19/08/2026
🚚 MOVEUP LIVRAISON — ETO FOANA HO ANAO! 📦
MoveUp Livraison dia mbola eto ary vonona hanatitra ny commande-nao haingana sy am-pitandremana. 💪
📦 Livraison colis
🛍️ Maka commande any amin’ny magasin / boutique
🍔 Livraison repas
📄 Livraison documents
🎁 Livraison petits colis
🏠 Livraison à domicile
⚡ Ny tanjonay : Entinay haingana, azo antoka ary mora aminao.
📍 Zone : **Antananarivo sy ny manodidina **
📲 Raha mila livraison ianao dia alefaso aminay ny:
➡️ Toerana hakana ilay colis
➡️ Toerana hanaterana azy
➡️ Karazana colis
💬 Aza misalasala mandefa MESSAGE PRIVÉ amin’ny page.
MOVEUP LIVRAISON
🚴♂️ Entinay haingana, azo antoka.