TAF Madagascar

TAF Madagascar TAF, Maître Torréfacteur & créateur de saveur depuis 1969

🤎 Les meilleures discussions d'un groupe commencent souvent par une simple question :"On se fait un thé ?" ☕✨Ce moment d...
26/08/2026

🤎 Les meilleures discussions d'un groupe commencent souvent par une simple question :
"On se fait un thé ?" ☕✨

Ce moment de retrouvaille pour se partager les potins, les petites anecdotes ...

Dites-nous en commentaire : vous êtes plutôt thé noir entre amis, entre collègues, en famille ou en solo devant votre série préférée ? 👇

25/08/2026

Iza amin’ireo namanao no tsy mazoto mihitsy raha tsy misotro kafe kely isa-maraina? ☕️
Taggeo eto izy ary omeo teny mampahery hanombohany tsara ny ity tontolo andro ity ! 😊

24/08/2026

🍵 Retrouvez le goût authentique du thé Noir Sahambavy dans chacun de vos instants.

💛 Lequel est le vôtre ? Dites-le nous en commentaire,

🧂 Iza indray ny nanao ny sira tamin'ilay sakafo teo ? Ilay be fitiavana sa ilay matsatso loatra ? Tagueo ao anaty commen...
22/08/2026

🧂 Iza indray ny nanao ny sira tamin'ilay sakafo teo ? Ilay be fitiavana sa ilay matsatso loatra ?
Tagueo ao anaty commentaire ilay olona voateny foana rehefa izy no manao ny siran'ny laoka atoandro na laoka hariva.

🍃 Le saviez-vous ?Le thé vert est apprécié pour sa richesse en antioxydants et son goût délicat, qui en font un allié id...
20/08/2026

🍃 Le saviez-vous ?

Le thé vert est apprécié pour sa richesse en antioxydants et son goût délicat, qui en font un allié idéal pour une pause tout en légèreté.

Avec le Thé Vert TAF, profitez d'un moment de bien-être à chaque tasse. 🍵💚

"Sasao ny tanana dia avia misotro Dite !" Tsaroana foana izay fiantson'i Neny izay rehefa avy milalao any an-tokotany in...
18/08/2026

"Sasao ny tanana dia avia misotro Dite !"
Tsaroana foana izay fiantson'i Neny izay rehefa avy milalao any an-tokotany iny ianao sy ny namanao. Avy hatrany dia miara-mirona misotro Dite daholo✨

💬 Mbola ohatran'izay ve ny anareo any antrano amin'izao ry reto? 😊

18/08/2026

☀️ Andro vaovao, motivation vaovao, miaraka amin’ny Kafe TSY LEFY!

17/08/2026

😎 Na mbola mankafy vacances ianao, na efa miomana hiverina hiasa… mirary herinandro mavitrika ho anao izahay miaraka amin'ny thé noir Sahambavy ! ☕

SOS AO AN-DAKOZIA! 🚨😱 Very lalana ilay RAVI antsika mankany amin'ilay sakafo, mba ho tena crispy tsara ilay Calmar !👉 So...
15/08/2026

SOS AO AN-DAKOZIA! 🚨
😱 Very lalana ilay RAVI antsika mankany amin'ilay sakafo, mba ho tena crispy tsara ilay Calmar !
👉 Soraty ao anaty commentaire ny lalana tokony alehany ary e 👇

15/08/2026

Kafe TSY LEFY, ilay kafe antsika Malagasy ! ☕️

Address

Zone Zital Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Tuesday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Wednesday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Thursday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Friday 07:30 - 12:00
14:00 - 17:00

Telephone

+261370560140

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAF Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TAF Madagascar:

Shortcuts

Share

Category