Ya Tou’

Ya Tou’ Vente de divers articles: électroménager- Produits de beauté- articles bébé�- décoration etc

Efa manomana livraison an’ny herinandro vaovao indray izahay … Iza koa no hanaterana ? 😉MINI VENTILATEUR portable, charg...
10/11/2024

Efa manomana livraison an’ny herinandro vaovao indray izahay … Iza koa no hanaterana ? 😉

MINI VENTILATEUR portable, chargeable (câble inclus) , à 03 vitesses

☑️ Prix : 15.000 Ar
☑️ Couleurs disponibles : Bleue , Vert , Rose , Violet
☑️ Frais de livraison : à partir de 3.000 Ar
☑️ Commande : MP ou 032 71 800 25

(C) YA’TOU MDG

Zakanao ngah ny hafanana, raha tsy misy ny rivodrivotra ? 😝🌬️Aiza daholo ny mponin’i Tamatave ? Aiza koa ny mpijery Maku...
01/11/2024

Zakanao ngah ny hafanana, raha tsy misy ny rivodrivotra ? 😝🌬️
Aiza daholo ny mponin’i Tamatave ? Aiza koa ny mpijery Makua Festival ? 👀

15.000ARIARY fotsiny anie ilay MINI VENTILATEUR portable eeeh 🤩 Aza matahoatra koa fa chargeable izy, sady efa misy câble miaraka aminy !

Araraoty fa efa vitsy sisa ny ao am stocks dia ela ela indray vao misy arrivage !!!

Manao livraison , Mandefa amin’ny faritra 📦

Commande : MP na 032 71 800 25

(C) YA’TOU MDG

31/10/2024

AO TSARA VE MIAMIIIII ? 🤔

Tonga eto Tamatave ny équipen’i Ya Tou zao aaanhhhh 👋 !

Tsy aleo mividy MINI VENTILATEUR aloha mba hampangatsitsiaka amin’izany hafanana be izany ?

- Chargeable izy (efa misy câble miaraka aminy)
- Portable izy (azonao hoentina mandendeha manaraka anao)
- À 03 vitesses izy (réglable tsara)

PRIX : 15.000 ARIARY fotsiny 🤩

Alefaso ny commande : MP , na 032 71 800 25

MAMY BE RY RETO IANAREO AAAH 🥰 !Kely sisa dia ho RUPTURE sahady ny STOCK an’ny MINI VENTILATEUR anay 😯😅Vitsivitsy sisa  ...
29/10/2024

MAMY BE RY RETO IANAREO AAAH 🥰 !
Kely sisa dia ho RUPTURE sahady ny STOCK an’ny MINI VENTILATEUR anay 😯😅

Vitsivitsy sisa no dispo ato zao anh :
15.000 Ar ilay sans motif (03 vitesses)
13.000 Ar ilay misy motif fruit kely (01 vitesse)

MERCI BEAUCOUP HO AN’IZAY EFA NIVIDY REHETRA ♥️

Alefaso haingana ny commande ho anareo izay mbola tsy nahazo ! MP avy hatrany , na afaka miantso 032 71 800 21 .

Manao livraison . Mandefa amin’ny faritra

(C) YA’TOU MDG

Ireto koa mbola misy karazany hafa...Ventilateur portable chargeable efa mitsotsoka mangatsiatsiaka tsara mihitsy. Misy ...
29/10/2024

Ireto koa mbola misy karazany hafa...
Ventilateur portable chargeable efa mitsotsoka mangatsiatsiaka tsara mihitsy. Misy jiro kely azo atao veilleuse...
Manomboka 45000ar- 85000ar.
Mandefa any amin'ny faritra.
Manao livraison: frais à partir 2000ar

28/10/2024

Mafana Mafana Mafanaaaaa 🥵 ?

MINI VENTILATEUR portable et chargeable no vahaolana 😝
15.000ARIARY monja dia mahazo azy !
Afaka réglena tsara ny vitesse-ny
Misy couleurs 03 ireo , safidio izay mety aminareo !

Manao livraison , Mandefa amin’ny faritra 📦

Alefaso ny commande :
📞 032 71 800 25
📩 MP

(C) YA’TOU MDG

28/10/2024

Mafana be ilay andro eeeeh ? 🥵
Tsy aleo mba asiana ventilateur kely mba hampangatsiatsiaka ? 💨

13.000ARIARY fotsiny anie ny vidin’ilay MINI VENTILATEUR portable et chargeable eh !!!
Mafatifaty kely , sady misy couleurs sy motifs azo isafidianana tsara 🤩

( Manao livraison , mandefa amin’ny faritra )

Alefaso ny commande :
📞 032 71 800 25
📩 MP

(C) YA’TOU MDG

EEEEE OOOOO … MAFANA AAAAAH 🥵 !! Mafana be izao ny andro !! Ireto indray ny entana vaovao antsika amin’izao hafanana be ...
26/10/2024

EEEEE OOOOO … MAFANA AAAAAH 🥵 !!

Mafana be izao ny andro !! Ireto indray ny entana vaovao antsika amin’izao hafanana be izao :

MINI VENTILATEUR portable chargeable 💨
- Pratique be, azo entina anaty poketra kelikely.
- Azo atao tsara eo amin'ny bureau.

PRIX :
- à 3 vitesses : 15 000 Ar
- à 1 vitesse 13 000 Ar

PRIX DE GROS : 12.000 Ar /14 000 Ar ( Maka anankiroa dia efa mahazo prix de gros anh 😉 )

Manao livraison : frais à partir 2 000 Ar
Afaka mandefa amin’ny faritra
Afaka manao récupération en ville ihany koa

Contact: 032 71 800 25

(C) YA’TOU MDG

Address

Mahatony Ivandry
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ya Tou’ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category