Mamiratra & Compagnie

Mamiratra & Compagnie Manao ny asa rehetra momba ny evenmentiel, service traiteur, anniversaire, baptême, mariage, sns
Afaka mikarakara ny raharaha de A à Z.

tête de cortège, décoration, cocktail sns
Manasa anao iditra mp iresaka fandaminana 😊

Bonsoirrramoka sary keli fa ela ela tsy hita...Asa vita n'y 29/08 Mbola misy date disponible am ty 2026 ty Tarif tsy mio...
30/08/2026

Bonsoirrr
amoka sary keli fa ela ela tsy hita...
Asa vita n'y 29/08
Mbola misy date disponible am ty 2026 ty
Tarif tsy miova
Afaka miditra mp na miantso direct 🥰😍

Mbola tsy tara Raha izao vao miaharaba an' ireo reny rehetra natratra ny féty anio, ho ela velona anie ianareo, Ary ho t...
31/05/2026

Mbola tsy tara Raha izao vao miaharaba an' ireo reny rehetra natratra ny féty anio, ho ela velona anie ianareo, Ary ho tahin Andriamanitra.
Misaotra misy ❤️❤️
N'y asa mitohy foana
Miditra hafatra miafina
Mbola misy date disponible Amin ity mois de juin ity ,😊😊

15/05/2026
Ny asantsika mitohy foana Mbola misy date disponible Pour tout événementAza misalasala miantso mivantana na miditra mp
04/05/2026

Ny asantsika mitohy foana
Mbola misy date disponible
Pour tout événement
Aza misalasala miantso mivantana na miditra mp

Salama indray e, Mbola mitohy foana ny fandraisana anareo izay manomana lanonana (mariage, anniversaire, sy ireo karazan...
01/04/2026

Salama indray e,

Mbola mitohy foana ny fandraisana anareo izay manomana lanonana (mariage, anniversaire, sy ireo karazana lanonana na fivoriana)

Tolotra miavaka no atao amin ity volana Avril ity dia izao indray:

1) ireo izay manao réservation Amin ity volana ity dia mahazo jus naturel à gogo 😍😍😍.na rovina na rovina Ilay date

2) Raha Amin ity volana ity Ilay lanonana dia mahazo réduction 10% n'y gâteau 🎂🍰🍰🍰

3) Raha te inana sandwich au fromage na au poulet ianao de partageo au max ity publication ity, identifieo ny namanao ,suivena n'y page , de izay maro réaction no mahazo Ilay loka matsiro bé. 🤤🍗🍗🍗🍗🍗

Alefa Ary oooo 😍😍😍

Pizza, Mini pizza ,mini quiche, sandwichs afaka mandray commande isan Andro ihany kou 😍🥰🥰
25/03/2026

Pizza, Mini pizza ,mini quiche, sandwichs afaka mandray commande isan Andro ihany kou 😍🥰🥰

Salama daholo, vonona iaraka hiasa aminareo foana izahay, ny prix tsy miova, ny tsirony ihany koa tsy miova. Santionany ...
25/03/2026

Salama daholo, vonona iaraka hiasa aminareo foana izahay, ny prix tsy miova, ny tsirony ihany koa tsy miova. Santionany Amin n'y asa vita .

19/02/2026

Salama daholo indray eee 😚😚😚
Ho avy ry pizza, ry sandwichs,ry tacos, ry hamburger sy ny fianakaviny iray manontolo fa aza mila.🤤😍😍😍

Identifieo ny namana, partageo ny page dia mety hahazo maimaimpoana enao❤️❤️❤️

Fa misy condition, 🙈🙈

Anontaniantsika zareo rehefa Tonga fa aza miala lavitra.

Zay fa dia mirary soa, rehefa aveo anh 😘

Faly mandray anao, tongasoa eto am Traiteur by Mamiratra ❤️❤️Manao ny asa rehetra momba ny fikarakarana sakafo mandritra...
18/02/2026

Faly mandray anao, tongasoa eto am Traiteur by Mamiratra ❤️❤️

Manao ny asa rehetra momba ny fikarakarana sakafo mandritra ny lanonana izay homaninao.

Afaka mikarakara ny lanonanao iany koa fa efa miara miasa am décorateur, Orchestra, serveur, tête de cortège sns..

Amin izao fiamtombohan' izao dia manao promotion bé izahay.

1/ ny 4 menu servi manomboka Amin ny 22.000ar hatramin ny 30.000ar😍😍😍

2/Raha misafidy ny.22 000r ianao de mandoa ny hatsasakiny ny vola ny paka sary izahay 🎉🎉

3/Raha Ilay 27.000ar na 30.000ar de iantohanay n'y mpaka sary nareo 😍😍

Manasa anao iditra mp Raha misy zavatra mahaliana anao 🙂🙂🙂

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamiratra & Compagnie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category