Vary Manitra Mme rose

Vary Manitra Mme rose LA QUALITE FAIT LA DIFFERENCE

Efa tonga ny arrivage VARY MANITRA Mandame Rose Vague manaraka 🍚 🌾 @ lay kalitao avo lenta hatrany an! 😍 Manitra tsara, ...
28/07/2026

Efa tonga ny arrivage VARY MANITRA Mandame Rose Vague manaraka 🍚 🌾 @ lay kalitao avo lenta hatrany an! 😍
Manitra tsara, sady lavalava tsara ny vary✨
• Misaotra an’ireo efa nandefa commande izahay, efa vonona daholo ny commande anareo, efa manomana ny livraison izahay zao 📦 🚚

Omeo fahafampo ny fianakaviana miaraka @ VARY MANITRA Madame Rose, mahavoky tsara mitovitovy @ Riz Basmati 🌾 nefa mora lavitra.

Alefaso dieny zao ary ny commande nao. 5Kg minimum de commande.
~ Manao livraison izahay manerana an’i Madagasikara 🇲🇬
~ Afaka Manao récupération ihany koa.

📞 Contact : 032 01 407 04
Whatsapp : 032 02 301 13

✅️ Tonga ny arrivage VARY MANITRA Mme rose  mora hatrany..**Vary-Vao, manitra tsara avy avatratra.Mitovitovy @ Riz Basma...
28/06/2026

✅️ Tonga ny arrivage VARY MANITRA Mme rose mora hatrany..

**Vary-Vao, manitra tsara avy avatratra.
Mitovitovy @ Riz Basmati, tsara hoanina sady mahavoky tsara.

Efa maro no mahay azy sy efa nanjifa tato aminay ka andramo kely anie dia hoitanao ny tsirony. 😉

Afaka manao livraison Tana/Province à partir de 5kg sy afaka atao recupération ihany koa. 🚚 📦

Mandefasa mp raha hi commande na antsoy ny laharana 032 01 407 04

Prix : 5 000ar le kg

~ Hitsena ny erinandro vaovao indray isika miaraka @ VARY MANITRA Mme Rose de DIANA any antokatrano. 🍚🌾Afaka ampiarahana...
08/06/2026

~ Hitsena ny erinandro vaovao indray isika miaraka @ VARY MANITRA Mme Rose de DIANA any antokatrano. 🍚🌾
Afaka ampiarahana @ izay laoka ankafizintsika rehetra izy 🍛.

Sady tsara hoanina izy no mahavoky 🤤 Mampazoto homana tsara 😋 Mety ho an’ny fianakaviana rehetra na ny kely na ny lehibe ~ Eny fa na ny vehivavy mitondra vohoka aza dia afaka mihinana azy sady manome tanjaka ny reny sy ny zaza 🥰

🛒 Raha hi-commande :
[Mandefasa MP 📩 na antsoy ny laharana 📞 032 01 407 04]

……..Manao livraison 🚚 manerana an’i Madagasikara 🇲🇬

Qualité Assurée ✅

Efa tonga ny arrivage « VARY MANITRA Madame Rose » pure tsy mifangaro.afaka mandray commande izahay, aza tara sao lany s...
06/06/2026

Efa tonga ny arrivage « VARY MANITRA Madame Rose » pure tsy mifangaro.
afaka mandray commande izahay, aza tara sao lany stock !

Afaka miditra MP avy hatrany na miantso ny laharana :
Contact 032 01 407 04

Livraison manerana an’i Madagascar 🇲🇬

Vente de riz parfumé Mme rose.Passez voz commandes en mp
02/06/2026

Vente de riz parfumé Mme rose.
Passez voz commandes en mp

Address

Tana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vary Manitra Mme rose posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share