Gasy Gasy by Paz

Gasy Gasy by Paz Plateforme des produits vita gasy

Nous vous proposons du Fromage de qualité supérieur fabriqué localement avec du lait de vache d'Antsirabe.👉 Tout type al...
04/04/2026

Nous vous proposons du Fromage de qualité supérieur fabriqué localement avec du lait de vache d'Antsirabe.
👉 Tout type allant du
🍕Excellent et compatible à tous vos recettes 🍝🍟🍔🍗
🎂Faite de votre fête🎆🎉 une expérience gustative inoubliable à votre valeur!!!



🍱Resaka sakafo ihany satria hoe omena tips kely nareo🥱Fanampiana ho an'ny hanao prise de masse😌 sady asiako valeur 😁Iret...
19/11/2025

🍱Resaka sakafo ihany satria hoe omena tips kely nareo🥱
Fanampiana ho an'ny hanao prise de masse😌 sady asiako valeur
😁Ireto sakafo ireto izao no 2180 Kcal 😁
Ahitana:
🟢 Protéines: 92 gr
🟢 Glucides : 154 gr
🟢 Lipides : 141 gr
🟢 Zinc. : 14 mg
🟢 Potassium : 5500 mg
🟢 Magnésium : 780 mg
🟢 Omega-3 : 1,5 gr

Ampiana hainandro migaingaina io dia Inona ny testostérone tsy hiakatra amin'izao😌🤣 😂

🥜Voanjo 1kpk~220gr : 51gr de protéines.= 1400 Ariary
🧆Poudre de soja 100gr : 36gr de protéines ( afatrako amin'ilay scoopn'ny bouty shape iny😌🤣😂: 3 scoop)=900 Ariary zany ny vidin'io satria 8000 ny kilo nividianako azy+ frais de livraison 🤧😂🤣
🍠Vomanga 500gr: 5gr de protéines= 400 Ariary

Ireo izany no 2700 Ariary ny budgets nahazoako azy😁

Tsy hoe rehefa mihinana an'ireo ianao akory dia ahazo masse fa tsy maintsy miankina amin'ilay calcul an'ny fialan'ny vatanao no hitondrana an'io.
Ato amin'ity rohy ity: https://www.facebook.com/100094360880307/posts/793615097127179/?app=fbl
Fa io fotsiny mba fanampiana ahitanao hoe raha manana an'ity budget ity aho dia mety ahazo sakafo manao ahoana.

Raha tsy mihinana voanjo ianareo dia tsy olako iny fa mitadiava source ana protéines sy lipide hafa dia akaro ny budget.
Raha tsy mihinana vomanga dia hano ny mofogasy, raha tsy mihinana mofogasy dia mitadiava source ana glucide complexe hafa dia akaro ny budget🤧
Toy izay ihany koa raha tsy mihinana soja😌

Aza amoronanareo olana aho rehefa mandroso vahaolana ho anareo fa mba miezaha mikaroka rehefa tsy mifandraika aminao ilay zavatra atolotra😁
Ampitiavana be

Tsy maintsy asiana an'io teny hoe ampitiavana be io moa hono izany mba tsy hampiakatra ny température an'ny cervelle anareo 🥱

Salama daholo ry mpanaraka kely eo amin'ny dimam-polo eo 🤓




® Ranty Indrana

Commande sur MP
19/04/2025

Commande sur MP

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Gasy by Paz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share