LOVA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LOVA, Madagaskar, Antananarivo.

Samy manao izay tiany oa eto Mada gougou๐Ÿ˜…๐Ÿ˜ช
09/05/2026

Samy manao izay tiany oa eto Mada gougou๐Ÿ˜…๐Ÿ˜ช

15/04/2026

Ho anareo Barรงa reo , JOBILY faha 12taona ๐ŸŽŠ aloha ankalazaina fa tsy maresaka amiko eoo.๐Ÿ˜ก

06/04/2026

Mitandrema ihany fa be mamomamo ny lalana any ๐Ÿซข

06/04/2026

Efa andalana hody daolo ve ? Sa mbola any anaty ala rehetra any ๐Ÿ˜… ?

๐ŸšจVaovao tselatra ๐ŸšจL'Union africaine a interdit  l'avion privรฉ de l'ancien prรฉsident malgache Andry Nirina Rajoelina de s...
16/02/2026

๐ŸšจVaovao tselatra ๐Ÿšจ

L'Union africaine a interdit l'avion privรฉ de l'ancien prรฉsident malgache Andry Nirina Rajoelina de survoler l'espace aรฉrien รฉthiopien. Ce dernier avait souhaitรฉ participer ร  une rรฉunion en ร‰thiopie, mais la prรฉsidence de l'Union africaine a clairement indiquรฉ que seul le chef d'ร‰tat en exercice peut assister aux rรฉunions de l'UA. L'ancien prรฉsident avait annoncรฉ son intention de se rendre ร  Addis-Abeba en jet privรฉ, ce qui lui est dรฉsormais interdit.

____๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ____

Noraran'ny Vondrona Afrikana tsy hanidina ambonin'ny habakabaka Etiopiana ny fiaramanidina manokan'ny filoha Malagasy teo aloha, Andry Nirina Rajoelina. Nanantena ny hanatrika fivoriana any Etiopia i Rajoelina, saingy nohazavain'ny fiadidian'ny Vondrona Afrikana fa ny filoham-pirenena amin'izao fotoana izao ihany no afaka manatrika ny fivorian'ny Vondrona Afrikana. Nanambara ny fikasany handeha ho any Addis Ababa amin'ny fiaramanidina manokana ny filoha teo aloha, izay voarara ankehitriny.

Aza Adino Ny mi-abonnรฉ sy manaraka ny pejy ๐Ÿ™๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช๐Ÿ™โค๏ธLOVA

๐Ÿ”ถNosavaina ny tranon'ny zanak'i Mamy Ravatomanga sy ny an'ny mpiasany 1 ao avaratr'i Maurice, omaly.Ary androany (aty Ma...
22/10/2025

๐Ÿ”ถNosavaina ny tranon'ny zanak'i Mamy Ravatomanga sy ny an'ny mpiasany 1 ao avaratr'i Maurice, omaly.

Ary androany (aty Madagasikara) dia, savaina ihany koa ny MSA eny Andakana, an'i Mamy Ravatomanga.

Radio One (Maurice)
LOVA

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ด๐—™๐—œ๐—™๐—”๐— ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—›๐—˜๐—™๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ  #๐—ฃ๐—ฅ๐—”๐—œ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ง๐—˜๐—ข ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—œ  #๐—›๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—” ๐—ฅ.Tanterahina eny aminโ€™ny lapanโ€™i   ami...
22/10/2025

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ด๐—™๐—œ๐—™๐—”๐— ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—›๐—˜๐—™๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ #๐—ฃ๐—ฅ๐—”๐—œ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ง๐—˜๐—ข ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—œ #๐—›๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—” ๐—ฅ.
Tanterahina eny aminโ€™ny lapanโ€™i aminโ€™izao ny fifamindram-pahefana eo aminโ€™ny Praiminisitra teo aloha sy ny Praiminisitra vaovao .

๐Ÿ”ฅโ—๏ธPRAIMINISITRA โ—๏ธ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ›‘Amin'ny 5 ora hariva no ho voatendry ny Praiminisitry ny Fiadidiana ho an'ny Fanavaozana ny Repobli...
20/10/2025

๐Ÿ”ฅโ—๏ธPRAIMINISITRA โ—๏ธ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ›‘Amin'ny 5 ora hariva no ho voatendry ny Praiminisitry ny Fiadidiana ho an'ny Fanavaozana ny Repoblika.

๐Ÿ›‘ Hambara amin'ny fomba ofisialy eny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha.
LOVA

๐Ÿ“ Nangataka tamin'ireo mpitondra fivavahana mba tsy hisalasala hanoro lalana sy hanitsy ny tsy mety ataony amin'ny fitan...
20/10/2025

๐Ÿ“ Nangataka tamin'ireo mpitondra fivavahana mba tsy hisalasala hanoro lalana sy hanitsy ny tsy mety ataony amin'ny fitantanana ny firenena ny Filoham-panjakana ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ž๐ฅ๐ฒ ๐Œ๐ข๐œ๐ก๐š๐žฬˆ๐ฅ ๐‘๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐ˆ๐‘๐ˆ๐๐€.

โญ• Tonga niara niombom-bavaka tamin'ireo mpino FJKM nandritran'ny fanompoam-pivavahana teny amin'ny FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana vaovao moa ny tenany omaly.

โ€ผ๏ธ Hiasan'ny ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† aloha ny ao amin'ny lapam-panjakana ๐—œ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ izao tolakandro izao vao hiditra tanteraka ny Filoham...
19/10/2025

โ€ผ๏ธ Hiasan'ny ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† aloha ny ao amin'ny lapam-panjakana ๐—œ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ izao tolakandro izao vao hiditra tanteraka ny Filoham-panjakana vaovao ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Source : RTA

Address

Madagaskar
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LOVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share