19/05/2026
📣 Mandray tanora débutant hiofana sy hiasa amin’ny Call Center vita formation 🏠 TANA
✅ Tsy voatery manana expérience
✅ Formation omena
✅ Asa avy hatrany après formation ho an’izay mahafeno fepetra
💰 Karama : 650.000Ar à 950.000Ar / mois
📩 MP na antsoy ☎ 038 22 242 18 raha mila informations fanampiny.