Info Partout

Info Partout "Votre actualité, partout et à tout moment"

🔵 𝗛𝗼𝗱𝘆 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗶 𝗛𝗼𝗻𝗼𝗿𝗮𝘁 𝗙𝗼𝘂 𝗛𝗲𝗵𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗻𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗮  ▪️Rehefa nitsabo tena amam-bolana mar...
26/10/2026

🔵 𝗛𝗼𝗱𝘆 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗶 𝗛𝗼𝗻𝗼𝗿𝗮𝘁 𝗙𝗼𝘂 𝗛𝗲𝗵𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗻𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗮

▪️Rehefa nitsabo tena amam-bolana maro tany Inde i Honorat dia re fa hody androany eto Madagasikara.

✍️Indrana

🔵𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 4 𝗻𝗶𝗵𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝘀𝗼𝗽𝘆 𝗸𝗼𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗽𝗼𝗶𝘇𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗔𝗹𝗮𝘀𝗼𝗿𝗮  ▪️Olona 4 no voalaza fa tratry ny fa...
26/10/2026

🔵𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 4 𝗻𝗶𝗵𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝘀𝗼𝗽𝘆 𝗸𝗼𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗽𝗼𝗶𝘇𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗔𝗹𝗮𝘀𝗼𝗿𝗮

▪️Olona 4 no voalaza fa tratry ny fahapoizinana ara-tsakafo tao Alasora ny 26 oktobra, taorian’ny nihinanany composé amin'ny barquette sy lasopy komando.

▪️Nentina notsaboina teny amin’ny CSB II Alasora izy ireo, avy eo nafindra tany amin'ny Hopitaly Ambohimangakely.

▪️ Mampitandrina ny amin’ny fihinanana sakafo amidy eny an-dalana ny tompon’andraikitra sy mampatsiahy ny tsy fahafahana mivarotra lasopy komando mandehandeha eny Alasora .

🔵𝗡𝗶𝘀𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 𝗻𝘆  𝗞𝗼𝗽𝗶 𝗸𝗼𝗹𝗲́ 𝗔𝗻𝗻𝗶𝗰𝗲𝘁𝘁𝗲 ▪️ Nisaotra ireo mpanohana azy, sy izay nanohana azy rehetra hatram...
26/10/2026

🔵𝗡𝗶𝘀𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 𝗻𝘆 𝗞𝗼𝗽𝗶 𝗸𝗼𝗹𝗲́ 𝗔𝗻𝗻𝗶𝗰𝗲𝘁𝘁𝗲

▪️ Nisaotra ireo mpanohana azy, sy izay nanohana azy rehetra hatramin’ny farany ny kopi Kole Annicette raha nanao video en direct tao amin’ny pejiny.

😭𝗧𝘂𝗰 𝗧𝘂𝗰 𝗲́𝗹𝗲𝗰𝘁𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 6 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝘆 𝗞𝗶𝗹𝗮 𝗳𝗼𝗿𝗲𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 Garage fi charge-na Tuc Tuc électrique tao Mangarano Toamasin...
26/10/2026

😭𝗧𝘂𝗰 𝗧𝘂𝗰 𝗲́𝗹𝗲𝗰𝘁𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 6 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝘆 𝗞𝗶𝗹𝗮 𝗳𝗼𝗿𝗲𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮

Garage fi charge-na Tuc Tuc électrique tao Mangarano Toamasina no may kilan'ny afo tamin'ny 2 maraina.

Mankahery ny tompony 🙏

📷Sary Indrana

🔵𝗡𝘆 𝗮𝗹𝗰𝗼𝗼𝗹 𝗗𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝘁𝗶-𝗱𝗼𝗵𝗮. Ahoana ny hevitrao ?
26/10/2026

🔵𝗡𝘆 𝗮𝗹𝗰𝗼𝗼𝗹 𝗗𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝘁𝗶-𝗱𝗼𝗵𝗮. Ahoana ny hevitrao ?

26/10/2026

🔵𝗠𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗶𝗻𝘁𝗼-𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝘁𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗕𝗮𝘇𝗮𝗿𝘆 𝗞𝗲𝗹𝘆 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮

▪️Mpanao sinto-mahery tratra tao Bazary Kely Toamasina vao aingana teo. Mody malemy sady mody marary ra araky ny vaovao voaray.

🎥Vidéo Indrana

🔵 𝗠𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗶𝘃𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗶 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗮𝗷𝗼𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 ▪️Herintaona taorian’ny nanesorana azy teo amin’ny fitondrana, m...
26/10/2026

🔵 𝗠𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗶𝘃𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗶 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗮𝗷𝗼𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮

▪️Herintaona taorian’ny nanesorana azy teo amin’ny fitondrana, mbola maniry ny hiverina eto Madagasikara i Andry_Rajoelina, araka ny lahatsoratra navoakan’ny Le Monde Afrique ny 18 Oktobra 2026.

▪️ Any an-tsesitany izy nanomboka tamin’ny Oktobra 2025, ary miezaka mampiasa ny tambajotra diplomatika ananany any ivelany.
Nihena be ny fisehoany ampahibemaso sy ny hafatra alefany amin’ny tambajotra sosialy.

▪️Nihena ihany koa ny fanohanana ara-politika nananany teto an-toerana, satria maro tamin’ireo depiote voafidy tamin’ny anaran’ny antokony tamin’ny taona 2024 no nanohana ny fitondrana tarihin’ny kolonely Michaël Randrianirina. Ny sasany tamin’ireo mpiara-dia akaiky taminy kosa dia lasa an-tsesitany na nigadra.

🔵𝗧𝗼𝘃𝗼𝗹𝗮𝗵𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗸𝗼𝗽𝗶𝗸𝗼𝗹𝗲́ 𝗮𝗻'𝗶 𝗞𝗼𝗵𝗲𝗻 𝗥𝗶𝘃𝗼 𝗟𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-10▪️Vonona handray anjara amin’ny andiany faha-10 am...
26/10/2026

🔵𝗧𝗼𝘃𝗼𝗹𝗮𝗵𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗸𝗼𝗽𝗶𝗸𝗼𝗹𝗲́ 𝗮𝗻'𝗶 𝗞𝗼𝗵𝗲𝗻 𝗥𝗶𝘃𝗼 𝗟𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-10

▪️Vonona handray anjara amin’ny andiany faha-10 amin’ny fifaninanana Kopi Kolé ity tovolahy avy any Toamasina ity raha ny voalazany, izay hisafidy haka tahaka an’i Kohen Rivolala noho fitovian'ny endrika.

▪️Marihina moa fa mpitsabo sady mpihira i Kohen Rivolala, ka anisan’ny mampiavaka azy ny talentany eo amin’ny sehatry ny mozika.

𝗔𝗱𝗶𝗻’𝗮𝗸𝗼𝗵𝗼: 𝗹𝗮𝘀𝗮𝗻-𝗱𝗿𝘆 𝘇𝗮𝗹𝗮𝗵 𝗻𝘆 460.000.000 𝗳𝗺𝗴.𝗡𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗢𝗨𝗥𝗡𝗢𝗜 𝗕𝗟𝗢𝗢𝗗𝗦𝗣𝗢𝗥𝗧 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔, 𝗻𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝘀𝘆 𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 ...
26/10/2026

𝗔𝗱𝗶𝗻’𝗮𝗸𝗼𝗵𝗼: 𝗹𝗮𝘀𝗮𝗻-𝗱𝗿𝘆 𝘇𝗮𝗹𝗮𝗵 𝗻𝘆 460.000.000 𝗳𝗺𝗴.
𝗡𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗢𝗨𝗥𝗡𝗢𝗜 𝗕𝗟𝗢𝗢𝗗𝗦𝗣𝗢𝗥𝗧 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔, 𝗻𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝘀𝘆 𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗮𝗿𝘆 𝗹𝗮𝘀𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮 460.000.000 𝗳𝗺𝗴.

🔵𝗠𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗼𝗲 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗼𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟬𝟬𝟬𝟬𝟬 𝗮𝗿 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗻𝘁𝗼 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗞𝗼𝗽𝗶𝗸𝗼𝗹𝗲 𝗻𝘆 𝗧𝘃 𝗣𝗹𝘂𝘀 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗹𝗲𝗼𝗻𝘆 𝗻𝗼𝗹𝗮𝗻...
26/10/2026

🔵𝗠𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗼𝗲 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗼𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟬𝟬𝟬𝟬𝟬 𝗮𝗿 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗻𝘁𝗼 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗞𝗼𝗽𝗶𝗸𝗼𝗹𝗲 𝗻𝘆 𝗧𝘃 𝗣𝗹𝘂𝘀 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗹𝗲𝗼𝗻𝘆 𝗻𝗼𝗹𝗮𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗞𝗼𝗽𝗶𝗸𝗼𝗹𝗲 𝗕𝗼𝗯 𝗠𝗮𝗿𝗹𝗲𝘆 𝗳𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝘁𝘆🤔.

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Info Partout posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share