Fy art'Lenta

Fy art'Lenta 🥐 Fy art'Lenta– La passion des viennoiseries
Chaque jour,nous créons des délices frais, croustillants et faits maison pour illuminer vos matinées.

Ouvert à 6h30,du dimanche au vendredi (Ampasampito & Andravoahangy ambony)
0388173231

⚠️Mbola misy m**o eny amin'ny point de vente eny zareo a.. sady mbola eny ilay tinareo rehetra iny 😍
15/05/2026

⚠️Mbola misy m**o eny amin'ny point de vente eny zareo a.. sady mbola eny ilay tinareo rehetra iny 😍

Vennnndreeeediiiiiii sahady 😍😍😍Raha tsy mahazo androany dia amin'ny alahady indray fa tsy miasa Fyart'Lenta rehefa  ‼️ A...
15/05/2026

Vennnndreeeediiiiiii sahady 😍😍😍

Raha tsy mahazo androany dia amin'ny alahady indray fa tsy miasa Fyart'Lenta rehefa ‼️

Alefaso ary ny commande fa mbola manao livraison izahay androany 😁

Afaka manao any an-trano amin'izay😋😋 sady afaka manao commande na 1jour avant ary😁 (sur commande ihany fa tsy misy dispo...
14/05/2026

Afaka manao any an-trano amin'izay😋😋 sady afaka manao commande na 1jour avant ary😁 (sur commande ihany fa tsy misy disponible de suite)

👉 Misy ny pâte façonnée
- Croissant
- pain au chocolat
- pain au chocolat bicolore

👉 Misy ihany koa ny pâte non façonnée (ianao indray no manao ny forme izay hitiavanao azy
- pâte levée feuilletée margarine
- pâte levée feuilletée au beurre
- pâte levée feuilletée striée (ity ilay fanaovana pain suisse)

- pâte feuilletée classique margarine
- pâte feuilletée classique au beurre

Nijerijery archive kely dia nahita an'izao zavatra tsotsotra nefa tsara izao😍😍Ohatran'izao ilay big Croissant 😋😋😋Mbola m...
14/05/2026

Nijerijery archive kely dia nahita an'izao zavatra tsotsotra nefa tsara izao😍😍

Ohatran'izao ilay big Croissant 😋😋😋

Mbola mandray commande izahay raha mila livraison ianao androany 🛵😊




⚠️ LIVRAISON POSSIBLE⚠️Efa misokatra ihany koa ny point de vente     Mitady ny tsara sy matsiro ho anareo mandrakariva i...
13/05/2026

⚠️ LIVRAISON POSSIBLE⚠️
Efa misokatra ihany koa ny point de vente

Mitady ny tsara sy matsiro ho anareo mandrakariva izahay

Iza tinareo kokoa?? Ilay tsotra sa ilay bicolore ?Mbola feno m**o eny Ampasampito sy Andravoahangy ambony enyAfaka manao...
12/05/2026

Iza tinareo kokoa?? Ilay tsotra sa ilay bicolore ?

Mbola feno m**o eny Ampasampito sy Andravoahangy ambony eny

Afaka manao livraison ihany koa

12/05/2026

⚠️COMMANDE et LIVRAISON possible

Point de vente : Ampasampito , Andravoahangy ambony

Contact :0388173231

Efa nahita cadeau ho an'ny reny ve😍😍😍👉 Andramo aloha ny ato aminay fa afaka atao cadeau tsara mihitsy 😋😋Afaka mijery ny ...
11/05/2026

Efa nahita cadeau ho an'ny reny ve😍😍😍

👉 Andramo aloha ny ato aminay fa afaka atao cadeau tsara mihitsy 😋😋

Afaka mijery ny produit anay mivantana eny ampasampito sy andravoahangy ambony ianareo mba ahafahana misafidy tsara 😁😁

Na izao ary vao ho eny dia mbola mahatratra tsara mihitsy 😋 na hoe mitady goûter ihany koa🥐

Te hihinana ve ianao😋 nefa tsy afaka manatona eny ampasampito sy andravoahangy ambony 🥺😣 🥐 Mbola manao livraison izahay ...
11/05/2026

Te hihinana ve ianao😋 nefa tsy afaka manatona eny ampasampito sy andravoahangy ambony 🥺😣

🥐 Mbola manao livraison izahay androany 🛵😁

Misy box amin'ilay 16000ar 😍
Misy an'ilay mandeha par pièce ihany koa 😍

☎️ 0388173231 ou mp

Alefaso amin'izay ny commande fa efa vonona izahay oh😍😍🥐🥐
10/05/2026

Alefaso amin'izay ny commande fa efa vonona izahay oh😍😍🥐🥐

Noho ny antony manokana izay tsy afahanay miasa dia tsy misokatra ny point de vente rehetra rahampitso ary tsy misy livr...
09/05/2026

Noho ny antony manokana izay tsy afahanay miasa dia tsy misokatra ny point de vente rehetra rahampitso ary tsy misy livraison ihany koa ‼️‼️

👉 Ny commande kosa dia afaka raisinay hatrany izay ho livréna manomboka ny alatsinainy 😁

Mankasitraka anareo hatrany manohana anay🙏

Address

Ambatobe
Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 06:30 - 16:00
Wednesday 06:30 - 16:00
Thursday 06:30 - 16:00
Friday 06:30 - 16:00
Sunday 06:30 - 16:00

Telephone

+261326306699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy art'Lenta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category