Ferme de Laniera

Call Contact the business

Ferme de Laniera Produits laitiers 🥛🐮
Authentiquement local 💚

Commande : 📞 034 86 889 40
Rdv visite : 📞 034 50 637 05 Ici, c’est le goût de chez nous. Naturellement bon.

Du yaourt brassé au Skyr, en passant par notre yaourt grec, notre yaourt brassé aux fruits, notre café latté glacé et notre beurre fouetté à l’ancienne…
Tout est fait maison, à la main, avec les richesses de notre terroir. Authentiquement local.

Nos 𝙥𝙧𝙤𝙙𝙪𝙞𝙩𝙨 𝙥𝙝𝙖𝙧𝙚𝙨 ✨Existent avec ou sans sucre. Pourquoi la livraison de ces produits prend du temps ?Parce que pour e...
25/09/2026

Nos 𝙥𝙧𝙤𝙙𝙪𝙞𝙩𝙨 𝙥𝙝𝙖𝙧𝙚𝙨 ✨
Existent avec ou sans sucre.

Pourquoi la livraison de ces produits prend du temps ?

Parce que pour en produire, nous avons besoin d'une certaine quantité de lait. Quand la quantité est atteinte, on peut en fabriquer. Et le processus prend 3 jours pour le yaourt grec, et 4 jours pour le skyr. ☺️

Tout est fait à la main. 👌🏽

Donc, nous prenons vos commandes et livrons dès que c'est prêt. 😌

Prix yaourt grec (sucré ou non) : 3.500 Ar
Prix skyr (sucré ou non) : 3.500 Ar

Salama o 😊👋🏽Saika hampandre antsika mianakavy, 🙏🏽 noho ny fahatapahan-jiro be loatra dia tsy afaka mitahiry ronono mihit...
09/09/2026

Salama o 😊👋🏽
Saika hampandre antsika mianakavy, 🙏🏽
noho ny fahatapahan-jiro be loatra dia tsy afaka mitahiry ronono mihitsy izahay, ka mihisatra kely indray ny fanodinana "beurre" sy "skyr". 🥲

Tsy zakan'ny groupe mantsy ity tank à lait ity, nefa aty tena tapaka foana ny jiro. Dia maka aina kely izy aloha amin'izao.

Ny vokatra sasany azo jifaina foana ! Yaourt grec (nature sucré sy nature), ny brassé, ny brassé fruité ihany koa sur commande mihitsy vao manao izahay 😊

Mazotoa sy mahereza daholo o! 💚

03/09/2026

𝙁𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙫𝙚 .... ❓
Izahay dia miara miasa amin'ny 𝙁𝙀𝙍𝙈𝙀 𝘼𝙄𝙉𝘼. ✨
Satria tena combo gagnant ny produits laitiers ampiarahana amin'ny sésame 👌🏽 tena mety ho an'ny atidoha, sy ny fitadidina. 👈🏽

Ao amin'ny tsenan'izy ireo, eny Ambohidahy (partie st Michel vavahady be ambony), dia azonareo anjifana yaourt grec nature sy yaourt grec nature sucré 🩵💙

Aza misalasala manatona azy o!

(Marihana fa revendeur izy, ka tsy mitovy ny eto amin'ny pejy ny vidiny)

Mirary soa antsika rehetra amin'izao fidiran'ny mpianatra izao ! 🌸💚
31/08/2026

Mirary soa antsika rehetra amin'izao fidiran'ny mpianatra izao ! 🌸💚

Andraso kely aloha hanazava 😅Betsaka no manontany anaty mp, na miantso hoe " mivarotra voan'anana ve ? Misy zava-maniry ...
27/08/2026

Andraso kely aloha hanazava 😅
Betsaka no manontany anaty mp, na miantso hoe " mivarotra voan'anana ve ? Misy zava-maniry tahak'izao ve..." Dia hoe "izany no misoratra ao aminareo ao amin'ny google". Satria raha vao manoratra "Laniera" ao amin'ny google dia mipoitra izahay. 😅

"Laniera" dia anaran'io tany be mivalampatra, fambolena io. Tafiditra anatiny io lalam-baovao Tsarasaotra/Ivato io, raha ilay lalan-tany terÿ ampita no fampiasanay taloha. Io izany dia efa Laniera daholo. Hatreo amin'ireo tany be mialohan'ny hiditra an'Ambodifasina io. 😊
Koa satria izahay efa taty Ambatolampy Tsimahafotsy foana, dia nisafidy izahay "Ferme de Laniera" no marquen'ny vokatray(marque déposée izany ilay Ferme de Laniera).

Eny, misy mivarotra voan'anana ety Laniera, fa tsy izahay. 😄 Raha mitady yaourts ianareo, dia ato ilay izy. Raha mitady voan'anana, dia i Seed Fas izay. 👈🏽

Fa samy ety Ambatolampy Tsimahafotsy daholo izahay. Raha mitady an'i Seed Fas indray nareo, dia etsy amin'ny vao miditra ny tanàna etsy, misy serre be ireo. Dia ao ny voan'anana. 😄

❌ 𝘼𝙑𝙄𝙎 𝘿'𝘼𝙉𝙉𝙐𝙇𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 ❌Chers clients, cher public, Pour des raisons internes, indépendantes de l'événement, nous sommes au...
19/08/2026

❌ 𝘼𝙑𝙄𝙎 𝘿'𝘼𝙉𝙉𝙐𝙇𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 ❌

Chers clients, cher public,
Pour des raisons internes, indépendantes de l'événement, nous sommes au regret de vous annoncer que nous ne participons plus au festival rodorodon'ny tantsaha à compter de demain. 🙏🏽

Toutefois, nous sommes disposés à prendre vos commandes, pour être livrées la semaine prochaine, l'agenda de cette semaine étant complet.

Les produits disponibles pour être livrés la semaine prochaine vous seront communiqués demain dans la matinée.

Veuillez nous excuser pour toute gêne occasionée.

Merci,
Staff Ferme de Laniera

Efa ato amin'ny 𝙁𝙊𝙄𝙍'𝙁𝙀𝙍𝙈𝙀  izahay ✨Hetsika karakarain'ny Canal7 Events 🫶🏽Aza adino an! 🏡 Stand n° 47 🏡📍Institution Sain...
13/08/2026

Efa ato amin'ny 𝙁𝙊𝙄𝙍'𝙁𝙀𝙍𝙈𝙀 izahay ✨
Hetsika karakarain'ny Canal7 Events 🫶🏽
Aza adino an!
🏡 Stand n° 47 🏡
📍Institution Sainte Famille Mahamasina 📍

Tongava maro fa miandry anao izahay ! 💚

Ireo hita eny amin'ny Stand 47 rahampitso 😍✅ Brassé nature sucré : 1l, 500ml, 250ml, 100ml✅ Brassé fruité : corossol, fr...
12/08/2026

Ireo hita eny amin'ny Stand 47 rahampitso 😍
✅ Brassé nature sucré : 1l, 500ml, 250ml, 100ml
✅ Brassé fruité : corossol, fraise
✅ Yaourt grec

Tongava maro o! 🫶🏽
Paf : 1.000 Ar

(Ho lazainay eo foana ny misy eny)

12/08/2026

Fanazavana momban' ny vokatra Ferme de Laniera ✨
Entin'Atoa Faly Randrianarivosoa, responsable production ato amin'ny orinasa 😊

Ho présenténa amintsika tsikelikely eto koa ny ato ambadika vitsivitsy ato rehefa tonga ny fotoana ☺️

𝙍𝙀𝘾𝙏𝙄𝙁𝙄𝘾𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 🙏🏽🥹🇲🇬 Ialana tsiny tompoko, fantatray tsara fa betsaka no miandry azy ity. Kanefa satria lany tanteraka ny...
11/08/2026

𝙍𝙀𝘾𝙏𝙄𝙁𝙄𝘾𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 🙏🏽🥹
🇲🇬 Ialana tsiny tompoko, fantatray tsara fa betsaka no miandry azy ity.
Kanefa satria lany tanteraka ny stock de skyr tamin'ny foire farany teo, dia raha ny kajy dia, indrisy tsy ho tratra ny famokarana skyr amin'ity FOIR'FERME ity 🙏🏽

Azonay atao kosa ny mandray ny commande ho an'ny livraison amin'ny erinandro ambony mihitsy, zoma na sabotsy heriny mintsy.

Miala tsiny indrindra tompoko 🙏🏽

🇨🇵 Nous avons pleinement conscience que beaucoup l'attendent.
Malheureusement, suite à la dernière foire, le stock de skyr est épuisé. Compte tenu du processus de fabrication, nous ne serons pas en mesure d'en produire à temps pour le prochain événement qu'est la FOIR'FERME. 🙏🏽

Nous sommes toutefois disposés à prendre vos commandes pour une livraison vers la fin de la semaine prochaine, vendredi ou samedi. (Minimum d'achat livré 17.500 Ar)

Nous vous tiendrons au courant en cas de changement.

Veuillez nous excuser pour la gêne occasionée.

Address

Ambatolampy Tsimahafotsy
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Telephone

+261340945000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme de Laniera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ferme de Laniera:

Shortcuts

Share

Category