𝓐𝓻𝔂𝓪.𝓶𝓰

𝓐𝓻𝔂𝓪.𝓶𝓰 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝓐𝓻𝔂𝓪.𝓶𝓰, Vente en ligne uniquement, Antananarivo.

🎀Vente de jeans: wide leg, baggy,flare,… et accessoires tendance🎀
👉🏻🌸Boutique en ligne
👉🏻🌸Livraison sur Tana et en province
👉🏻🌸Contact : 0324341269

Happy Easter🐇😘
05/04/2026

Happy Easter🐇😘

Coucou🥰 ito ny nahazo tamin’ilay jeu d’interaction tamin’ny semaine iny anh😍 mba miditra mp kely svp mandefa numero mvol...
23/03/2026

Coucou🥰 ito ny nahazo tamin’ilay jeu d’interaction tamin’ny semaine iny anh😍 mba miditra mp kely svp mandefa numero mvola☺️
Dia mbola misy indray amin’ity semaine ity anh
Principe tsy miova fa 4.000 followers = 4.000ar, 5.000 followers= 5.000ar, etc…chaque semaine io anh😁

Aingana ary manangona points indray aloha e😘

Coucou🥰 arrivage en live sur tiktok☺️ Androany amin’ny 14h30 ny fotoana antsika anh🥰Prix mini pas plus de 15k🥹 amin’ity ...
20/03/2026

Coucou🥰 arrivage en live sur tiktok☺️
Androany amin’ny 14h30 ny fotoana antsika anh🥰
Prix mini pas plus de 15k🥹 amin’ity ihany fa aza tara anh

Ahoana ny atao raha te hahazo points betsaka amin’ilay jeu d’interaction?😊🎀Mila mi-s’abonne amin’ny page aloha voalohany...
18/03/2026

Ahoana ny atao raha te hahazo points betsaka amin’ilay jeu d’interaction?😊

🎀Mila mi-s’abonne amin’ny page aloha voalohany indrindra
🎀Mazoto manao réaction amin’ny pub
🎀anisy commentaire kely amin’ny pub( tsy atao mitovy foana)
🎀 Mipartage koa tsy adino anh
🎀Mi- inviter amis is’abonne amin’ny page koa afaka atao tsy maninona mihintsy🤭

Izay fotsiny☺️ tsotra kely e? Ka alefaso ary fa mbola tsy tara raha izao dia anangona point mba hazahoana mobile money🦋

Coucou🤎jeu d’interaction indray ary aloha e🥰 mba tsy angina be ny pagen-tsika dia izay be points indrindra chaque semain...
16/03/2026

Coucou🤎jeu d’interaction indray ary aloha e🥰 mba tsy angina be ny pagen-tsika dia izay be points indrindra chaque semaine no mahazo❤️
Izay isan’ny followers ny valeur an mobile money😘 (ex: 4.000 followers = 4.000ar de mobile money dia raha miakatra 5.000 followers dia lasa 5.000ar isak’erinandro, etc)

Isakin’ny lundi ny avoaka ny valiny☺️ angony aingana ary ny points o🎀

Bonne journée😘😘
15/03/2026

Bonne journée😘😘

Coucou🩷 misy arrivage isika amin’ny semaine io anh🥰 Mety hoe vendredi eo☺️
14/03/2026

Coucou🩷 misy arrivage isika amin’ny semaine io anh🥰 Mety hoe vendredi eo☺️

Coucou🤎🤎sombitsombiny kely tamin’ny retour  nalefanareo indray ary e🥰 merci beaucoup les filles🥹🫶🏻Asiantsika promotion t...
10/03/2026

Coucou🤎🤎sombitsombiny kely tamin’ny retour nalefanareo indray ary e🥰 merci beaucoup les filles🥹🫶🏻
Asiantsika promotion tout à 10.000ar indray ve?☺️

Happy women’s day🌷Chaque femme mérite respect, égalité et liberté🎀
08/03/2026

Happy women’s day🌷

Chaque femme mérite respect, égalité et liberté🎀

07/03/2026

Coucou🫶🏻 sa efa alina loatra ve?🤣

🦋Arrivage🦋 prix tena hoe natao abordable 🥹🫶🏻Détails sur chaque photo🥰 dia jp en commentaire confirmation en mp svp❤️Vaki...
06/03/2026

🦋Arrivage🦋 prix tena hoe natao abordable 🥹🫶🏻
Détails sur chaque photo🥰 dia jp en commentaire confirmation en mp svp❤️
Vakiana tsara ny détails vao manao jp anh❌

Coucou🤎Avy eo à 9h ny publication arriavage anh🥰 mijery details tsara foana aloha vao manao jp anh☺️ dia mba vakiana tsa...
06/03/2026

Coucou🤎Avy eo à 9h ny publication arriavage anh🥰 mijery details tsara foana aloha vao manao jp anh☺️ dia mba vakiana tsara foana ny conditions général de vente efa épinglé ao amin’ny mur mialohan’ny anaovana achat😘

Address

Vente En Ligne Uniquement
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓐𝓻𝔂𝓪.𝓶𝓰 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share