21/04/2026
Toy izao ny santionan'ny "Mise en place de table" nataonay nandritran'ny fikarakarana anniversaire iray🍽️🥰
Misaotra indrindra anareo nanome fahatokisana anay nandritra izany✨🙏🏻
Raha toa ianareo hikarakara fety sy lanonana Dia aza misalasala manantona anay, ary Izahay dia manome toky fa hanome fahafaham-po hoatsika🥰