Ankarana Drinks Ofisialy

Ankarana Drinks Ofisialy Depuis 2008, nos rhums sont un hommage à la richesse de Madagascar, un mélange savoureux d’histoire, de culture et de savoir-faire 🇲🇬

Depuis 2008, les rhums d'Ankarana Drinks sont un hommage à la richesse de Madagascar, un mélange savoureux d’histoire, de culture et de savoir-faire 🇲🇬

20/09/2025
Ambiansa be foana miaraka amin'ny Ankarana Drinks, andramo dia ho tsapanao 😉!
22/08/2025

Ambiansa be foana miaraka amin'ny Ankarana Drinks, andramo dia ho tsapanao 😉!

Rhum fotsy Volka 🍋‍🟩Ho anareo mpankafy vodka amin'ny hanitra voasary makirana, natao ho anao ny Volka. Marikivy malefaka...
20/08/2025

Rhum fotsy Volka 🍋‍🟩

Ho anareo mpankafy vodka amin'ny hanitra voasary makirana, natao ho anao ny Volka. Marikivy malefaka amin'ny tsirony tena miavaka.

Aza adino ny mizara ny fotoana mafana niarahanao taminay!
15/08/2025

Aza adino ny mizara ny fotoana mafana niarahanao taminay!

Vanim-potoanan'ny fialantsasatra isika izao. Misy ireo izay andeha hiaraka amin'ny fianakaviana, misy kosa ireo hiaraka ...
01/08/2025

Vanim-potoanan'ny fialantsasatra isika izao. Misy ireo izay andeha hiaraka amin'ny fianakaviana, misy kosa ireo hiaraka amin'ny namana. Ary ianareo makaiza ?

Aza misaraka amin'ny vokatra Ankarana Drinks.

Somavolamena ✨. Vokatra efa fantatrareo sy ankafizin'ny maro an'isa. Rhum mena malefaka, hanitra lavanila sy karamela. A...
30/07/2025

Somavolamena ✨. Vokatra efa fantatrareo sy ankafizin'ny maro an'isa.
Rhum mena malefaka, hanitra lavanila sy karamela.

Azonao jifaina eny amin'ny toerana voatokana ho amin'izany.

Fizarana ny loka Tombola Be 🎉Ny zoma lasa teo dia fifaliana ho anay ny nanolotra ny loka an’ireo mpanjifa 3 nahazo moto,...
28/07/2025

Fizarana ny loka Tombola Be 🎉

Ny zoma lasa teo dia fifaliana ho anay ny nanolotra ny loka an’ireo mpanjifa 3 nahazo moto, télé sy bon d’achat 500 000 Ar.
I RAKOTOZAFY Maminiaina, RANDRIAMARO Mbolanirina ary i RATOVOMIARANTSOA Paul David 👏🏼.

Arabaina ihany koa ireo Bar izay mpiaramiombon’antoka aminay, nandray anjara tamin’ny lalao Tombola Be Ho an'ny Bar. Ny 3 nahavita varotra be indrindra dia nahazo Fivahinianana ho an’olondroa any Nosy Be, Vatafapangatsiahana ary Subwoofer.
Ny bar Rotsirotsy Talatamaty, bar Célestine Soanerana ary ny bar Fohine Behoririka 👏🏼.

Miarahaba an’ireo voasarika nahazo ny t-shirt sy casquette miisa 200 🎉. Eny amin’ny Bar Tsiaro Ankasina ny fotoana antsi...
28/07/2025

Miarahaba an’ireo voasarika nahazo ny t-shirt sy casquette miisa 200 🎉.
Eny amin’ny Bar Tsiaro Ankasina ny fotoana antsika rahampitso talata 29 jolay, manomboka amin’ny 3 ora ka hatramin’ny 6 ora ariva.

🔥 Ireto avy ireo tsara vintana nahazo t-shirt :
ANDRIAMANALINA Louis Marcellin, RANDRIANANDRASANA Juliana, BENTY Flore Nirina, TAHIRINDRAZA Jessica, RAKOTOBE Larry, FANOMEZANTSOA Tsiriniaina, RAHOLIARIVELO Louise Virginie, RAKOTOMANGA Tsiry Harison, RAHAJASON Tantely Nirina, RAHARINIRINA Hasinjara Tatiana, RANDRIANANDRASANA Todisoa Michaël, RAZARASOA Jean de Dieu,TAHIANTSOA Anjaraniaina, RATIARANTSOA Moïsa Alexia, RANAIVOSON Stany, RAMIARISON Gilbert Rolland, RAKOTONANDRASANA Audry Yvon Sylvain, RAZANAKINIAINA Emile, MONJA Hasinirina Mickaël, RANJATOMANANTSOA Charline Léa, RAKOTOARISOA Tokiniaina, RAZANAJATOVO R. Jean Aimé, ZARA Jean Fernando, NDRIANIAINA Nomentsoa Tojo Flavien, NAJOROMIARANTSOA, ANDRIAMBOLAMANANA Nomena Tsialonina, SAFIDINIAINA Kanto Jonhson, RAJOELINIRINA Mendrika Lando, XINO, RAKOTOMALALA Victor, ANDRIANTSIORY Anja Virginie, Hasimbolatina Lusien Jean Marc, RAKOTOBE V. Mbolariony, RAMAROSON Christian Nandrianina, RANDRIAMANANTENA Michel Pensiph, RANDRIANTENAINA, RANDRIANARISOA Harinosy Herintsoa, RAMANANTENASOA Fanomezantsoa Niaina, RAZAFINDRATELO Mamy Herilala, RAZANANAIVO Haingoniaina, RAKOTONIRINA Harivola Vicky, RANDRIANANDRASANA Anjara Nomena, RAVALISON Maeva Fitiavana, RANDRIAMORA Sedraniaina, RAZAFIMANDIMBY Fredon Paulin, ANDRIANJAKA Jean Luc, RAMALANJAONA Wilson Thierry Frédéric, RAZAFINIRINA Sylvie, R. Tolojanahary Xavier, RASOAZANANY Marie, RANDRIAMAMONJY Ifanomezantsoa, RAHANDOMPIFALIANA Hanitriniah Fiononana, RAMANANDRAIBE Fandresena Mamy Suzannah, R. Tolojanahary Xavier, RANAIVOARISON Njara Jean Freddy, RAKOTOZAFY Tsilavinahary Nambinintsoa, RANAIVOSON Herizo Herilantonirina, RAZAFINDRANAIVO Tiana, LALAOARISOA Fanjaniriana Henriette, RANDRIAMANANTENA, RAZAFIMANANTSOA Zolalaina Stivie, ANDRIAMADY Tony Christian, ANDRY Iangotiana Patrice Hervé, RAMAMONJISOA Géraldo Walter, RASOARINORO Marthe, RAZAKARIVONY Solohery Fiononana, RAKOTONDRAVELO Navalona, RALOVANOMENJANAHARY, ANDRIANTSIRESY Hamerson, RANDRIANARISOA Harinosy Herintsoa, RAKOTOSON Nantenaina, FANASINA, RAKOTOARISON Jean Eric Serge, RAZAFINIRINA Sylvie, RANAIVOSON Jean Mickaël, RALIJAONA Voahirana Nirina, TONGANIRINA Maxime Faralahy, RAKOTONIRINA Almand, RABARY Tieri, RAKOTOARIVAO Himod Faliara, RANDRIANIRINA Lin Jo, FANOMEZANTSOA Maxime, BETTINO Orlando, RANDRIATSITOHAINA Cedric, RAZAFIMAHEFA Fidèle, RAKOTOMALALA Jean Claude Eugene, RAMBOAZAFY Michel, MANDAY SOA, RAHARIMALALA Clarisse, RAVOLOLOMALALA Patricia, RAZAFINDRAVOLO Koloina, RAHARISOA Victoire Annie Volaseheno, FENONIRINA Jean Salvator, AMANANDRAIBE A., RAZANABOLA Willer, RAKOTOARISON Marien Benjamin, RABENANDRASANA Jean de Dieu, NOMENJANAHARY Hery, FITIAVANA Sandy Mickaëlle sy ANDRIAMIRADO Julia Antonio.

🔥 Ireto kosa ireo tsara vintana nahazo casquette :
VELONJARA Julio Hernandez, RAZAKANIAINA A. Toavina, MANJANAHARY Heriniaina Claudia, MAVILA Anzilfano, RAZAFINIRINA Sylvie, RAZAFINDRAFARA Christine, Gaston
RIANTSOA Alida, RABETAFIKA Richard Maminiaina, RAHARISOA Eulalie Norotiana, HERY, RAZAFINIRINA Sylvie, RATONGANISANA Victoire, SAFIDY LALAONDRENIBE Madeleine, RAKOTONDRABE Maminirina Fredy, RANDRIANARIMANANA Heriniaina, Fanomezantsoa, RAZAFIMANANTSOA Richard, RATELOMANANA, RATSIRAFESINA Harinoro Safidimalala, TOJO Rolland, ASAMIMANANA Herisetra Maurice, RAHERINIRINA Germain Francisco, NOHENJANAHARY Ernestine, RAFANOMEZANTSOA Tolotriniaina, RAKOTONIRINA Nomena Lydia, MANANJARA,
RAMAHATOKY Tafitasoa, TOKY Fiononana, RAZANAMADRA, RANDIANIAINA Maminirina, RASOLOFOARIMANANA Fetraniaina Odiam, RANDRIANOMANANA Haja Charles, RAMAMONJISOA Herizo, SITRAKA Ny Aina, ARISON Tsiaro, R. Pascal, RAKOTONIARIVO Alida, RATSIMANDRESY Mialy, ANDRIAMIRADONIRINA Faly, RAKOTOARISON Richard, RAJARISON Harry, RAMANANTSARA Farasoa Tanjona Sandra, ANDRIANAIVO Ny Hasina, RATSIRAFESINA Harinoro Safidimalala, AHALIGNE Herman, VICTOR, RAVELOSATA Andrine Velotiana, RAKOTONANDRASANA Tiana, RASOARINIAINA N. Mirana, ATSINIAINA Marie Stéphanie, RAMIHAJAMANANA Romule, TANJONIAINA Fanomezantsoa Franco Patric, BEBE Noeline, RANDRIANARIVELO Feno Tina, RASOLOTIANA Tsinjoniaina, RASOARIVELO Jeanne Françoise, RAKOTOMIALY Hanitrarivo Arthur, RANAIVOZANANY Albert Denis, JAOTOMBO Julio, RANAIVOARISOA Tsioarana, ASINAVALONA Maria Angeline, RAZAFIARISON Raymond Jean Eric, RAMANANISALAMA Hery Lalaina, RAHARINORO Isabelle, ANDRIANANDRASANA Todisoa Michaël, RAFIDISON Fleury, RAKOTOARISON Andrianiaina Nino, HERIZAKA Fiononantsoa M.M, RANAIVOSON Joseph, NIRINARIJAONA Mitoela, RANAIVOARIJAONA Edmond, TOLOJANAHARY Jennie Nantenaina Olivia, ANDRIANAMBININA Mahefaniaina, RAKOTONDRINA Navalona, RAHARINIRINA Hasinjara Tatiana, RANDRIAMANANJARA Michaël, TANTELINIRINA Mitantsoa Brayan, RANDRIANARISONINA, RAZANATRANO Alexander, TODIJOH Jean Louis, RANDRIAMALALA Mamy Jean Thierry, RAMAHEFASON Denis Etienne, RAHARINORO Isabelle, RAHERY Nantenaina Jo Murielle, RAMANANTSOA Alain Tiana Mario, RAKOTOMALALA Narindra, RAKOTOMALALA Rado Ny Rina, RAZANAJAO Perline, RASOAMANANJARA S. Adeline, RANDRIANALA Andoniaina Sylviane, RASOARIVONY Miarivola, RANDRIARISON Fernando, HERIHAJA Hanitriniaina Sylvia, YOLANDE Florentine, RABESON Hajatiana Daniel, NIRINA, MANDAISOA, ANDRIAMAMPIANINA Hajanirina, RAVELOARISON Nirina, Nomenjanahary sy JUDEL.

Aza adino ny karapanondro!

Mirary faran'ny herinandro sambatra ho antsika rehetra ! Aza adino ny mitondra guitara sy ireo namana ary ireo rhum Anka...
26/07/2025

Mirary faran'ny herinandro sambatra ho antsika rehetra ! Aza adino ny mitondra guitara sy ireo namana ary ireo rhum Ankarana Drinks.

Address

Lot H73 Bis Ambohidratrimo
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 14:00

Telephone

+261320717484

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankarana Drinks Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ankarana Drinks Ofisialy:

Share