01/08/2026
🎉 Arahabaina ireo mpandresy tamin’ny lalao fifaninanana! 🎉
Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin’ny jeu concours. Tena faly izahay nahita ny fandraisanareo anjara sy ny fanohanana nomenareo. ❤️
👏 Arahabaina ireo mpandresy izay nahazo burger 🍔 na soupe 🥣 au choix!