Chez Cyah MDG

Chez Cyah MDG Vente des divers articles

Salama e Elaela isika tsy tato am pejy Efa tafaverina soa amantsara isika izaoIreto ary misyPromotion Drap friperie   Ma...
10/09/2026

Salama e
Elaela isika tsy tato am pejy
Efa tafaverina soa amantsara isika izao
Ireto ary misy

Promotion Drap friperie

Mandéfa any amin'ny faritra izahay ✈️🚍

☎️0344752006


🔥 PROMOTION BE🔥💪 LOVIA MÉLAMINEMafy, mateza, tsara kalitao  — tsy mora vaky, tsy mora simba🧸 Tapis fourrure 60x40cm — ma...
22/04/2026

🔥 PROMOTION BE🔥
💪 LOVIA MÉLAMINE
Mafy, mateza, tsara kalitao — tsy mora vaky, tsy mora simba

🧸 Tapis fourrure 60x40cm — malefaka, manja be hanainhona trano
💰 8 500Ar monja ny iray
⚡ Aza tara
⛔ Stock voafetra
Ireo tonga aloha ihany no mahazo ny tsara indrindra!
👉 Alefaso ny JP dieny izao 🔥

Salama daholo😊Asiantsika rideaux vaovao💯 bomba be ! ✔️Rideaux voile 1m40 x 2m40✔️Misy rideaux ilay matevina mavesatra be...
21/04/2026

Salama daholo😊

Asiantsika rideaux vaovao💯 bomba be !
✔️Rideaux voile
1m40 x 2m40

✔️Misy rideaux ilay matevina mavesatra be ihany koa
1m40 x 2m40 ny refinny

👉 suivreo, jaimeo fona ny pagetsika ❤️
Mp na JP raha mahasoa anao 🙏
📞0344752006

Livraison partout 😊

18/04/2026

Ato maman a!
Sao mahasoa anao
Saladier indray
Prix 6000ar /10000ar/12000ar
05 ny disponible tompoko

17/04/2026

Ato maman a!
Sao mahasoa anao
Plat tena luxe be
Prix 7000ar pièce
5 ny disponible tompoko

🔥🔥 TAPIS PORTE 🔥🔥✨ Tapis fourrure malefaka be sady tena manja 😍🏡 Habehany: 60x40cm — mety amin’ny efitra rehetra (salon,...
17/04/2026

🔥🔥 TAPIS PORTE 🔥🔥
✨ Tapis fourrure malefaka be sady tena manja 😍
🏡 Habehany: 60x40cm — mety amin’ny efitra rehetra (salon, chambre, bureau…)
💥💥 PRIX TSY HITA ANY AN-KAFA 💥💥
👉 9000Ar monja ny iray‼️
🎨 Loko maro be azo isafidianana ❤️💛🖤
🛒 Misy koa:
👉 Lovia mélamine tsara sy matevina ary MORABE 😍

⛔ VOAFETRA NY STOCK — izay tonga aloha no mahazo !

☎️034 47 520 06
👉 Alefaso JP dieny izao sao tara 😉

17/04/2026

Ato maman a!
Sao mahasoa anao
Saladier indray
Prix 8000ar pièce
10 ny disponible tompoko

Address

Anosipatrana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Cyah MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share