Coq-munauté de Jenny

Coq-munauté de Jenny Éleveur passionné et vendeur.
0345407505

Kuroiler 7mois 4🙃Vao nanatody iray volana lasa izay ilay vavy menamena roa🙃
18/09/2025

Kuroiler 7mois 4🙃Vao nanatody iray volana lasa izay ilay vavy menamena roa🙃

Brahma 4mois alefa ihany ko🙃Tsy aiko na lahy na vavy😂💔Jenny Fabrice
18/09/2025

Brahma 4mois alefa ihany ko🙃Tsy aiko na lahy na vavy😂💔
Jenny Fabrice

🚨VARO-BOBA🚨 Kuroiler lahy lehibe 1 sy vavy lehibe 1 mbol manatody tsara (1taona zareo zao) dia mbol ampiana vavy vatony ...
13/09/2025

🚨VARO-BOBA🚨
Kuroiler lahy lehibe 1 sy vavy lehibe 1 mbol manatody tsara (1taona zareo zao) dia mbol ampiana vavy vatony iray (7volana ) nanatody kely iray volana sy tapany teo ho eo izy dia nijanona kely🙃🐓
Amidy ireo mirary dia mirary satria 200.000Ar fotsiny dia mahazo azy telo🙃🥵
Misy Atody Kuroiler 12 ihany ko disponible ary atody Isa-brown azo akotrika tsara 13isa✊🐓

Toro hevitra natoraly Kely aloha🙃TONGOLO GASY SY AKOHO😋😹
11/08/2025

Toro hevitra natoraly Kely aloha🙃TONGOLO GASY SY AKOHO😋😹

Mangatsika ny andro fa na izany aza manomboka indray ny famokarana relève🙃❤️
30/07/2025

Mangatsika ny andro fa na izany aza manomboka indray ny famokarana relève🙃❤️

Mbol ho avy ny maraina☹️💔Ilay nantenaina no nandao😥Coq-munauté de Jenny
02/07/2025

Mbol ho avy ny maraina☹️💔
Ilay nantenaina no nandao😥
Coq-munauté de Jenny

Atody Isa-brown afaka akotrika 22 Disponible🥚prix : 1.500ArAtody Kuroiler maro vavy be fa efa atodin'ankoho lehibe🥚🥚prix...
02/06/2025

Atody Isa-brown afaka akotrika 22 Disponible🥚
prix : 1.500Ar
Atody Kuroiler maro vavy be fa efa atodin'ankoho lehibe🥚🥚
prix : 4.000Ar 22Disponible
Atody Kuroiler vatony assurena hoe fécondé🥚🥚🥚
(Somary kely ny atodiny fa Kuroiler tsara izy nefa na izany aza)
prix: 3.000Ar 8disponible
Coq-munauté de Jenny

🎀Oeufs fécondé Disponible reo ambany ireo ny parent🎀**KUROILER : 22 Oeufs disponible**Isabrown : 20 Oeufs disponiblePrix...
22/05/2025

🎀Oeufs fécondé Disponible reo ambany ireo ny parent🎀
**KUROILER : 22 Oeufs disponible
**Isabrown : 20 Oeufs disponible
Prix :
KUROILER 4.000Ar/1
Isabrown 1.500Ar/1
Livraison possible Tana (SABOTSY sy ALAHADY ihany)😊
(Atody vao2 sy tsy mifangaro foana)
Contact
0345407505
0333810964

Compte rendu 🐥🥚9 nakotrika ary 9 ihany ko no fohy t@Atody avy ato Coq-munauté de Jenny ❤️
01/05/2025

Compte rendu 🐥🥚
9 nakotrika ary 9 ihany ko no fohy t@Atody avy ato Coq-munauté de Jenny ❤️

Piou , Piou vao maraina🐣Androany ilay 21jour🥴2aloha izay no fohy izao maraina izao,miandry ny tohiny isika🙃❤️Coq-munauté...
26/04/2025

Piou , Piou vao maraina🐣
Androany ilay 21jour🥴
2aloha izay no fohy izao maraina izao,miandry ny tohiny isika🙃❤️
Coq-munauté de Jenny

Salama daholo, Ao indray aloha atody Kuroiler bien fécondé et Isa-brown Fécondé🙃  💵:🐓Atody KUROILER (ilay atody fotsy2 i...
18/04/2025

Salama daholo, Ao indray aloha atody Kuroiler bien fécondé et Isa-brown Fécondé🙃
💵:
🐓Atody KUROILER (ilay atody fotsy2 ireo) : 4.000Ar/1
🐓Atody Isa-brown (ilay atody mena) : 1.500Ar
Livraison possible 👍
Coq-munauté de Jenny

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coq-munauté de Jenny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Coq-munauté de Jenny:

Share

Category