Bouton D'Or

Bouton D'Or FRIP CHIC TANA: Qualitรฉs, Confiances, Excellence ๐Ÿ‘—

๐Ÿšจโ€ผ๏ธ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA MAMPALAELO izao ary Ampianaro ny olona akaiky anao  izay mampiasa finday โ€ผ๏ธ๐Ÿšจ๐Ÿ‘‡โœ…Acti...
07/07/2026

๐Ÿšจโ€ผ๏ธ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA MAMPALAELO izao ary Ampianaro ny olona akaiky anao izay mampiasa finday โ€ผ๏ธ๐Ÿšจ๐Ÿ‘‡

โœ…Activรฉo ny appels d'urgence ao amin'ny findainao raha toa ka tsy maintsy ivoky ny trano mba hanairana ny fianakaviana sy mora i-localisรฉna anao raha sanatria ka tra-doza ๐Ÿšจ
Misy daholo ny finday rehetra, dia ireo ambany ireo ny torolalana :
- Midira ao amin'ny rรฉglage
- Midira ao amin'ny "๐—”๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—น๐˜€ ๐—ฑ'๐˜‚๐—ฟ๐—ด๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ"
- Activรฉna ilay "๐—”๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—น ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฐ ๐Ÿฑ ๐—ฎ๐—ฝ๐—ฝ๐˜‚๐—ถ๐˜€"
- Ampidiro ny contacts an'olona izay akaiky anao indrindra
- Ary dรฉsactivรฉna ilay "๐—ฆ๐—ผ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜๐—ฒ ๐—ฎฬ€ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€".
- Aza adino ny manisy crรฉdit kely foana ao anaty finday.

โœ…Ka raha sendra traha-doza dia izao ny atao sy ny zava miseo :
- Vao iharan-doza, dia kitio in-dimy fotsiny ny bouton latรฉral eo amin'ny finday "๐—œ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ฏ๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ผ๐—ป ๐—ฃ๐—ข๐—ช๐—˜๐—ฅ araky ny filazatsika azy"
- Manao appel d'urgence tampoka ilay finday miantso sy mandefa message fa en danger โš ๏ธ ianao amin'ireo contactenao ireo izay nampidirina
- Ary mandefa ny localisation misy anao automatique ilay finday amin'ireo havanao, satria moa ny finday rehetra misy GPS daholo.

โœจ๐Ÿฅš SAVON JAUNE D'ล’UF ๐ŸฅšโœจTe hanana hoditra madio, mamirapiratra ary tsy misy tasy ve ianao? ๐Ÿ˜โœ… Manadio lalina ny hoditraโœ… ...
23/06/2026

โœจ๐Ÿฅš SAVON JAUNE D'ล’UF ๐Ÿฅšโœจ
Te hanana hoditra madio, mamirapiratra ary tsy misy tasy ve ianao? ๐Ÿ˜

โœ… Manadio lalina ny hoditra
โœ… Mampihena tasy sy pentina
โœ… Mampitovy loko ny hoditra
โœ… Manalefaka sy mampamirapiratra ny hoditra

๐Ÿ“Œ Fomba fampiasana :
Ahosory aminโ€™ny hoditra lena, kosehina moramora, avela 1 minitra dia sasana aminโ€™ny rano madio.

PRIX: 15000ar

๐Ÿ“ฆ Efa misy stock
๐Ÿšš Fanaterana manerana an'i Madagasikara
๐Ÿ“ž Commande : 034 13 020 33

20/06/2026

Rankizy aa๐Ÿ˜ญtsy mety atao @ Monde tena izy reny animรฉ sy film ireny, Devoly anie akaiky eo ihany eee, โŒ๏ธโŒ๏ธTANDREMOโŒ๏ธโŒ๏ธ

09/05/2026
๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜๐—ผ-๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ :๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ.๐Ÿ”นMaty voatifitry ny polisy omaly talata hariva...
15/04/2026

๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜๐—ผ-๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ.

๐Ÿ”นMaty voatifitry ny polisy omaly talata hariva teny Anosibe ity lehilahy efa fanta-daza amin'ny fanendahana sy sinto-mahery eny an-toerana ity. Maro ireo olona efa lasibatra indrindra ireo mpitondra moto taraiky anaty fitohanana.

๐Ÿ”นEfa nigadra tamin'io asa ratsiny io izy, saingy mbola namerin-keloka hatrany. Avy nanendaka mpandeha taxi-be hizotra eny Anosy izy no nifanehatra tamin'ny polisy, sady namaly tamin'ny antsy lava lela ka izao maty voatifitra izao.

ยฉ๏ธSkispass Atm8
__________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

Bandouliรจre  Homme disponible Ref et numรฉro sรฉrie ๐ŸฅฐFrip impeccable  ๐Ÿ˜
03/04/2026

Bandouliรจre Homme disponible
Ref et numรฉro sรฉrie ๐Ÿฅฐ
Frip impeccable ๐Ÿ˜

Tsy tongatonga ho azy eto ambanin'ny masonao ity torohevitra ity fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia notahiana mano...
30/03/2026

Tsy tongatonga ho azy eto ambanin'ny masonao ity torohevitra ity fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia notahiana manokana ianao!
Voninahitra ho Azy!






Taova iray anisan'ny lehibe indrindra anaty vatana ny ATY,
Manadio ny rรข izy,mamadika izany ho otrik'aina,mandevona ny menaka mety hanentsina ny lalandrรข,manoatra ny poizina rehetra miditra ny vatana sy ny akora simika azo am sakafo,ny rivotra maloto,manoatra ny aretina maro hafa koa,saropady ny Aty!

Mandrindra ny asan'ny otrik'aina sy ireo singa mahavelona rehetra ary ny siramamy anaty rรข

??
Raha tsy salama io ATY io dia misy fiatraikany am vatana iray manontolo toy ny:

-tsy fahitan'ny maso tsara
-Fahararian'ny vanintaolana
-Fahararian'ny taovampananahana
-Fikorotanan'ny fadimbolana
-Ferifery eraky ny vatana sns marobe

??
Ny stress(reran-tsaina )
Menaka avy am biby, ny alikaola indrindra indrindra, ny karazatsakafo maro izay mety hanavesatra ny ATY ka mahatonga azy tsy iasa ara-dalana na mamotika azy mihitsy snsโ€ฆ


Misy karazany ny aretin'ATY
HEPATITES,CIRRHOSE, TUMEURS, ABCES fa eto no resahitsika dia ny HEPATITES sy CIRRHOSE izay betsaka ny olona voany!

moa dia ilay fanaitainana ateraky ny
virus azo izay mizara ho toy izao:

1-HEPATITE A==io dia mamindra otran'ireny virus itatsika ireny,am alalan 'ny rivotra,rano,sakafo sns

2-HEPATITE B==io.indray dia azo avy amin'ny rรข,ranon'aina,perte am vehivavy(secretion vaginale),firaisana tsy voaaro

3-HEPATITE C==io indray dia azo mivantana avy am rรข,olona efa voan'ny hepatite B matetika no voan'ny hepatite C

4 HEPATITE D
izy ilay efa potika ny aty na misy kiste
ihany koa,goakagoaka na misy fery ilay ATY! 25 taona ka hatramin'ny 64 taona eo no voany ary matetika ny lehilahy no betsaka dia ireo izay mpisotro toaka na zavatra misy alikaola,ireo mpifoka sigara koa!


-voan'ny grippe
-Reraka
-Maloiloy,mandoa
-Malainkomana
-Lasa mavo ny hoditra sy maso
-Marary valahana
-mihena ny lanja
-Mangidihidy daholo ny faritry ny vatana
-Miofakofaka ny vatana
-Malaina hanao firaisana aranofo(baisse de la libido)
-Mety mivonto ny ranjo na ny lamosina(accumulation de liquide)
-Marary ny ila-kibo havanana(cage thoracique)

Ny aretin'ATY CIRRHOSE moa dia:
-Verivery saina
-mangery rรข
-Binabina
-Mandoa rรข

Misy iray amin'ireo fambara ireo dia tokony ho mailo,misy olona sasany ATY no marary azy dia lazainy fa ny VAVONINY!dia manjary mihinakinampoana toron'ny olona zavatra hafa!mila fantarina tsara ny aretina mahazo anao!


RAHA_MARARY_ATY
Maro ny sakafo tokony fadiana raha mahatsapa fa marary ATY ianao toy ny
-vokatra azo am ronono
-ferana ny charcuterie
-tsy ilaina ny sakafo voaendy be menaka sy matsiro loatra
-Ny siramamy tsy mila hohanina betsaka
-Tsy ilaina,fadiana mihitsy ny toaka na zavatra misy alikaola sy sigara
-Ny fihinana anti-inflammatoire io koa no tena mapirongatra ny aretin'ATY toy ny PARACETAMOL,ajanony!
-Tsy mihinana hena mena(patsa,trondrondranomasina sns)


Atreto aloha dia tsy mbola misy fanafody mandaitra mahasitrana tanteraka ny aretin'ATY any am dokotera fa fisorohana sy fanenana ny aretina no atao! raha mankany enao a!dia atao analyse amin'ny alalan'ny fitiliana rรข aloha!matetika dia TYLENOL,LAXATIFS no fanafody any ary raha CIRRHOSE no sokajin'aretin'ATINAO dia ACETAMINOPHENE no omeny anao any,tsy mila mihinana anti-inflamatoire a!
Efa misy ihany koa ny VAKSINY HEPATITE A,B ny hepatite C mbola tsisy!
Raha efa tena grave ny aretina izany oe misy kiste na potika ilay ATY dia tsy maintsy mandalo fandindiana!
MAHAFATY AO ANATIN'NY HERINANDRO NY ARETIN'ATY RAHA TOA TSY VOATSABO!


Toy ny mahazatra dia omeko fanafody natoraly foana ianareo,ny sakafo ihany no fanafody a!

-ZAVOKA araky ny fikarohan'ny manampahaizana dia raha mihinana zavoka 2/semaine ny olona marary izay mampirisika ny vataba hamokatra singa mamono arafesina antsoina oe GLUTATHIONE dia aita vokatra tsara anatiny iray volana
-ANANA ny anamaitso rehetra,indrindra ny epinard,salady manampy ny vy vokarin'ny aty hanao ilay asa mpanadio rรข ary mamotika ny akora simika am sakafo

-PAMPLEMOUSSE be otrikaina,mamono ny arafesina,manakana ny poizina indrindra ny homamiadana

-NY DITE MAITSO manala menak,manoatra arafesina

-NY CHOUX FLEUR,BROCOLI,CHOUX BLANC mapiakatra ny famokaran'ny vatana ny glucosinolates izay manamora ny asa fandevonana ataon'ny ATY

-NY TAMOTAMO miaro.poizina,manarina ireo sela simba

-TONGOLO GASY manana,singa 2 oe allicine,selenium manampy ary mamotika ireo poizina tafiditra(io teneniko foana isaky manome torohevitra aho fa na tsy marary aza ianao ,mihinana re tongolo gasy manta singany 2-4/jour e)

-BETERAVY manta atao jus sotroina maraina

-KAROTY na PAOMA atao jus

-FRAISE,VOALOBOKA hohanina

-ARTICHAUT(tsy aiko am teny gasy)

-MISOTRO RANO TSARA 1 1/2l/jour

-MIHINANA SAKAFO BE CALORIE

-TSY MATORY LAVA

-MIFADY MENAKA,TOAKA,SIGARA averina ihany
Raha misy fery mangidihidy ivelan ny vatana,ezaho tsy รถtrorina, misasร  am rano matimaty nasina karibonetra sy sira
Somary lava, ary.. niniana natao ambany mihitsy ilay remede amizay azonareo tsara,

Mahazoa fahalalana,mitomboa fahasalamana
Nomena ampitiavana, dia zarao ampitiavana, aza tazomina ho anao irery fa maro no mila azy.

(Hita tany ho any dua mba nozaraina)

Anontanio izay mety oooo Mandefa any amin faritra rehetra izahay ๐Ÿ™
24/03/2026

Anontanio izay mety oooo
Mandefa any amin faritra rehetra izahay ๐Ÿ™

Ahona fahitanareo azy. ๐Ÿ˜
17/03/2026

Ahona fahitanareo azy. ๐Ÿ˜

Frip Europรฉen  Ankizy Anontanio izay mety ooo. ๐Ÿ˜๐Ÿ˜Tsara be daholo.
13/03/2026

Frip Europรฉen
Ankizy
Anontanio izay mety ooo. ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Tsara be daholo.

Address

Andoatapenaka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bouton D'Or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category