At-Erinay

At-Erinay Ornez les moments avec des livraisons ponctuelles �

🤩🤩🤩FOURNITURES SCOLAIRES 🤩🤩🤩-NDAO NDRAY ARY OOOOMiarahaba Tompoko 🖐️Atolotra ho anareo tsy afaka miantsena fitaovan'ny M...
09/08/2022

🤩🤩🤩FOURNITURES SCOLAIRES 🤩🤩🤩
-NDAO NDRAY ARY OOOO
Miarahaba Tompoko 🖐️
Atolotra ho anareo tsy afaka miantsena fitaovan'ny Mpianatra fa sahirana amin'ny asa aman-draharaha samihafa

👉Alefanareo Capture aminay ilay lisitr'ireo fitaovana omen'ny any antsekoly

👉Omenay anareo ny devis
( Vidin'entana rehetra miaraka amin'ny fanaterana azy avy hatrany any aminao rehefa azo )

👉 Raha mety aminao ilay izy dia mandefa acompte 50% ianao hiconfirmena ilay izy

👉 Ary farany dia voarainao anaty 48h farafahatarany ireo fitaovana nankininao taminay

👉Ho antsika rehetra any amin'ny Faritra dia afaka mandefa MP aminay ihany koa raha misy fanazavana tianareo ho azo . Fa afaka alefanay Taxi Brousse , Rapide service , na colis Express ny entanareo

Mankasitraka antsika hatrany

08/08/2022

🤩🤩🤩🤩Ankino aminay ny fiantsenana ny fitaovam-mpianarana rehetra 🤩🤩🤩🤩🤩

RAISO AN-TANANA NY FAHASALAMANAO🤩🤩🤩Hafaliana ho anay   ny mizara aminareo fa izahay koa dia afaka miantsena fanafody hoa...
05/08/2022

RAISO AN-TANANA NY FAHASALAMANAO

🤩🤩🤩Hafaliana ho anay ny mizara aminareo fa izahay koa dia afaka miantsena fanafody hoan'izay mila izany ary afaka manatitra izany any aminareo .

Ireto ary ny lisitry fivarotam-panafody miandry raharaha mandritry ny herinandro
👉 Liste des Pharmacies de garde 🏪
Antananarivo Renivohitra du 30/07/2022 au 06/08/2022
👉MIARO - Galerie ARO Ampefiloha - 020 22 621 18 / 032 05 224 32
👉OCEAN INDIEN - Analakely avenue de l'indépendance - 034 05 224 70 / 032 11 224 70 / 033 05 224 70
👉METROPOLE - Antaninarenina - 020 22 200 25/020 22 675 22/033 15 200 25/032 07 101 71
👉GISELE - Ambodivonikely Anosivavaka Ambohimanarina - 020 23 617 59/034 10 302 42
👉ANDRAVOAHANGY - Andravoahangy (Près Epi d'or) - 020 22 245 12/034 30 245 45

Stay Tuned !L'ouverture de notre local C'est pour bientôt 👌👌👌
05/08/2022

Stay Tuned !
L'ouverture de notre local C'est pour bientôt
👌👌👌

Miarahaba oooIndro atolotra anareo ny saran'ny Livraison eto aminay mandritra ny Volana Aogositra ✅✅Fanamarihana kely :M...
05/08/2022

Miarahaba ooo
Indro atolotra anareo ny saran'ny Livraison eto aminay mandritra ny Volana Aogositra
✅✅Fanamarihana kely :
Misy ny saran'ny fangalana entana ( frais de recuperation ) raha latsaky ny 5 ny livraison omenao anay ao anatin'ny iray andro ( ny sarany dia mitovy amin'ny frais de livraison arakarak'ilay toerana voatondro)
Mankasitraka Indrindra

31/07/2022
Manao Ny asa rehetra momba ny Livraison izahay . Koa aza misalasala raha misy fanontaniana Mandefasa MP na miantsoa avy ...
21/07/2022

Manao Ny asa rehetra momba ny Livraison izahay .
Koa aza misalasala raha misy fanontaniana
Mandefasa MP na miantsoa avy hatrany
🙏🙏🙏🛒🛒🛒

Ankoatra ny Service de Livraison ataonay isanandro , dia manao service hafa koa izahay hanomezana fahafahampo ho anareo ...
21/07/2022

Ankoatra ny Service de Livraison ataonay isanandro , dia manao service hafa koa izahay hanomezana fahafahampo ho anareo rehetra nangataka an'izany.
Mangatsika be ny andro .
Ilay maha tsy te ivoaka mintsy ...
Soa fa misy izahay . Afak amiantsena ho anao
Midira ao anaty Mp na antsoy izahay fa omena fahafahampo ianao anaty fotoana fohy .
Mankasitraka ooooo

Ny ekipan'ny At-Erinay ihany koa dia afaka miantsena ho anao.  Hoantsika tsy afaka mihetsika noho ny asa , noho ny zazak...
20/07/2022

Ny ekipan'ny At-Erinay ihany koa dia afaka miantsena ho anao.
Hoantsika tsy afaka mihetsika noho ny asa , noho ny zazakely .
Izay course rehetra tinareo atao dia afaka tanterahinay avokoa .
Contact :034 79 072 22
Antsoy avy hatrany na andefaso MP raha liana amin'izany tolotra izany ianareo

Address

Andrefan'Ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261347907222

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when At-Erinay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share