07/05/2022
VONINAHITRA HO an'ny TANTELY ny maty mamela MAMY ary VELONA mizara SOA
**Mpiotisoa Fikambanana Mpiompy Tantely: Mamatsy TANTELY ara-pahasalamana, azo antoka amin'ny vidiny mirary (an-tsinjarany na en gros):
**TANTELY ao anaty Tavoahangy CACHETÉ
**Mpiompy avy hatrany no mifandray aminao ka azo antoka sady mirary ny vidiny.
**Aterinay tsy misy frais any aminareo raha centre ville akaikikaiky ny axe misy anay no misy anareo
** Prix de gros: arakaraka ny mahamaro ny quantité commandé no mahamora prix "MP"
**Aza misalasala miantso na MP avy hatrany raha hicommande tompoko.
"Aza adino ny manao J'aime ny pagentsika mba anarahatsika ireo MAHASOA rehetra atolotray"