19/06/2026
Afaka mandray anjara ny tantsaha, mpianatra, teknisianina, mpikaroka, fikambanana, ONG ary ireo rehetra manana vahaolana vaovao.
Fisoratana anarana: www.tsinjorano.mg
💧🌱 Fifaninanana Nasionaly momba ny Fitsitsiana Rano sy fanondrahana mitsitsy
Manana hevitra na vahaolana mahomby amin'ny fitsitsiana rano amin'ny fambolena ve ianao? Fotoana izao hanehoana izany!
Ny FTA (Farming & Technology for Africa) dia mikarakara fifaninanana nasionaly hitadiavana sy hanomezana lanja ireo vahaolana mahomby amin'ny fitantanana rano sy ny fanondrahana "TSINJORANO"mifanaraka amin'ny zava-misy eto Madagasikara.
👨🌾👩🌾 Afaka mandray anjara ny tantsaha, mpianatra, teknisianina, mpikaroka, fikambanana, ONG ary ireo rehetra manana vahaolana vaovao.
🏆 Ny vahaolana 3 tsara indrindra dia hahazo loka mandritra ny fihaonan'ny Minimal Irrigation Project (MIP) amin'ny volana Oktobra 2026.
🎁 Hisy loka lehibe homena ireo mpandresy.
💡 Ny rano voatahiry androany dia antoka ho an'ny fambolena rahampitso. Zarao ny hevitrao sy ny traikefanao mba hanampiana ny fampandrosoana ny fambolena maharitra eto Madagasikara.
📅 30 Septambra 2026 no fe-potoana farany handefasana ny fandraisana anjara.
👉 Fisoratana anarana :www.tsinjorano.mg na eny amin'ireo toerana ahitana ny taratasy Fisoratana anarana
---------------🏆----------------
💧🌱 Concours National sur la Gestion Économe de l'Eau et l'Irrigation Minimale
Vous avez développé une solution innovante pour économiser l'eau en agriculture ? C'est le moment de la partager !
Dans le cadre de ses activités, FTA organise un concours national visant à identifier et valoriser les meilleures solutions de gestion économe de l'eau et d'irrigation minimale adaptées au contexte malgache.
👨🌾👩🌾 Agriculteurs, techniciens, étudiants, chercheurs, associations, ONG et innovateurs sont invités à participer.
🏆 Les trois meilleures solutions seront récompensées lors de la rencontre du Minimal Irrigation Project (MIP) qui se tiendra au mois d'octobre 2026.
🎁 Des prix importants seront décernés aux lauréats.
💡 Chaque goutte d'eau économisée compte. Partagez vos idées, vos innovations et vos bonnes pratiques pour construire ensemble une agriculture plus résiliente et durable.
📅 Date limite de participation : 30 septembre 2026
👉 Lien d'inscription :www.tsinjorano.mg