Chez Rossianah

Chez Rossianah Mivarotra ball rehetra izay tadiavinareo na Europe na chine
aza misalasala mandefa mp na wats'ap aminay 0385812319
(1)

16/06/2026

Serviette mifono sachett
Bombaa prix bojoo

16/06/2026

mitapy kely ny reseau ako fa 14h tsika miverinaa ataontsika prix bôjo serviette indray

16/06/2026

Ndao parrure vip
Tsy misy mpanana
25000ar fa tonga de 20000ar

Bonjour la famille!!! 10h ny fotoantsika androanyy anDrap parrure trois place vip 14h serviette mifono sachet bombaaaa T...
16/06/2026

Bonjour la famille!!! 10h ny fotoantsika androanyy an
Drap parrure trois place vip
14h serviette mifono sachet bombaaaa
Tandremo sao taraaa 🥰🥰🥰

Iza @ nay telo no tianareo🥰 Vip ny live rahàmpitso an 10h ny fotoana 🥰Aingana mentionneo ny namana de partageo ny pub as...
15/06/2026

Iza @ nay telo no tianareo🥰
Vip ny live rahàmpitso an 10h ny fotoana 🥰
Aingana mentionneo ny namana de partageo ny pub asintsika 5000ar indray ho an’izay tsara vintanaa
Coordonner rehetra maraina be alefanay fa tena taraiky ny livreur
Mankasitraka nahatoky anay foana

Tena mila mitandrina hatrany ny mpisoloky tsy kely lalana 😅 Nandefa contact teo @ commentaire ny client tonga de nandefa...
15/06/2026

Tena mila mitandrina hatrany ny mpisoloky tsy kely lalana 😅
Nandefa contact teo @ commentaire ny client tonga de nandefasany message privé hoe alefa @ ny paiment hanitriniaina hono ny anaranyyy
Soa ihany ny client fa mailo de nandefa message taty
0385812319 maminirina rosa io ny numero tokana andefasanareo ny paiement ato @ chez rossianah ny ankotran'izay tsy izyyy🥰

15/06/2026

Prix bôjo parrure ao fa maikaa hanao vipp
Aingana sao tara

15/06/2026

Mankasitrakaa be ohh
Rahampitso indray isika miaraka @ entana vip an
Ny livraison ball rehetra rahampitso daholo ho anareo izay efa nahavita paiment

Specieal serviette papozyyy sy lehibee io ball iray io ihanyyEfa ao ny live fa fenoy cœur
14/06/2026

Specieal serviette papozyyy sy lehibee io ball iray io ihanyy
Efa ao ny live fa fenoy cœur

14/06/2026

Serviette mifono sachet
Special ankizy sy ry taille xxl fa aingana

Address

Madagascar (1)
Antananarivo

Telephone

+261345432918

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Rossianah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share