Rire Plus+

Rire Plus+ Le rire est la musique de l'âme.

07/01/2026
06/01/2026

Meilleur agent immo
➡ Century 21 : Partout wn France et proposent des services d'achats, de vente et location
☑ +33######x

➡ Lafôret immo : plus de 720 agences immo
☑ +33######x

❗️ Nisy lehilahy iray nanana sipa telo🫣. Tsy fantany hoe iza amin'ireo no tena tsara alaina vady. Dia nanao test izy.👉 N...
28/08/2024

❗️ Nisy lehilahy iray nanana sipa telo🫣. Tsy fantany hoe iza amin'ireo no tena tsara alaina vady. Dia nanao test izy.

👉 Nanao retrait 300.000Ar izy, ary nomeny 100.000Ar tsirairay ilay vehivavy

1. Ilay vehivavy voalohany avy dia niditra salon de beauté hanao manjamanja sy nividy akanjo
🫶 V1 : Nanao manjamanja aho mba hoanao irery ihany satria tena tiako ianao
L : Ok merci 😍

2. Ilay vehivavy faharoa nividy sakafokafo mba hiarahan'izy roa mihinana sy misotrosotro
🫶 V2 : Nividy an'ireto sakafo sy revirevy ireto aho mba hiarahantsika mifaly satria tena tiako ianao
L : Ok merci 😍

3. Ilay vehivavy fahatelo kosa nividy entana mba hoamidy dia mitombo ny vola.
🫶 V3 : Nahodiko ilay vola dia efa *3 izy zao mba hananatsika vola foana satria tena tiako ianao
L : ok merci 😍

👉 Naka fotoana nandinihana ela dia ela ilay lehilahy. Afaka iray volana, mbola tsy tapak'evitra ihany izy ary mbola nandinika roa volana taorian'izay. Ary tapaka ny heviny fa izay be nono sy dodosy ndrindra no vadiany 😂😂

😂😂🤣 Miala tsiny aminao aho ry RADA.... anAbonneo ny page, inviteo ny amis... 🙏😂
27/08/2024

😂😂🤣 Miala tsiny aminao aho ry RADA.... an

Abonneo ny page, inviteo ny amis... 🙏😂





😂😂😂😂 Mampahery antsika RAD hampiditra pianatra amin'izao fotoana izao ny Rire Plus+
26/08/2024

😂😂😂😂 Mampahery antsika RAD hampiditra pianatra amin'izao fotoana izao ny Rire Plus+




🤣🤣🤣🤣 Mirary faran'ny herinandro feno rire plus daholo ee
24/08/2024

🤣🤣🤣🤣 Mirary faran'ny herinandro feno rire plus daholo ee



😂😂 Vetivety aloha ry pihinana fromage isany an.. 🤣👉 Partageo dia araho foana ny pejy fa tsy hanenenanao oa 👌
21/08/2024

😂😂 Vetivety aloha ry pihinana fromage isany an.. 🤣

👉 Partageo dia araho foana ny pejy fa tsy hanenenanao oa 👌



😂😂😂 Avadibadio impito ny lela vo manotany fa mahasorena ndraindray  😂😡😡Abonneo ny page, 👍👍👍
20/08/2024

😂😂😂 Avadibadio impito ny lela vo manotany fa mahasorena ndraindray 😂😡😡

Abonneo ny page, 👍👍👍



😂😂😂 Ahoana ny sergent any aminareo any ? Mirary herinandro vaovao feno   sy fasalamana hoanareo..Aza adino ny manaraka n...
19/08/2024

😂😂😂 Ahoana ny sergent any aminareo any ?

Mirary herinandro vaovao feno sy fasalamana hoanareo..
Aza adino ny manaraka ny pejy, inviteo daholo ny namana hanaraka ny pejy fa izao fiainana izao dia mila fiomehezana matetitetika 😂😂😉.


😂😂🤣 Aza tantaraina zany ny ady mafy atrehina 🤣Abonneo ny page, dia mba zarazarao amin'ny namana raha te hi rire plus foa...
17/08/2024

😂😂🤣 Aza tantaraina zany ny ady mafy atrehina 🤣

Abonneo ny page, dia mba zarazarao amin'ny namana raha te hi rire plus foana nareo 👍

😂😂🤣 Madama pitsara ôh 🤣Abonneo ny page, dia mba zarazarao amin'ny namana raha te hi rire plus foana nareo 👍
16/08/2024

😂😂🤣 Madama pitsara ôh 🤣

Abonneo ny page, dia mba zarazarao amin'ny namana raha te hi rire plus foana nareo 👍

😂😂 Pour bien finir 😂Abonneo ny page dia partageo raha te hi rire plus foana 👍
15/08/2024

😂😂 Pour bien finir 😂

Abonneo ny page dia partageo raha te hi rire plus foana 👍

Address

Nanisana
Antananarivo

Telephone

+261340999571

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rire Plus+ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share