Manal'azy Events

Call

Manal'azy Events Vin de qualité et 100% bio sans produit chimique

Tel: 0330974756

04/10/2026

izahay moa izany dia tratra foana amin'izy ity 🤣
coucou kely hoantsika mpanao vente en ligne rehetra, na izany ary misaotra anareo client hatrany❤❤👍👍

🍷🎆 Ataovy fahatsiarovana miavaka no sady tsy hay adinoina ny fetinao🎉➡️Vin pérsonnalisé 10.000ar/+5pieces 🍷Tena mety hoa...
28/09/2026

🍷🎆 Ataovy fahatsiarovana miavaka no sady tsy hay adinoina ny fetinao🎉

➡️Vin pérsonnalisé 10.000ar/+5pieces

🍷Tena mety hoan'ny
✅Mariage
✅Fiançaille
✅Anniversaire
✅Soutenance...

🛵Manao livraison mandefa faritra rehetra, afaka manao récupération ihany koa
Contact: 033 09 747 56

Zara asa vita kely indray ary e, tsy inona akory ireny soratra ambony ireny fa nom de table 🍷🍷Afaka atao support nom de ...
22/09/2026

Zara asa vita kely indray ary e, tsy inona akory ireny soratra ambony ireny fa nom de table 🍷🍷
Afaka atao support nom de table ihany koa anie ny vin antsika e 💟

Tel 033 09 747 56
Mitohy foana ny fizarana cadeau

Photo réel avokoa ny hitantsika ato amin'ny pejy an h🍷✅Toy izao ny asan-tananay tena mamy kely mihintsy no sady tsara ts...
17/09/2026

Photo réel avokoa ny hitantsika ato amin'ny pejy an h🍷✅
Toy izao ny asan-tananay tena mamy kely mihintsy no sady tsara tsiro kely ilay izy

Ko raha mahaliana anao dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany
Tel 033 09 747 56
🔰Manao livraison mandefa faritra rehetra
🔞avec modération hatrany

sary n°1 Demande-ny clientsary n°2 Réalisation👍🍷omenay fahafahampo foana ianareo,izay tianareo mihintsy no ataonay,fa te...
13/09/2026

sary n°1 Demande-ny client
sary n°2 Réalisation👍🍷

omenay fahafahampo foana ianareo,izay tianareo mihintsy no ataonay,fa teneno sy azavao aminay tsara ilay tianareo atao ary e😉🍷
tel 033 09 747 56
Manao livraison mandefa faritra rehetra

🍷🎆 Ataovy fahatsiarovana miavaka no sady tsy hay adinoina ny fetinao🎉➡️Vin pérsonnalisé 10.000ar 🍷Tena mety hoan'ny ✅Mar...
07/09/2026

🍷🎆 Ataovy fahatsiarovana miavaka no sady tsy hay adinoina ny fetinao🎉

➡️Vin pérsonnalisé 10.000ar

🍷Tena mety hoan'ny
✅Mariage
✅Fiançaille
✅Anniversaire
✅Soutenance...

🛵Manao livraison mandefa faritra rehetra, afaka manao récupération ihany koa
Contact: 033 09 747 56

02/09/2026

Mitohy hatrany ilay promotion antsika sy fizarana cadeau hoan'ity volana vaovao be ity koa aza tara ary fa miandry anao indray izahay

Tel 033 09 747 56

Tena mamy be ko anie ilay mamaky ny histoire anareo amin'ilay Vin pérsonnalisé e💟🍷🍷Retour Cliente tena hoe afapo tantera...
02/09/2026

Tena mamy be ko anie ilay mamaky ny histoire anareo amin'ilay Vin pérsonnalisé e💟🍷🍷

Retour Cliente tena hoe afapo tanteraka foana

Inona ny thème na koa hoe code couleur amin'ilay évènement anareo,fa efa tonga ny ruban ato misy couleur isafidianana ts...
25/08/2026

Inona ny thème na koa hoe code couleur amin'ilay évènement anareo,fa efa tonga ny ruban ato misy couleur isafidianana tsara sady amin'ilay ngeza fa tsy kely

Tsy miova nefa ny vidin'ny divay fa 10.000ar foana tena mora loatra

Ireto indray ary ilay mafanafana e👍Manal'azy arrangé tsy miova ny vidiny fa mbola 15.000ar foana Livraison à partion 3 b...
21/08/2026

Ireto indray ary ilay mafanafana e👍
Manal'azy arrangé tsy miova ny vidiny fa mbola 15.000ar foana

Livraison à partion 3 bouteilles
Lieu Ampitatafika
Efa hitanao ao @ ATOUT MARKET ihany koa raha toa ka ville no misy anao

Tel 033 09 747 56

Address

Antananarivo

Telephone

+261329976976

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manal'azy Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category