Sœurs Fashion

Sœurs Fashion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sœurs Fashion, Analamahitsy, Antananarivo.

🌟 DIVERS ARTICLES POUR BEBE, ENFANT et ADULTE 🌟
🫶 Votre bonheur fait notre réussite 🫶
☎️ 034 35 377 44
✅WhatsApp : +26134357744
🛵 Livraison: disponible Antananarivo et en province

30/06/2026

🌼Salama daholo🌼
Tsy hoe varimbarina kely izahay fa manomana zavatra tsara be ho anareo, hivoaka tsy ho ela ny arrivage manja be 🥰

🔥Encore cliente satisfaite 👌🔥👌Nareo afapo no fifalianay sady manosika anay hanomo ny tsara hatrany 🥰🚨 ALEFASO NY COMMAND...
24/06/2026

🔥Encore cliente satisfaite 👌🔥
👌Nareo afapo no fifalianay sady manosika anay hanomo ny tsara hatrany 🥰

🚨 ALEFASO NY COMMANDE-NAO ARY E🫵


.

🔥 CLIENTE SATISFAITE 🔥✅Cliente mafatifaty kely ,Nareo afapo no fifalianay 🥰,mankasitraka tompoko 🙏❤️ 🚨 MANDRAY COMMANDE ...
22/06/2026

🔥 CLIENTE SATISFAITE 🔥
✅Cliente mafatifaty kely ,Nareo afapo no fifalianay 🥰,mankasitraka tompoko 🙏❤️

🚨 MANDRAY COMMANDE HATRANY IZAHAY 🚨

.

21/06/2026

🥰Miarahaba ny ray rehetra amin'izao fetinareo izao🌼,Andriamanitra anie hombanareo amin'ny adidy sy andraikitra miandry anareo 🙏.

❌ VITSY SISA NO DISPO amin'ny jogging fa tongava MP aingana ❌,sady maika amoka arrivage tsika 🔥✅ Taille: M ,L dispo de s...
20/06/2026

❌ VITSY SISA NO DISPO amin'ny jogging fa tongava MP aingana ❌,sady maika amoka arrivage tsika 🔥

✅ Taille: M ,L dispo de suite, S dispo sur commande
✅ Couleur: marron, gris, blanc, grenat, bois de rose

😍Photo réel daholo 😍.

🚨 MANDRAY COMMANDE IHANY KOA 🚨
Mp ou 034 41 373 63/ 034 35 377 44.

19/06/2026

💯❤️🥰

🔥 Jogging manja be nefa mora 🔥 Ataotsika miala maina ny ririnina amin'ity 🥶 ✅ Tissus : 💯 jogging matevina be sady malefa...
19/06/2026

🔥 Jogging manja be nefa mora 🔥
Ataotsika miala maina ny ririnina amin'ity 🥶
✅ Tissus : 💯 jogging matevina be sady malefaka
✅ Taille : M, L disponible de suite 👌, taille S disponible sur commande 🔥.
✅ Couleur : marron 🤎, blanc 🤍, gris 🩶, bois de rose 🩷.

🚨 Prix 🚨: 26 000 Ar monja 📢
🚴 Livraison : Tana et province 👌
Mp ou ☎️ 034 35 377 44 ou 034 41 373 63.

17/06/2026

😍Salama daholo 😍
Efa manomboka mangatsiaka ny andro🥶 dia asintsika arrivage tsara be rapitso 🔥.

❌ ARRIVAGES TSARA BE, amin'ilay tsy mampino ny vidiny❌🌟Ho antsika izay miandry vahiny kely ,maro isafidianana ato aminay...
08/06/2026

❌ ARRIVAGES TSARA BE, amin'ilay tsy mampino ny vidiny❌
🌟Ho antsika izay miandry vahiny kely ,maro isafidianana ato aminay, anontanio zay mety,misy couleur rehetra ✅, amin'ny vidiny mora be⚠️
🚴Livraison Antananarivo sy @ Faritra
Mp ou ☎️034 35 377 44.

18/05/2026

🌼 Coucou les mamans 🌼 ireto avy ny akanjon-jaza ato aminay
✅ Peluche
✅ Bodofotsy keli
✅ Ensemble
✅ Brassière
✅ Drapeau et triangle sns.... Manao Livraison izahay 🚴 mandefa any amin'ny faritra 😍

Address

Analamahitsy
Antananarivo
101

Telephone

+261343537744

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sœurs Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share