Cake O’Clock Mdg

  • Home
  • Cake O’Clock Mdg

Cake O’Clock Mdg � Gâteau et Dessert fait maison �

Fa tsy ampy anie io rehefa zaraina, satry hinana foana😆😆Rapitso no farany amin’ilay lalao Giveaway an😃😃
18/08/2026

Fa tsy ampy anie io rehefa zaraina, satry hinana foana😆😆

Rapitso no farany amin’ilay lalao Giveaway an😃😃

🌸🌸Have a nice weekend🍰🤗Mbola prix de lancement foana ilay Cheesecake an😃😃
15/08/2026

🌸🌸

Have a nice weekend🍰🤗

Mbola prix de lancement foana ilay Cheesecake an😃😃

Ary maninona moa raha atao cadeau indray ilay Cheesecake eh? 🎉🍰Amzay mba izay tsara vintana dia mahazo azy. Lasa ary, at...
14/08/2026

Ary maninona moa raha atao cadeau indray ilay Cheesecake eh? 🎉🍰

Amzay mba izay tsara vintana dia mahazo azy.

Lasa ary, ataotsika Giveaway: Cheesecake pour 6 à 8 pax.

1️⃣ Asiana réaction ❤️ ny sary sy ny Page

2️⃣ Asiana commentaire Cheesecake sady identifié-nao ny namanao izay tianao hizara azy miaraka aminao.

3️⃣ Partager-na en mode public ilay publication.

📆 Ny Alarobia 19 Aout no farany fandraisana anjara ary ho ataotsika fisarihana izay tsara vintana.

Alefa ary ooooh🍰

🇲🇬 Satria tianay ho any New York daholo ianareo dia hanaovanay prix de lancement aloha ny Cheesecake😉😁Ka inona indray ar...
11/08/2026

🇲🇬 Satria tianay ho any New York daholo ianareo dia hanaovanay prix de lancement aloha ny Cheesecake😉😁

Ka inona indray ary no andrasanao tsy hanandrana?

📆 Commande 24h avant.
🇺🇸 Since we’d love for all of you to experience New York, we’re offering a special launch price for our Cheesecake! 😉😁

So, what are you waiting for? Come and give it a try! 🗽🍰

📆 Orders must be placed 24 hours in advance.

🇲🇬 Ianareo ve efa tany New York? 🗽🍰Raha mbola tsy tany dia andramo anie ity Cheesecake ity fa tena mitovy amin’ny efa ta...
09/08/2026

🇲🇬 Ianareo ve efa tany New York? 🗽🍰

Raha mbola tsy tany dia andramo anie ity Cheesecake ity fa tena mitovy amin’ny efa tany ihany.

Eny fa na efa tany aza dia mampatsiaro ny New York Style Cheesecake ny tsiron’izy ity.
🇺🇸 Have you ever been to New York? 🗽🍰

If you haven’t, try this cheesecake—it tastes just like the real New York experience!

And even if you’ve already been there, one bite of this cheesecake will take you right back to that classic New York-style cheesecake taste.

Alefa ary 😍🌺Red Velvet Cream Cheese🌺 ilay ho ataotsika Vente Flash amin’ny Weekend izao. (Tsy tena Flash moa zany fa ila...
23/03/2026

Alefa ary 😍

🌺Red Velvet Cream Cheese🌺 ilay ho ataotsika Vente Flash amin’ny Weekend izao. (Tsy tena Flash moa zany fa ilay izy ary ity tenenina mialoha be🤣🤣)

💰 11.000 Ariary la portion.
🍰 2 portions no miminum de Commande.
🛵 Samedi après midi ny livraison, frais à partir de 5.000 Ariary.

Jeudi zao no farany fanaovana commande avec acompte 50% pour confirmation.

Alefaso mialoha ary ny commande fa vitsy ihany no afaka atao.

🌸🌸

Chocolate🍫Chocolate Fudge Cake, Couverture crème Diplomate VanilleHave a sweet Sunday 🌸
22/03/2026

Chocolate🍫
Chocolate Fudge Cake, Couverture crème Diplomate Vanille
Have a sweet Sunday 🌸

Ela loatra ….Tianareo ve raha asiana Vente Flash isaky ny Weekend?🤩Dia amzay afaka mihinana foana fa tsy miandry ela be😆...
21/03/2026

Ela loatra ….

Tianareo ve raha asiana Vente Flash isaky ny Weekend?🤩

Dia amzay afaka mihinana foana fa tsy miandry ela be😆

Araho ary ny page fa manomboka amin’ny heriny dia afaka hanaterana gâteau any antrano ianareo atao dessert rehefa Weekend🥰

Fa androany aloha mba mitsiriritra sary kely fotsiny🥲

Cup Cakes theme Rose er Blanc🧁

Forever and always team Red Velvet Cake Cream Cheese 🍰🤤🥰Tena mbola tsy afaka mandray commande aloha fa dia mbola miaraka...
17/01/2026

Forever and always team Red Velvet Cake Cream Cheese 🍰🤤🥰

Tena mbola tsy afaka mandray commande aloha fa dia mbola miaraka mankafy sary fotsiny aloha tsika🥲
Nice Saturday🌸🌸

Hellooo🌸🌸Misasaka sahady ilay Janvier eh?🤣🤣Anisan’ny zavatra iray tena tiako ny mandeha Salon de Thé dia manandrana ny C...
16/01/2026

Hellooo🌸🌸

Misasaka sahady ilay Janvier eh?🤣🤣

Anisan’ny zavatra iray tena tiako ny mandeha Salon de Thé dia manandrana ny Café anzareo🥰😁

Fa avy eo moa manana ilay “Favorite Place” foana avy eo😅🤣

Ity zao tao amin’ny Coffee Shop & Bakery by Radisson Blu ❤️

Address

Antananarivo 101

Telephone

+261346227042

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cake O’Clock Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service?

Share