16/08/2026
🎉🎉🥰 Iza avy ilay mankafy tout blanc otran'izao ? 🎉🎉🥰
Layer cake izy mivoka kokoa Raha izay .
Ny crème kosa na :
👉🏽 Ganache montée
👉🏽 Crème au beurre
Ilay crème matsiro kely ireny amin'ny commande nareo ireny aloha matetika ganache montée fona .. 😋🥰🥰
👉🏽 Alefaso amzay ary ny commande e.. 😊
Contact : 0345020738
Lieu : Nanisana
Livraison possible à partir de 5000 ar