01/09/2026
📊 FORMATION EXÉCUTIVE – POUR LES DÉCIDEURS 🚀
Te hahay hamadika ny angona (données) ho fanapahan-kevitra stratejika ve ianao?
💡 Ity formation ity dia natao ho an’ireo Directeurs, Contrôleurs de Gestion ary Managers izay te hanatsara ny fomba fitantanana sy fandinihana ny données ao amin’ny orinasa.
🎯 Tanjona :
Hahay hampiasa Power BI amin’ny fomba matihanina mba hahafahana: ✅ Mamorona dashboards interactifs sy KPIs
✅ Manadio sy manomana données avy amin’ny Excel, ERP na comptabilité
✅ Manao automatisation sy modélisation des données
✅ Manao calculs avancés amin’ny DAX
✅ Mamorona visualisations sy storytelling mahomby
✅ Manao analyse financière sy performance
✅ Miaro sy mizara dashboards amin’ny Power BI Service
✅ Mampiasa ny RLS (Row-Level Security) amin’ny fitantanana ny accès
📅 Faharetana : 6 andro – 48 ora
⚡ 75 % pratique – ateliers mifototra amin’ny cas sy scénarios tena izy avy amin’ny orinasa.
🎓 Validation :
📜 Hahazo attestation amin'ny fin de formation ny mpandray anjara.
📌 Prérequis :
💻 Fahaizana mampiasa Excel amin’ny fomba mahazatra.
🔥 Avadiho ho hery stratejika ny données anananao!
Passez du reporting traditionnel au pilotage stratégique par la donnée avec Power BI.
📢 INSCRIVEZ-VOUS DÈS MAINTENANT !
⚠️ Places limitées mba hiantohana ny kalitaon’ny ateliers.
☎️CONTACT : 034.14.831.87