Voky Maraina

Voky Maraina Un rendez-vous sucré ☕ des papilles satisfaites 🤲

18/04/2026

💚Vary amin'anana + laoka, petit-déj de champion, validé par Christian Ratovonony 😋🔥🍲❤️
Ary ianao, rahoviana no hanandrana ? 🤗🥰

Azonao jifaina ato amin’ny :
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
📍 Analakely – Rez-de-chaussée

🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina 🤗🥳

Ny pozinao : mankafy viennoiseries sy pâtisseries ato @ Voky Maraina 🥐🍰Nefa mbola handeha hiasa avy eo… sady efa tara 😅⏰...
11/04/2026

Ny pozinao : mankafy viennoiseries sy pâtisseries ato @ Voky Maraina 🥐🍰
Nefa mbola handeha hiasa avy eo… sady efa tara 😅⏰

Fa aleo aloha mameno kibo, dia avy eo miatrika ny zava-misy 😄💼

🧭 La Gastronomie Pizza Pietra Analakely – Rez-de-chaussée
🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina 🤗🥳

🍲❤️ Simple, chaud, parfait.Vary amin’anana + laoka = ❤️🔥👉👀 Tagueo ilay namanao tsy mitsoka fa tonga dia mihinana iny 😂, ...
04/04/2026

🍲❤️ Simple, chaud, parfait.
Vary amin’anana + laoka = ❤️🔥

👉👀 Tagueo ilay namanao tsy mitsoka fa tonga dia mihinana iny 😂, na dia mbola mamay be aza 🔥😅

Azonao jifaina ato amin’ny :
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
📍 Analakely – Rez-de-chaussée

🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina 🤗🥳

⚠️ Attention : risque élevé d’addiction au bon pain 🤭😂👉 Passe goûter et dis-nous quel est ton préféré parmi nos variétés...
28/03/2026

⚠️ Attention : risque élevé d’addiction au bon pain 🤭😂

👉 Passe goûter et dis-nous quel est ton préféré parmi nos variétés de pain 🥖🥐🔥

📍 La Gastronomie Pizza Pietra Analakely – Rez-de-chaussée
🕕Ouvert à partir de 6h du matin


🚨 ADY HEVITRA KELY HO ANTSIKA MPANKAFY VARY AMIN’ANANA! 🍚💚🔥 IZA NO LAOKA TENA ANKAFIZINAO ?👍 Kitoza❤️ Boulettes de viand...
17/03/2026

🚨 ADY HEVITRA KELY HO ANTSIKA MPANKAFY VARY AMIN’ANANA! 🍚💚

🔥 IZA NO LAOKA TENA ANKAFIZINAO ?
👍 Kitoza
❤️ Boulettes de viande sy poisson
😮 Saosisy
Sa izy rehetra 🤣🤗

Azonao jifaina ato amin’ny
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
📍 Analakely – Rez-de-chaussée

🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina. 🤗🥳

12/03/2026

🔥 Réveillez-vous avec le vrai goût du matin !
Petit déjeuner chaud dès 06h du matin chez VOKY MARAINA ☕🥖

On vous attend avec :
🥓🍚 Notre Vary amin'anana sy laoka : kitoza, saucisses, boulettes de poisson et viande
🥖 Nos pains chauds de la boulangerie
🥐 Viennoiseries croustillantes
🍰 Pâtisseries gourmandes
☕ Café & boissons chaudes au salon de thé

📍 La Gastronomie Pizza Pietra – Analakely
🕕 Lundi – samedi : dès 06h00
🕛 Dimanche : à partir de midi

🍫❤️ DUEL GOURMAND ! ❤️🍫Deux desserts…🥰Deux plaisirs…😍👉 Moelleux au chocolat : intense, fondant, irrésistible…👉 Red Velve...
10/03/2026

🍫❤️ DUEL GOURMAND ! ❤️🍫

Deux desserts…🥰
Deux plaisirs…😍

👉 Moelleux au chocolat : intense, fondant, irrésistible…
👉 Red Velvet : doux, élégant, délicieusement crémeux…

Alors, vous choisissez lequel aujourd’hui ? 🤤

💬 Commentez :
🍫 pour le Moelleux au chocolat
❤️ pour le Red Velvet

Disponible chez Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra Analakely

🕕 Ouvert tous les jours





“Ny andro tsara dia manomboka amin’ny sakafo maraina tsara.” 😍🍲Azonao jifaina ato amin'nyVoky Maraina – La Gastronomie P...
07/03/2026

“Ny andro tsara dia manomboka amin’ny sakafo maraina tsara.” 😍🍲

Azonao jifaina ato amin'ny
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
Analakely – Rez-de-chaussée
🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina ny Vary amin'anana Mafana tsara. 🤗🥳

👉 Tongava dieny maraina sao lany! 😉

𝐌𝐈𝐓𝐀𝐃𝐘 𝐒𝐀𝐊𝐀𝐅𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐕𝐎𝐊𝐘 𝐕𝐄?! 😍🍲Atombohy tsara ny andronao miaraka amin’ny “Vary amin’anana” matsiro sy mafan...
28/02/2026

𝐌𝐈𝐓𝐀𝐃𝐘 𝐒𝐀𝐊𝐀𝐅𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐕𝐎𝐊𝐘 𝐕𝐄?! 😍🍲

Atombohy tsara ny andronao miaraka amin’ny “Vary amin’anana” matsiro sy mafana ao amin’ny Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra ! ✨

Ny laoka miara amin’ny :
🥩 Kitoza
🌭 Saosisy
🐟 Boulettes de poisson

📍 Analakely – Rez-de-chaussée
🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina.

👉 Tongava dieny maraina sao lany! 😉

     👩‍🍳😃🎉
25/11/2025




👩‍🍳😃🎉

22/11/2025

‎
19/11/2025

Address

Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00
Sunday 06:00 - 19:00

Telephone

+261320735122

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voky Maraina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category