Les délices d' Il’Aina

Les délices d' Il’Aina | Projet solidaire porté par une jeune entrepreneuse de 13 ans atteinte d'insuffisance rénale chronique sévère

REKO BAND 🥰🥰🥰Nofinofy iray tanteraka nohon'ny fisian'ity olona mahafinaritra be ity 😍😍😍😍😍Tena mankafy Reko Band be za sa...
17/09/2026

REKO BAND 🥰🥰🥰

Nofinofy iray tanteraka nohon'ny fisian'ity olona mahafinaritra be ity 😍😍😍😍😍

Tena mankafy Reko Band be za satria ny tononkira rehetra dia manosika ahy ho tsara kokoa hatrany ary manaitra ahy mba hizara izay mety ilain'ny olona manodidina ahy mba handrosoany ihany koa 🥰🥰🥰

Reko Band 🥰🥰 amin'ny Alahady ny fotoana 🥰🥰🥰

Efa tsy andriko 😍😍😍😍

Mirary soa hatrany 🙏

Coucou nareo 🥰🥰🥰Te hanafatra antsika ankizy sy tanora fotsiny hoe aza mijanona mianatra fa tena ilaina ny mianatra. Jere...
10/09/2026

Coucou nareo 🥰🥰🥰

Te hanafatra antsika ankizy sy tanora fotsiny hoe aza mijanona mianatra fa tena ilaina ny mianatra. Jerevo sy fantaro ny tanjona sy ny nofinofy dia ataovy mifanintsy amin izay ny zavatra tiana ho hay 🥰🥰🥰

Mirary soa hatrany 🙏🙏🙏

Nahafinaritra ny fiarahana tamin ireo ankizy ireo ary fiandohana fotsiny ihany iny fa mbola betsaka ny zavatra ho atao m...
09/09/2026

Nahafinaritra ny fiarahana tamin ireo ankizy ireo ary fiandohana fotsiny ihany iny fa mbola betsaka ny zavatra ho atao miaraka amin ny association TIA HINA - Children Ministry 🥰🥰🥰🥰🥺🥺🥺🥺

Mankasitraka indrindra 🙏

06/09/2026

Mbola afaka mandefa commande ianareo hatramin'ny rahampitso maraina alohan'ny 8h00 ho an'ny livraison Talata 🥰

06/09/2026

Misaotra JieL JL mankahery hatrany 🥺🥺🥺💪💪💪

Coucou 🥰🥰🥰Tiako hazava aminareo fotsiny fa tsy manao fitadiavam-bola ny aretiko aho fa ireo amin'ny commentaire ireo no ...
05/09/2026

Coucou 🥰🥰🥰

Tiako hazava aminareo fotsiny fa tsy manao fitadiavam-bola ny aretiko aho fa ireo amin'ny commentaire ireo no fanazavana rehetra nahatonga ahy hanangana ny orinasa keliko ho fianarana hitantana, fanatratrarana ny tanjoko te ho lasa "Cheffe cuisinière", ary ho fanampiana ny vidin'ny dialyse, bilans sy fanafody izay tsy maintsy vidiana tompoko 🥺🥺

Ka raha manana vahaolana hafa ianareo dia raisinay an-tanandroa 🙏

Mankasitraka indrindra 🙏

FAHAIZANA MIFANDRAYNampihetsi-po ny fandraisana nataon'ny ankizin'ny TIA HINA - Children Ministry rehetra androany 🥺🥺🥺Ho...
05/09/2026

FAHAIZANA MIFANDRAY

Nampihetsi-po ny fandraisana nataon'ny ankizin'ny TIA HINA - Children Ministry rehetra androany 🥺🥺🥺

Hotahiana mihoatra izay teo aloha anie ianareo dia mba irariana samy ho tafita sy hahatratra ny tanjony ny tsirairay miaraka amin'ny fanampian' Andriamanitra 🙏🙏🙏

Mankasitraka tompoko 🙏

TIAKO RAHA MARO NY TANORA MALAGASY HANANA ORINASA 🥺🥺🥺Mahafinaritra ny mizara ny zavatra hay mba hisintomana ny hafa hisa...
05/09/2026

TIAKO RAHA MARO NY TANORA MALAGASY HANANA ORINASA 🥺🥺🥺

Mahafinaritra ny mizara ny zavatra hay mba hisintomana ny hafa hisandratra 🥺🥺🥺🥺

Mety ho nofy ve? Aleo tsy mijanona manonofy fa mifoha dia manomboka manatanteraka 🥺🥺🥺

Mirary soa ho an'ny ankizy sy ny tanora malagasy rehetra 🥺🥺🥺🙏🙏🙏

05/09/2026

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les délices d' Il’Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share