COMMANDER CHEZ NOUS? 😊Maninona marina mo zany nareo no tokony hanjifa ato aminay? 🤔😂Matsiro kely sad...
19/09/2024

‼️ POURQUOI IL FAUT COMMANDER CHEZ NOUS? 😊

Maninona marina mo zany nareo no tokony hanjifa ato aminay? 🤔😂

Matsiro kely sady mora aloha e 🤤😂 ho anao ilay tia chocolat be iny 😋🍫
Ary tsy be siramamy ihany koa ny vokatra ato aminay ☺️ izany hoe amin’ny antonony tsara ho antsika matahoatra siramamy betsaka 😊

Ho afapo ianao raha mbola tsy nanjifa 😊 ary mbola ho afapo Bebe kokoa nareo Efa chocolat lover 💞😁

Ho hitanareo eo Amin’ny 📍JARDIN ANTANINARENINA - STAND N°23 ireo mamikelinay ireo 🧁🍪🥞
Le 25-26-27-28 SEPTEMBRE izao ( amin’ny herinandro ry zareo a 😱 sady 5 andro be zao 😂)

Tongava maro 🥰 ento daholo ry tonton sy tantine 😂



Hey hey 😊 mbola ao tsara daholo ve 😂Iza le te hahazo GOÛTER be!? 😋😉Ity ary ny LALAO GIVE AWAY antsika 😊 ❓ TAIZA NY TOERA...
14/09/2024

Hey hey 😊 mbola ao tsara daholo ve 😂
Iza le te hahazo GOÛTER be!? 😋😉

Ity ary ny LALAO GIVE AWAY antsika 😊
❓ TAIZA NY TOERANA NANAOVANAY VENTE EXPO VOALOHANY INDRINDRA? 🥰

Mety Efa misy mahalala ny valiny sahady zao ao annn 😝😂 fa asitsika règles kely aloha

👉🏽 Asio j’aime ❤️ aloha ny pejy 😁
👉🏽 Valio ao amin’ny commentaire ilay toerana
👉🏽 Mentionné namana 2 handray anjara 😉
👉🏽 Partagé en mode PUBLIC ity publication ity miaraka amin’ny teny hoe « » 😂

Loka 2 no ho zarainay ho an’ny olona 2 izay tsara vintana ☺️
🎁 Loka voalohany : UN BOX GOURMAND valeur ana 10.000ar 😱 composé de tout nos produits (brownies, muffin tout choco, cookies au pépites de chocolat, pancakes)
🎁 Loka faharoa : REMISE DE 50% rehefa manao achat amin’ny vente expo anay manaraka eo 😊

Aiza indray no ahita anizany 😌😂
Mifarana Amin’ny ALAHADY 22 SEPTEMBRE à 19h ny lalako tsika 😊
Ary ho hitanareo eny ANALAKELY STAND20 izahay manomboka ny 24 hatramin’ny 28 SEPTEMBRE ho avy izao 🥰

Aza tara ary e 😂
Bonne chance à tous 🤞🏽🫶🏽


Address

Ambatoroka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H’art Ni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to H’art Ni:

Share

Category