11/10/2026
📌🌭 CONDITIONS DE VENTE – BON GOÛT SAUCISSE ❤️
Mba hahamora ny fifampiraharahana dia ireto ny fepetra arahina rehefa manao commande :
📝 1. COMMANDE
• Ny commande dia atao 1 andro mialoha.
• Lazao mazava ny karazana saucisse sy ny quantité ilainao.
💰 2. ACOMPTE
• Ho an'ny commande mihoatra ny 5 paquets (+5 paquets), dia tsy maintsy mandoa acompte ny mpanjifa mba hanamarinana sy hamandrihana ny commande.
🚚 3. LIVRAISON EN PROVINCE
• Ho an'ny livraison any amin'ny faritra, dia atao amin'ny alalan'ny taxi-brousse (PA).
• Ny vola dia alefa mialoha amin'ny Mvola, alohan'ny handefasana ny entana.
• Ny frais de transport dia zakain'ny mpanjifa.
❌ 4. ANNULATION
• Raha misy fanovana na fanafoanana commande dia ampahafantaro anay faran'izay haingana.
🧊 5. CONSERVATION
• Tehirizo ao anaty congélateur ny saucisse mba hitazonana ny kalitaony.
🤝 Misaotra indrindra amin'ny fahatokisana sy ny fisafidianana ny BON GOÛT SAUCISSE ❤️